Actualitรฉs > ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN'NY TENIN...

ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN'NY TENINDRENY


nosantarin'ny minisitera tamin'ny ๐—Ÿ๐—œ๐—ง๐—˜๐—ฅ๐—”๐—ง๐—œ๐—ข๐—ฅ๐—” ๐— ๐—œ๐—ง๐—˜๐—ง๐—ฌ ๐—ฆ๐—˜๐—ž๐—ข๐—Ÿ๐—ฌ sy fanentanana '๐—ก๐——๐—”๐—ข ๐—›๐—”๐— ๐—”๐—ž๐—ฌ ๐—•๐—ข๐—ž๐—ฌ ny hetsikaNatomboka androany 18 febroary 2026 tetsy amin'ny Lycรฉe Moderne Ampefiloha ny hetsika "LITERATIORA MITETY SEKOLY", fandaharanasan'ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ'๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข hoentina mamelona ny fitiavana ๐’๐’š ๐’•๐’†๐’๐’š ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’๐’Š๐’•๐’†๐’“๐’‚๐’•๐’Š๐’๐’“๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š. Tafiditra ao anatin'ny hetsika marososona tontosain'ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข anamarihana ny ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐˜† ity natao androany ity hoy ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚.๐‘ด๐’‘๐’‚๐’๐’๐’“๐’‚๐’•๐’“๐’‚ 10 sy ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’๐’‚๐’๐’‚๐’ ๐’•๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’“๐’‚ ๐’‚๐’'๐’๐’๐’‹๐’‚๐’Ž๐’‘๐’†๐’ miisa 7 no nifarimbona tamin'ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข, nitafa mivantana tamin'ny mpianatry ny LMA- ๐ฟ๐‘ฆ๐‘๐‘’ฬ๐‘’ ๐‘š๐‘œ๐‘‘๐‘’๐‘Ÿ๐‘›๐‘’ ๐ด๐‘š๐‘๐‘’๐‘“๐‘–๐‘™๐‘œโ„Ž๐‘Ž an-jatony androany. Amin'ny maha fitaovana fanovozam-pahalalana ny boky, dia niara-dalana nidina an-tsehatra teo anivon'ny sekoly koa ny teo anivon'ny ๐˜›๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜ช๐˜ฎ-๐˜ฑ๐˜ช๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฆ๐˜ต๐˜ฐ ๐˜”๐˜ข๐˜ฅ๐˜ข๐˜จ๐˜ข๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข notarihin'nyny ๐˜›๐˜ข๐˜ญ๐˜ฆ ๐˜‘๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ญ๐˜ช๐˜ฏ๐˜บ ๐‘น๐‘จ๐‘ฝ๐‘ถ๐‘ต๐‘ฐ๐‘จ๐‘น๐‘ฐ๐‘บ๐‘ถ๐‘ต ๐‘ต๐’๐’†ฬˆ๐’ ๐‘ณ๐’Š๐’—๐’‚ nitondra ny fandaharanasa "๐‘ต๐’…๐’‚๐’ ๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‚๐’Œ๐’š ๐’ƒ๐’๐’Œ๐’š". Nanentanana ny mpianatra amin'ny fampitiavana ny vaky boky.Nampiavaka ny hetsika ny ๐’‡๐’Š๐’‚๐’๐’•๐’”๐’‚๐’๐’‚ ๐’•๐’๐’๐’๐’๐’Œ๐’‚๐’๐’ ๐’”๐’š ๐’”๐’๐’‚๐’Ž nataon'ny mpanoratra sy ny mpianatra manan-talenta amin'ny fanoratana, ny filalaovana mivantana tantara fihaino amina onjampeo, izay nandraisan'ny mpianatra anjara hatrany. Narahana hafatra sy fanentanana mikasika ny fampiasana ny ๐’•๐’†๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š izany rehetra izany, notronin'ny ๐˜›๐˜ข๐˜ญ๐˜ฆ๐˜ฏ'๐˜ฏ๐˜บ ๐˜๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ช๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ฃ๐˜ฐ๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ฃ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ต๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ญ๐˜ข๐˜จ๐˜ข๐˜ด๐˜บ ๐‘จ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘ฐ๐‘จ๐‘ด๐‘ฐ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ซ๐’€ ๐‘ฉ๐’‚๐’Œ๐’๐’๐’‚๐’๐’‚๐’Š๐’๐’‚ sy ny mpiara-miasa aminy izay mpikarakara ny hetsika. Hitohy isam-bolana ny hetsika literatiora mitety sekoly ary hitsidika sekoly maro.

ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN'NY TENINDRENY
Publie le 19/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs