Nanatanteraka ๐๐๐ซ๐ค๐ง๐๐๐ข๐๐ ireo mpikambana eo anivonโny OMDA taorianโny ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐ ny satanโny ๐ข๐ ๐๐ na ๐ถ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ (๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฆ ๐๐ข ๐ท๐๐๐๐ก ๐โ๐ด๐ข๐ก๐๐ข๐) izay nametrahana ny ๐ฟ๐ฎ๐ณ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ผ ahitana "Tale jeneraly" sy ireo "departemanta" telo vaovao vao napetraka ( ๐ท๐๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐ ๐ก๐๐๐ก๐๐ฃ๐, ๐น๐๐๐๐๐๐๐ฬ๐๐ ๐๐ก ๐๐๐ ๐ถ๐๐๐ก๐๐๐ก๐ , ๐ท๐๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐ก ๐๐ ๐ ๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐ฃ๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ , ๐ท๐๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐ ๐ฬ๐๐๐๐ก๐๐ก๐๐๐, ๐ท๐๐๐ข๐๐๐๐ก๐๐ก๐๐๐ ๐๐ก ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐๐๐๐๐๐ข๐๐ .). Nampahafantarina ny besinimaro nandritra ity Fivoriambe (AG) natao tetsy aminโny HAVORIA Anosy ity izany fanovana rehetra izany mba ho tatitra ho anโireo mpikambana eo anivonโny OMDA.Nandritra ity fotoana ity koa no nanamafisanโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ fa adisisika goavana nentiny tao anatinโny fotoana fohy nahavoatendry azy aminโny andraikitra maha minisitra, ๐๐ค ๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐จ๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐ค๐ฃ๐ฉ๐ค๐ก๐ค๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฟ๐ผ ny fahavitanโireo didim-panjakana roa natao ho ๐๐๐๐ง๐ค๐ซ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฏ๐ค๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ข๐ค๐ง๐ค๐ฃ๐, izay nankatoavinโny Fitondram-panjakana avokoa.Tonga nanotrona ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข nandritra ity Fivoriambenโny OMDA ity ireo tomponโandraikitra eo anivonโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข mpiahy, niaraka taminโny ๐๐ข๐ญ๐ฆ ๐๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐๐๐ ๐น๐จ๐ต๐ฑ๐จ๐น๐ฐ๐ฝ๐ถ ๐ฏ๐๐๐ notroninโireo Tale vaovao miisa telo.Mandritra ny Fivoriambe tahaka izao no anaovana ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ireo mpikambana eo anivonโny Filankevim-pitantananโny OMDA, ka lany nandritra ny fifidianana ireo solon-tenanโny mpamorona manaraka ireto : ๐๐ค๐ ๐๐๐ฎ ๐๐ค๐ฏ๐๐ ๐ : RANDRIANARISOA Germain (Rajery) - RAKOTOMAMONJY Mialimananoro Colombe ( Mialy RAKOTOMAMONJY)- RAKOTONAVORY Jimmy Hilarion (Lejim 415)๐๐ค๐ ๐๐๐ฎ ๐๐๐๐จ๐ค๐ง๐๐ฉ๐ง๐ : RAZANAJATOVO Andrianimerina Hobiana๐๐ค๐ ๐๐๐ฎ ๐๐๐ฃ๐ฉ๐๐ง๐ : RATOVOARISOA Line Marie (Nirina RNM)๐๐ค๐ ๐๐๐ฎ ๐๐๐ง๐๐ข๐๐๐๐ฉ๐จ๐๐ ๐ : RAZAFINDRAKOTO Martial๐๐ค๐ ๐๐๐ฎ ๐๐๐ง๐ฎ : RAFALINIRINA Andrianiaina ZoNandeha mivantana tany aminโny faritra hafa tahaka anโi ๐๐ข๐ฉ๐ข๐ซ๐ข๐ฏ๐จ๐ข, ๐๐ฏ๐ต๐ด๐ช๐ณ๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข,๐๐ฐ๐ญ๐ช๐ข๐ณ๐ข ny fotoana rehetra tao aminโny HAVORIA Anosy ka afaka nandray anjara ireo mpanakanto sy mpamorona avy any an-toerana.Tontosa nandritra ity fotoana ity koa ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo aminโny OMDA sy ny tranom-piantohana NY HAVANA.Taorianโny tatitry ny zava-bita sy ny tatitra ara-bola nadritra ny taona 2025, dia nisy ny fanampim-panazavana ho fantatry ny mpikambana avy aminโny orinasa MANOOVA sy ny Studio MG mahakasika ireo fivoarana ara-teknรดlรดjika eo aminโny sehatry ny asa iarahanโizy ireo.