๐๐๐ฃ๐๐๐ข๐ ๐๐ฆ๐๐ : ๐ก๐๐ก๐๐ง๐๐ง๐ฅ๐ ๐๐๐ก๐๐ ๐ฃ๐๐๐ก๐ ๐ง๐๐ง๐ข ๐ง๐ข๐๐ ๐๐ฆ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐ฉ๐ข๐ก๐๐ฅ๐ข๐ก๐ ๐๐ข๐ฅ๐ข๐ฃ๐๐๐ก๐๐.๐ -๐๐ฐ๐ข๐ฎ๐ข๐ด๐ช๐ฏ๐ข, ๐ง๐ข๐ฉ๐ข-24 ๐ง๐ฆ๐ฃ๐ณ๐ฐ๐ข๐ณ๐บ 2026Ho valinโny antso iraisampirenena nataonโny Fitondram-panjakana, tarihinโny Filohanโny Fanavaozana ny Repoblika, Kรดlรดnely Randrianirina Michaรซl, sy ny Governemanta tarihinโny Praiminisitra Herintsalama Rajaonarivelo, dia mitohy ny fahatongavanโireo fanampiana avy aminโireo mpiara-miombonโantoka avy any ivelany, ho anโny mponina traboina eto Toamasina. Nitondra ny anjara birikiny ny Vondrona Eoropeana androany taminโny alalanโi Frantsa, Alemaina, ary Belzika, ho fanohanana ny ezaka fanampiana sy fanarenana.Fanampiana avy aminโi Alemainaโข ยซ Tapis de sol ยป : 1 280 isaโข ยซ Filtres ยป KR (Katadyn Rapidyn) : 1 000 isaโข ยซ Tente familiale ยป HCR : 500 isaโข ยซ Kits de cuisine ยป : 1 000 isaFanampiana avy aminโi Belzikaโข Bodofotsy : 2 175 isaโข Kidoro : 1 950 isaโข Fandriana azo aforitra: 500 isaFanampiana avy aminโi Frantsaโข Bodofotsy : 1 000 isaโข ยซTente familiale ยป : 204 isaโข Pilina fanadiovana rano : 250 000isaNisolo tena ny Fitondram-panjakana teto an-toerana nandray ireo fanampiana ireo ny Talenโny Kabinetra sivily avy eo anivonโny Primatiora, sy ny Prefenโi Toamasina ary ireo mpitantana eto aminโny Ivotoeram-pandrindranโny BNGRC eto Toamasina.๐ก๐ ๐ฆ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐.๐ข