Hanatitra ๐๐๐ฃ๐๐ข๐๐๐ง๐๐ข-๐ฅ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ (๐๐ฬ๐๐๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ก๐๐๐๐๐๐๐) eny anivonโny ๐๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐น๐ฒ๐ผ ๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ธ๐ผ๐น๐ถ๐ธ๐ผ๐น๐ ( ๐ฉ๐ฐ๐จ๐ต๐ช๐ถ - ๐ต๐ข๐๐๐๐ข indรฉpendant ๐๐๐ก๐-๐๐๐๐๐ข๐๐ก๐๐๐) ny tomponandraikitra rehetra ๐ข๐๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐ ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ข๐๐ค๐ฃ๐ฎ eo anivonโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ka ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ no hitari-dalana ny mpiara-miasa aminy aminโizany.Tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข tetsy aminโny birao fiasany Nanisana ny ๐๐ข๐ญ๐ฆ ๐ซ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐๐๐๐๐ ๐น๐จ๐๐จ๐ฒ๐จ๐ด๐จ๐ต๐จ๐ต๐ป๐บ๐ถ๐จ ๐ฎ๐๐๐ ๐ต๐๐๐๐๐ ny antoandro teo ka ankoatra ny dinika momba ny paikady iadiana aminโny kolikoly aminโny alalanโny serasera dia noresahinโny roa tonta ny finiavanโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข hanaovany sy ireo mpiara-miasa aminy mivantana ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ eny anivon'ny ๐๐๐๐ก๐๐ข mba hametrahana ny ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ ho anโireo tomponadraiki-panjakana ambony voatendry hisahana andraikitra eo anivonโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข tantaniny.Naneho finiavana manokana avy aminy ny Minisitra ametrahana fiaraha-miasa aminโny ๐๐๐๐ก๐๐ข ary manentana ireo tompondraikitra samihafa koa mba hamerenana ny fahatokisanโny olompirenena ireny sampandraharaha samihafa ireny sy ny rafi-panjakana, ary indrindra hanomezana tamberin'andraikitra amin'ny alalanโny fametrahana ny mangarahara.