Nifamotoana teny aminโny ๐ฝ๐๐๐๐๐' ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ny fianakaviambenโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข taminโity zoma 20 febroary 2026 ity nanatanteraka ๐๐๐ข๐๐ค๐ก๐๐ฃ-๐ ๐๐ฏ๐ค.Takinโny vanim-potoana misy anโi Madagasikara ankehitriny noho ny hetsika ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐ค๐ฃ๐ฉ๐ค๐ก๐ค ๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ toy izao hiadiana aminโny takaitra mavesatra vokatry ny voina voajanahary, sady ๐๐๐ฃ๐๐ข๐๐๐ฉ๐จ๐ค๐๐ฃ๐ ny toerana miavaka ao Ambohimanga aminโny maha ๐๐ฎ๐ธ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ tantananโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข azy.Nisolo tena ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข sady nitarika ity hetsika ity ny ๐๐ฆ๐ฌ๐ณ๐ฆ๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ๐ซ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ๐น๐จ๐บ๐ถ๐ณ๐ถ๐ญ๐ถ๐จ๐น๐ฐ๐ฑ๐จ๐ถ๐ต๐จ ๐ด๐๐๐๐, notroninโny ๐๐ข๐ญ๐ฆ ๐ซ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐น๐จ๐ฒ๐ถ๐ป๐ถ๐ด๐จ๐ณ๐จ๐ณ๐จ ๐ญ๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ niaraka taminโny mpiara-miasa sy tomponandraikitra isan-tokony.Velaran-tany ๐ญ ๐๐ฎ no novolena zana-kazo hatrany aminโny ๐ญ๐ฑ๐ฌ๐ฌ fototra mba ๐ต๐ฎ๐บ๐ฒ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐บ๐ฎ๐ถ๐๐๐ผ ny ๐ฝ๐๐๐๐๐' ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ izay toerana ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ fahiny ka kendrena ny hamerenana aminโny laoniny azy aminโny alalanโny ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ฒ๐ป-๐ธ๐ฎ๐๐ผ tahaka izao.Nifarimbona taminโity hetsika ity koa ny mpiara-miasa eo anivonโny ๐ถ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฝ๐๐๐๐๐' ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ (OSCAR) tarihinโny ๐๐ข๐ญ๐ฆ ๐น๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ด๐จ๐ต๐จ๐ต๐ป๐ฌ๐ต๐จ ๐ฌ๐๐๐, izay efa nanomana mialoha ny toerana hanatontosana ny ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ฒ๐ป-๐ธ๐ฎ๐๐ผ natao androany.