Rava nandritra ny fandalovanโny rivodoza GEZANI farany teo ny ๐๐๐๐ฃ๐๐ ๐๐๐ซ๐๐ฉ๐๐๐ฃ๐ Ampasimazava ao ๐ง๐ผ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ izay ๐๐ผ๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ผ mitahiry ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ao anatin'ny Faritra Atsinanana.Raha tsiahivina dia ny 24 desambra 2025 teo no tonga nitokana taminโny fomba ofisialy ity toerana miavaka maneho ny ๐ฆ๐๐ก๐ ๐ข๐ณ๐ฒ ๐๐ซ๐-๐ค๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ sady ๐ฆ๐จ๐ณ๐๐ ary ivon-toerana azo anaovana ๐ก๐๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐ ๐๐ซ๐-๐ฃ๐๐ฏ๐๐ค๐๐ง๐ญ๐จ ity ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ taorian'ny ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐ azy.๐ป๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ voarakotra zava-maniry miavaka ny ๐๐๐๐ฃ๐๐ ๐๐๐ซ๐๐ฉ๐๐๐ฃ๐ ao Ampasimazava, izay tantananโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ka hirosoana avy hatrany ny asa fanarenana ireo fotodrafitrasa ravanโny rivodoza sy famerenana tsikelikely ireo vakoka notehirizina tao.Samy ho jerena akaiky avokoa ireo ๐๐ผ๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ผ enina ao anatin'ny Faritra Atsinanana noho ny takaitra navelanโi GEZANI farany teo mba hahafahana manarina azy ireny.Fa mavesatra koa ny fahasibana aminโny Biraonโny ๐๐ช๐ต๐ข๐ญ๐ฆ๐ข๐ท๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐๐ต๐ด๐ช๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ao ๐ง๐ผ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ noho ny rivodoza farany teo. Ravanโi GEZANI manontolo ny Tragnoben'ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐๐ผ๐ร๐๐ผ 501 ka vaindohan-draharahanโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ny famerenana aminโny laoniny azy maika mba hahafahana miantoka ny fampitam-baovao tsy tapaka sy manohy ny raharaham-panjakana samihafa eo aminโny sehatry ny serasera sy ny ara-kolontsaina.