Actualitรฉs > HANAO TANTSOROKA AMIN' NY FANOFANANA...

HANAO TANTSOROKA AMIN' NY FANOFANANA MPANAO GAZETY KARAKARAIN' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA SY HIROSO AMIN' NY FAMPITAOVANA NY HAINOAMANJERIM-PIRENENA NY UNICEF MADAGASIKARA

Ny 28 janoary 2026 teo no nampahafantarinโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚ ny fandaharanasanโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข hikarakara ๐™›๐™–๐™ฃ๐™ค๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™œ๐™–๐™ฏ๐™š๐™ฉ๐™ฎ sy fanamafisana fahaiza-manaonโ€™ny mpisehatra eo aminโ€™ny tontolonโ€™ny serasera, izay hikendrena ireo mpanao gazety ๐™ข๐™–๐™ฉ๐™ž๐™๐™–๐™ฃ๐™ž๐™ฃ๐™– manerana anโ€™i Madagasikara.Fantatra nandritra ny fihaonana teo aminโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข notroninโ€™ny ๐˜š๐˜ฆ๐˜ฌ๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ซ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ญ๐˜ช๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐‘น๐‘จ๐‘บ๐‘ถ๐‘ณ๐‘ถ๐‘ญ๐‘ถ๐‘จ๐‘น๐‘ฐ๐‘ฑ๐‘จ๐‘ถ๐‘ต๐‘จ ๐‘ด๐’Š๐’‚๐’“๐’š, sy ny ๐˜ด๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ-๐˜ต๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข eo anivonโ€™ny ๐—จ๐—ก๐—œ๐—–๐—˜๐—™ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ Ramatoa ๐‘ช๐’‰๐’“๐’Š๐’”๐’•๐’Š๐’๐’† ๐‘ฑ๐‘จ๐‘ผ๐‘ณ๐‘ด๐‘ฌ๐‘บ  androany 6 febroary 2026 fa vonona hanampy aminโ€™ny fanatanterahana io fandaharanasa fanofanana hotanterahina manerana ny Nosy io ny ๐˜œ๐˜•๐˜๐˜Š๐˜Œ๐˜ ๐˜”๐˜ข๐˜ฅ๐˜ข๐˜จ๐˜ข๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข mba hanamafisana ny ๐™›๐™ž๐™–๐™ง๐™ค๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™จ๐™– ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค๐™ซ๐™–๐™ฃ-๐™œ๐™–๐™ฏ๐™š๐™ฉ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ฉ๐™ž๐™๐™–๐™ฃ๐™ž๐™ฃ๐™–; fanohananaizay mariky ny ๐’‡๐’Š๐’—๐’†๐’“๐’†๐’๐’‚๐’โ€™๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’‚๐’“๐’‚๐’‰๐’‚-๐’Ž๐’Š๐’‚๐’”๐’‚ ๐’Š๐’๐’…๐’“๐’‚๐’š eo aminโ€™ny roa tonta. Ankoatra io dia voaresaka teto koa ny tetikasa ๐—ณ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ด๐—ฎ๐˜‡๐—ฒ๐˜๐˜† ho karakarainโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ka hanoloranโ€™ny ๐˜œ๐˜•๐˜๐˜Š๐˜Œ๐˜ ๐˜”๐˜ข๐˜ฅ๐˜ข๐˜จ๐˜ข๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข amboara ho anโ€™izay mendrika ny 10 aprily 2026 ho avy izao. Mazava ho azy ny ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† lalanร  ๐—บ๐—ถ๐—ณ๐—ฒ๐—ต๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ koa dia tafiditra anatinโ€™ny asa nifandinihanโ€™ny ๐˜œ๐˜•๐˜๐˜Š๐˜Œ๐˜ ๐˜”๐˜ข๐˜ฅ๐˜ข๐˜จ๐˜ข๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข sy ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข noho izy io miantoka ny fahalalahana maneho hevitra sy fahafahana misitraka vaovao ho anโ€™ny olom-pirenena.Fa ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ eo anelanelanโ€™ny 14 taona hatraminโ€™ny 35 taona maherinโ€™ny ๐Ÿฐ๐Ÿฎ.๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ koa no kendrena ao anatinโ€™ny tetikasa ๐™-๐™๐™š๐™ฅ๐™ค๐™ง๐™ฉ๐™š๐™ง๐™จ izay sehatra nomerika ampandraisana anjara ny tanora aminโ€™ny fiainam-pirenena  ka hisy ny fanamafisana ny anjara andraikitry ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข aminโ€™ny tombana sy fanatanterahana izany tetikasa vatsinโ€™ny ๐˜œ๐˜•๐˜๐˜Š๐˜Œ๐˜ ๐˜”๐˜ข๐˜ฅ๐˜ข๐˜จ๐˜ข๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข vola izany.Tomponandraikitra mafonja no niara-dalana tamin-dRamatoa ๐˜ด๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ-๐˜ต๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข nandritra ny fihaonana รดfisaly taminโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข androany, izay nahitana ny lehibenโ€™ny sampandraharahanโ€™ny serasera ๐˜œ๐˜•๐˜๐˜Š๐˜Œ๐˜ ๐˜”๐˜ข๐˜ฅ๐˜ข๐˜จ๐˜ข๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข Ramatoa  Chiara Frisone, ny tomponandraikitra misahana ny firotsahana ho fiovana ara-piarahamonina Cindy Thai Thien Nghia, sy ny maro hafa.Nohamafisina taminโ€™ity fotoana ity fa efa vonona ireo  fitaovana toy ny "รฉmetteurs" sy ny maro hafa hoentina  manangana ny tetikasa fampianarana sy fanabeazana aminโ€™ny alalanโ€™ny onjampeo ( ๐’†ฬ๐’…๐’–๐’„๐’‚๐’•๐’Š๐’๐’ ๐’‘๐’‚๐’“ ๐’๐’‚ ๐’“๐’‚๐’…๐’Š๐’) izay hanomezana fampianarana aminโ€™ny alalanโ€™ny radio ho anโ€™ny mpianatra ka hiroso aminโ€™ny famolavolana azy ny tekinisianina tarihinโ€™ny ny ๐˜›๐˜ข๐˜ญ๐˜ฆ ๐˜ซe๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ญ๐˜ช๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐‘น๐‘จ๐‘ฒ๐‘ถ๐‘ป๐‘ถ๐‘ด๐‘จ๐‘ณ๐‘จ๐‘ณ๐‘จ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’š ๐‘ด๐’‚๐’‰๐’†๐’‡๐’‚๐’๐’Š๐’“๐’Š๐’๐’‚, izay nandray anjara taminโ€™ny fihaonana androany, miaraka aminโ€™ ireo teknisiana avy aminโ€™ny ๐˜œ๐˜•๐˜๐˜Š๐˜Œ๐˜ ๐˜”๐˜ข๐˜ฅ๐˜ข๐˜จ๐˜ข๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ณ๐˜ขFarany dia hirosoana tsy ho ela ny fanatanterahana ny ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ผ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ง๐—ฉ๐—  ๐˜€๐˜† ๐—ฅ๐—ก๐—  araka ny volavolam-piaraha-miasa efa nofaritanโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข sy ny ๐˜œ๐˜•๐˜๐˜Š๐˜Œ๐˜ ๐˜”๐˜ข๐˜ฅ๐˜ข๐˜จ๐˜ข๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข.

Publie le 09/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs