๐๐ข๐ฑ๐ข๐ฏโ๐ช ๐๐ข๐ฉ๐ข๐ป๐ฐ๐ข๐ณ๐ช๐ท๐ฐ[๐๐ข๐ฉ๐ข-20 ๐ง๐ฆ๐ฃ๐ณ๐ฐ๐ข๐ณ๐บ 2026]Efa miantrana eto Toamasina ireo mpitandro filaminana miisa 600, ary vantany vao tonga ihany koa ny Praiminisitra, Lehibenโny Governemanta, Rajaonarivelo Herintsalama Andriamasy dia nanome toromarika mazava taminโizy ireo, hanamafisana ny fandraisana andraikitra eto an-toerana. Nanambara ny Praiminisitra fa asa telo lehibe mifanaraka aminโny fepetra napetraky ny Filohanโny Fanavaozana ny Repoblikanโi Madagasikara no laharampahamehana:๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐น๐ฒ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ: Fiantohana ny filaminana sy fiarovana ny mponina๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ต๐ผ๐ฎ๐ธ๐ฎ: Fizarana fanampiana ara-potoana sy mangarahara๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ถ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ: Famerenana aminโny laoniny haingana ny fiainam-bahoaka sy ny fotodrafitrasa.Maneho ny fahavononany ny Fitondram-panjakana hanarina sy hanohana anโi Toamasina.๐๐ฒ ๐๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐