nosantarin'ny minisitera tamin'ny ๐๐๐ง๐๐ฅ๐๐ง๐๐ข๐ฅ๐ ๐ ๐๐ง๐๐ง๐ฌ ๐ฆ๐๐๐ข๐๐ฌ sy fanentanana '๐ก๐๐๐ข ๐๐๐ ๐๐๐ฌ ๐๐ข๐๐ฌ ny hetsikaNatomboka androany 18 febroary 2026 tetsy amin'ny Lycรฉe Moderne Ampefiloha ny hetsika "LITERATIORA MITETY SEKOLY", fandaharanasan'ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข hoentina mamelona ny fitiavana ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐. Tafiditra ao anatin'ny hetsika marososona tontosain'ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข anamarihana ny ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฒ๐ป๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ ity natao androany ity hoy ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐.๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐ 10 sy ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐'๐๐๐๐๐๐๐๐ miisa 7 no nifarimbona tamin'ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข, nitafa mivantana tamin'ny mpianatry ny LMA- ๐ฟ๐ฆ๐๐ฬ๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐โ๐ an-jatony androany. Amin'ny maha fitaovana fanovozam-pahalalana ny boky, dia niara-dalana nidina an-tsehatra teo anivon'ny sekoly koa ny teo anivon'ny ๐๐ณ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ฌ๐ช๐ฎ-๐ฑ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ฆ๐ต๐ฐ ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข notarihin'nyny ๐๐ข๐ญ๐ฆ ๐๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏ๐บ ๐น๐จ๐ฝ๐ถ๐ต๐ฐ๐จ๐น๐ฐ๐บ๐ถ๐ต ๐ต๐๐ฬ๐ ๐ณ๐๐๐ nitondra ny fandaharanasa "๐ต๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐". Nanentanana ny mpianatra amin'ny fampitiavana ny vaky boky.Nampiavaka ny hetsika ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ nataon'ny mpanoratra sy ny mpianatra manan-talenta amin'ny fanoratana, ny filalaovana mivantana tantara fihaino amina onjampeo, izay nandraisan'ny mpianatra anjara hatrany. Narahana hafatra sy fanentanana mikasika ny fampiasana ny ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ izany rehetra izany, notronin'ny ๐๐ข๐ญ๐ฆ๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ณ๐ฐ๐ฃ๐ฐ๐ณ๐ฐ๐ฃ๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ต๐ฆ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ข๐ญ๐ข๐จ๐ข๐ด๐บ ๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ด๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ซ๐ ๐ฉ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ sy ny mpiara-miasa aminy izay mpikarakara ny hetsika. Hitohy isam-bolana ny hetsika literatiora mitety sekoly ary hitsidika sekoly maro.