Actualités > GADONA MALAGASY AVY AMIN' NY FARITRA...

GADONA MALAGASY AVY AMIN' NY FARITRA ATSIMO ANDREFANA NY TSAPIKY

Folo (10) mianadahy no tafiakatra amin'ny famaranana fifaninanana ny Tsinjaky Tsapiky izay nokarakarain'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolotsaina Atsimo Andrefana. Amin'ny Alarobia ho avy izao noho izany no ho fantatra izay hibata ny amboara amin'ity fifaninanana Tsinjaky Tsapiky ity, izay mifandray tanteraka amin'ny Festival Tsapiky ho tanterahina ny 27-28 Febroary ho avy izao eto Toliara

GADONA MALAGASY AVY AMIN' NY FARITRA ATSIMO ANDREFANA NY TSAPIKY
GADONA MALAGASY AVY AMIN' NY FARITRA ATSIMO ANDREFANA NY TSAPIKY
GADONA MALAGASY AVY AMIN' NY FARITRA ATSIMO ANDREFANA NY TSAPIKY
GADONA MALAGASY AVY AMIN' NY FARITRA ATSIMO ANDREFANA NY TSAPIKY
GADONA MALAGASY AVY AMIN' NY FARITRA ATSIMO ANDREFANA NY TSAPIKY
GADONA MALAGASY AVY AMIN' NY FARITRA ATSIMO ANDREFANA NY TSAPIKY
GADONA MALAGASY AVY AMIN' NY FARITRA ATSIMO ANDREFANA NY TSAPIKY
GADONA MALAGASY AVY AMIN' NY FARITRA ATSIMO ANDREFANA NY TSAPIKY
GADONA MALAGASY AVY AMIN' NY FARITRA ATSIMO ANDREFANA NY TSAPIKY
Publie le 19/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualités