Actualitรฉs > LAPAN' NY FITSARANA AMBATOFINANDRAHAN...

LAPAN' NY FITSARANA AMBATOFINANDRAHANA - HAREMBAKO-PIRENENA MIRAKITRA NY ELA

Ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข no miahy mivantana ny fikajiana ireo ๐’•๐’๐’†๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’—๐’‚๐’Œ๐’‚, ๐’—๐’‚๐’Œ๐’๐’Œ๐’‚, ๐’‰๐’‚๐’“๐’†๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’Œ๐’๐’Œ๐’‚ mitahiry harena ara-pomba sy kolontsaina malagasy aminโ€™ny faritra maro.Toromariky ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚ hatraminโ€™ny nandraisany ny fitantanana ny ๐™›๐™–๐™ข๐™š๐™ง๐™š๐™ฃ๐™–๐™ฃ-๐™ ๐™–๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™– ireny toerana ireny sy ny fikajiana azy noho izy vavolombelonโ€™ny tantaram-pirenena tsy azo hadinoina.Ao anatinโ€™ny fanatanterahana izany laharam-pahamehana izany no nanaovanโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข asa fanadiovana ny ๐˜“๐˜ข๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜๐˜ช๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, sy ny manodidina azy rehetra, izay nifandrimbonanโ€™ireo mpiara-miasa rehetra eo anivonโ€™ny Foibe Tahiry ยซ ๐™‡๐™Š๐™‘๐˜ผ๐™†๐™Š ยป, departemanta eo anivonโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข, manana ny birao fiasany etsy aminโ€™ny IVOKOLO Analakely.Hetsika natao ho ๐™›๐™ž๐™–๐™ง๐™ค๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™๐™ž๐™ ๐™ค๐™Ÿ๐™–๐™ฃ๐™– ny toerana manan-tantara tahaka itony, sady ho fandraisana andraikitra mivaingana aminโ€™ny fikajiana ny tontolo iainana sy ny ๐™ƒ๐™–๐™ง๐™š๐™ข๐™—๐™–๐™ ๐™ค-๐™ฅ๐™ž๐™ง๐™š๐™ฃ๐™š๐™ฃ๐™–.Tsy hijanona eo ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ fa hitohy aminโ€™ireo ๐™ซ๐™–๐™ ๐™ค๐™ ๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ง๐™š๐™ข๐™—๐™–๐™ ๐™ค๐™ ๐™– ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™š๐™ง๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™‰๐™ค๐™จ๐™ฎ ity hetsika fikojakojana ity ho fanandratana hatrany ny hasinโ€™ny kolontsaina malagasy, ary koa famerenan-kasina ireo toerambakoka sy harembakoka malagasy araka ny nambaranโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข hatrany.

LAPAN' NY FITSARANA AMBATOFINANDRAHANA - HAREMBAKO-PIRENENA MIRAKITRA NY ELA
LAPAN' NY FITSARANA AMBATOFINANDRAHANA - HAREMBAKO-PIRENENA MIRAKITRA NY ELA
LAPAN' NY FITSARANA AMBATOFINANDRAHANA - HAREMBAKO-PIRENENA MIRAKITRA NY ELA
LAPAN' NY FITSARANA AMBATOFINANDRAHANA - HAREMBAKO-PIRENENA MIRAKITRA NY ELA
LAPAN' NY FITSARANA AMBATOFINANDRAHANA - HAREMBAKO-PIRENENA MIRAKITRA NY ELA
LAPAN' NY FITSARANA AMBATOFINANDRAHANA - HAREMBAKO-PIRENENA MIRAKITRA NY ELA
LAPAN' NY FITSARANA AMBATOFINANDRAHANA - HAREMBAKO-PIRENENA MIRAKITRA NY ELA
Publie le 03/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs