Actualités > AKON'NY FANAMARIHANA NY ANDRO IRAISAM...

AKON'NY FANAMARIHANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN'NY TENINDRENY, 21 FEBROARY 2026 "TIA NY TENINDRENY, MANANDRATRA NY TANINDRAZANA" FITALEAVAM-PARITRY NY SERA SERA SY NY KOLONTSAINA ANALAMANGA

Tamin'ny alalan'ny vela-kevitra notarihin'i Zo Sitrakiniavo sy Ranöe, poeta sy mpanoratra, ary fifaninanana soratononina, izay nizarana loka ho an'ny mpandresy telo voalohany no nanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny tenindreny ho an'ny faritra Analamanga. Tao Manjakandrina no nanatontosana izany. Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Amoron'i Mania Fampisehoana fahaizana mikabary sy fitenenana karazana fiteny hita ao amin'ny faritra Amoron'i Mania ary tononkalo nataon'ny mpianatra tao amin'ny Lycée CPA (Collège des Professeurs Associés) Ambohibary Ambositra no nanamarika ny hetsika, izay nifanindran-dalana tamin'ny andron'ny sekoly 19 febroary 2026. Ny talem-paritra sy ny mpiara-miasa aminy ary Ramatoa Mioranandriana, mpampianatra sady mpanoratra no nitarika ny hetsika. Notolorana loka, toy ny boky sy kahie ny mpandray anjara, izay tolotra avy amin'ny DRCC sy ny Ressources Éducatives Madagascar. FITALEAVAM-PARITRY NY SERA SERA SY NY KOLONTSAINA VAKINANKARATRA Hetsika telo sosona no nanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny tenindreny tany Vakinankaratra: -  fampiofanana tantara an'onjampeo sy fanoratana tantara notarihin'i Tahiana Nantenaina sy Alofa Tefson; - antsa tononkalo  niarahana tamin'ny poeta sy mpanoratra avy amin'ny fikambanana Havatsa Upem Antsirabe, MALAMA-FP, AKANGA TSARA SORATRA, MISANDRATRA Groupe..., -  tantara an-tsehatra nandraisan'ny mpiofana anjara. Nifaribona tamin'ny fanatanterahana ity hetsika natao tao amin'ny Tranoben'ny serasera sy ny kolontsaina Akon'Ankaratra ity ny Misandratra Groupe avy ao Antsirabe. FITALEAVAM-PARITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA BETSIBOKAHetsika “Ndao hamaky boky”  sy "CLAC MANATONA SEKOLY" tao amin’ny kilasy fahavalo sy fahasivy ao amin’ny CEG Benoit Bevava, Maevatanàna, no nisantaran'ny  ekipan’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Betsiboka ny fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny tenindreny no sady manamarika ny fiandohan’ny taom-piasana 2026. Fanentanana sy fampirisihana ny mpianatra ho tia mamaky boky sy hampivelatra ny fahazarana mamaky no tanjona.FITALEAVAM-PARITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA BOENY Vela-kevitra narahim-panontaniana, niarahana tamin'ny mpampianatra taranja malagasy momba ny lohahevitra hoe: tia ny tenindreny, manandratra ny tanindrazana, izay natao tao amin'ny tranoben'ny serasera sy ny kolontsaina Akôry haly, Mahajanga no nanamarika ny andro iraisam-pirenena ho an'ny tenindreny 2026. Hetsika izay noravahana seho maro toy ny tononkalo, kabary, dihy mampiavaka ny faritra Boeny sy fanentanana samihafa. Ny 18 febroary no nanaovana izany, natrehina mpianatra, mpampianatra ary tomponandraikitra samihafa.  FITALEAVAM-PARITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA MELAKY -Fifaninana mamaky teny malagasy ôfisialy.-Fifaninana mamaky teny amin'ny foteny sakalava -Fanazavana voambolana amin'ny  fiteny sakalava izay tenindreny ao an-toerana no nanamarika ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny tenindreny tany Melaky. Ny zoma 20 febroary 2026 no nanatontosana izany tao amin'ny sekoly St François d'Assise Marodoka Maintirano. FITALEAVAM-PARITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA SOFIA Nosantarina ny 19 febroary 2026, tao amin'ny EPP AMBALABE Antsohihy ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny tenindreny tany Sofia. Ny "Akamantatra"no nentina nanamarika izany izay nandraisan'ny mpianatra anjara. Nisy koa ny fampisehoana dihy nentim-paharazana niaraka amin'ireo tanora mivondrona ao amin'ny MDTA(Mpandihy Dihindrazana Tsimihety Antsohihy). Nitohy amina hetsika maro samihafa ny fankalazana.FITALEAVAM-PARITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA ITASY Natao tao amin'ny Lycée Miarinarivo ny hetsika fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny TENINDRENY izay niarahan'ny Fitaleavam-paritry ny serasera sy kolontsaina Itasy sy ny sampana Havatsa UPEM Miarinarivo. Nomen-danja ny fampitiavana ny teny malagasy ary nampahatsiahivina ireo mpianatra indray ny niandohan'ny teny sy ny soratra malagasy. Nisy ny hetsika miendrika fifaninanana izay nandraisan'ireo mpianatra anjara.

Publie le 23/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualités