Actualités > TOAMASINA : NANOME TOROMARIKA MAZAVA...

TOAMASINA : NANOME TOROMARIKA MAZAVA NY PRAIMINISITRA

𝘓𝘢𝘱𝘢𝘯’𝘪 𝘔𝘢𝘩𝘢𝘻𝘰𝘢𝘳𝘪𝘷𝘰[𝘍𝘢𝘩𝘢-20 𝘧𝘦𝘣𝘳𝘰𝘢𝘳𝘺 2026]Efa miantrana eto Toamasina ireo mpitandro filaminana miisa 600, ary vantany vao tonga ihany koa ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, Rajaonarivelo Herintsalama Andriamasy dia nanome toromarika mazava tamin’izy ireo, hanamafisana ny fandraisana andraikitra eto an-toerana. Nanambara ny Praiminisitra fa asa telo lehibe mifanaraka amin’ny fepetra napetraky ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara  no laharampahamehana:𝗙𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗽𝗮𝗵𝗮𝗹𝗲𝗺𝗮𝗻𝗮: Fiantohana ny filaminana sy fiarovana ny mponina𝗙𝗮𝗻𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮: Fizarana fanampiana ara-potoana sy mangarahara𝗙𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮: Famerenana amin’ny laoniny haingana ny fiainam-bahoaka sy ny fotodrafitrasa.Maneho ny fahavononany ny Fitondram-panjakana hanarina sy hanohana an’i Toamasina.𝐍𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚

Publie le 23/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualités