Actualitรฉs > FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA

FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA


Niompana taminโ€™ny fampahatsiahivana ny maha zava-dehibe ny ๐™›๐™ž๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™Ÿ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™Ÿ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™จ๐™– sy ny ora fiasana ny teny fohy nataonโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚ nanoloana ny mpiara-miasa androany 2 martsa, nandritra ny fotoana fananganan-tsaina tetsy aminโ€™ny biraonโ€™ny Minisitera Nanisana.Nasiany teny koa ny tatitry ny asa vita tao anatinโ€™izay volana vitsy nandraisany ny fitantanana izay sy ny ๐˜ข๐˜ฅ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ป๐˜ฐ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ช๐˜ฅ๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ช๐˜ข๐˜ด๐˜ข๐˜ฎ-๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข eto anivonโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข mba hamahana ny olana sedrainโ€™ireo mpiasa niasa antselika nandritra ny taona maro. Eo koa ny tsy maintsy hampiasana ireo fotodrafitrasa vaovao na nohavaozina izay natao taminโ€™ny volam-bahoaka ka tsy maitsy hampiasaina hanatanterahana ireo raharaham-panjakana ilainโ€™ny vahoaka.Miezaka ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข manatsara hatrany ny tontolonโ€™ny asa sy ireo toeram-piasana, fa adidinโ€™ny mpiara-miasa kosa ny manaja ny fenitry ny asa sy ny tolotra sitrahinโ€™ny vahoaka.Nampahafantarina ny mpiara-miasa teto koa ny tomponandraikitra vaovao notendrena hitantana ny efitrano HAVORIA Ramatoa ๐‘น๐‘จ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘ฐ๐‘จ๐‘ด๐‘จ๐‘ฏ๐‘ฌ๐‘ญ๐‘จ ๐‘ฏ๐’‚๐’”๐’Š๐’๐’‚ ๐‘ฝ๐’๐’๐’‚๐’Ž๐’Š๐’‰๐’‚๐’๐’•๐’‚.

FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
FIFANAJANA SY NY FANAJANA NY ASA
Publie le 03/03/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs