Actualitรฉs > FANOKAFANA AMIN'NY FOMBA OFISIALY NY...

FANOKAFANA AMIN'NY FOMBA OFISIALY NY "FAKAN-KEVITRA NASIONALY HO AN'NY TONTOLO IAINANA SY NY FANDROSOANA LOVAINJAFY".

Tontosa androany 4 martsa teny amin'ny CCI Ivato ny fanokafana amin'ny fomba รดfisialy ny fankan-kevitra nasionaly ho an'ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy na ny "๐ด๐‘ ๐‘ ๐‘–๐‘ ๐‘’๐‘  ๐‘๐‘œ๐‘ข๐‘Ÿ ๐‘™'๐ธ๐‘›๐‘ฃ๐‘–๐‘Ÿ๐‘œ๐‘›๐‘›๐‘’๐‘š๐‘’๐‘›๐‘ก ๐‘’๐‘ก ๐‘™๐‘’ ๐ท๐‘’ฬ๐‘ฃ๐‘’๐‘™๐‘œ๐‘๐‘๐‘’๐‘š๐‘’๐‘›๐‘ก ๐‘‘๐‘ข๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘๐‘™๐‘’".Fanamby maro no andrasana amin'ity fikaonan-doha ity: tafiditra ao anatin'izany ny ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ซ๐™–๐™ค๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ก๐™–๐™ก๐™–ฬ€๐™ฃ๐™–, ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™ค๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™จ๐™–๐™๐™–๐™™๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™ฉ๐™–๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™–๐™ง๐™ค ๐™๐™ค ๐™–๐™ซ๐™ฎ mba ho tena lovainjafy tokoa.Nitarika izao fanokafana ny ๐™›๐™–๐™ฃ๐™ ๐™–๐™ฃ-๐™ ๐™š๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– izao ny ๐˜๐˜ช๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฏ'๐˜ฏ๐˜บ ๐˜๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ท๐˜ข๐˜ฐ๐˜ป๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜™๐˜ฆ๐˜ฑ๐˜ฐ๐˜ฃ๐˜ญ๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฏ'๐˜ช ๐˜”๐˜ข๐˜ฅ๐˜ข๐˜จ๐˜ข๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข ๐‘ต๐’š ๐‘ฒ๐’ฬ‚๐’๐’ฬ‚๐’๐’†๐’๐’š ๐‘น๐‘จ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต๐‘ฐ๐‘น๐‘ฐ๐‘ต๐‘จ ๐‘ด๐’Š๐’„๐’‰๐’‚๐’†ฬˆ๐’ niaraka tamin'ireo ๐˜”๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ˆ๐˜ท๐˜ฐ๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ท๐˜ข๐˜ฐ๐˜ป๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข, ny ๐˜—๐˜ณ๐˜ข๐˜ช๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ๐˜ญ๐˜ฆ๐˜ฉ๐˜ช๐˜ฃ๐˜ฆ๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜Ž๐˜ฐ๐˜ท๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ต๐˜ข ๐‘น๐‘จ๐‘ฑ๐‘จ๐‘ถ๐‘ต๐‘จ๐‘น๐‘ฐ๐‘ฝ๐‘ฌ๐‘ณ๐‘ถ ๐‘ฏ๐’†๐’“๐’Š๐’๐’•๐’”๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚, ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜›๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ ๐˜๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ด๐˜ฐ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜“๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ซ๐˜ข๐˜ง๐˜บ ๐‘ด๐‘จ๐‘ต๐‘ฌ๐‘บ๐‘ฐ๐‘ด๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘น๐’‚๐’‡๐’‚๐’๐’๐’Ž๐’†๐’›๐’‚๐’๐’•๐’”๐’๐’‚ ๐‘ด๐’Š๐’„๐’‰๐’‚๐’†ฬˆ๐’ izay mpikarakara ny hetsika ary ireo mpikamban'ny Governemanta, anisan'izany ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚.Notsindrian'ny ๐˜๐˜ช๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฏ'๐˜ฏ๐˜บ ๐˜๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ท๐˜ข๐˜ฐ๐˜ป๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข fa ๐‘ก๐‘ ๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘–๐‘˜๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐น๐‘Ž๐‘›๐‘—๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘–๐‘Ÿ๐‘’๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’›๐’‚๐’๐’‚ ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘ก๐‘Ž๐‘œ ๐‘“๐‘Ž ๐‘š๐‘–๐‘™๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘–๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Žโ„Ž๐‘Ž-๐‘š๐‘–๐‘’๐‘›๐‘ก๐‘Ž๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘€๐‘Ž๐‘™๐‘Ž๐‘”๐‘Ž๐‘ ๐‘ฆ ๐‘Ÿ๐‘’โ„Ž๐‘’๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž.Miantso ny rehetra araka izany izy, handray anjara mavitrika ka isika rehetra no miaraka hanapa-kevitra mba ho tena fiandohana vaovao tokoa izao ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ซ๐™–๐™ค๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™– izao.

FANOKAFANA AMIN'NY FOMBA OFISIALY NY "FAKAN-KEVITRA NASIONALY HO AN'NY TONTOLO IAINANA SY NY FANDROSOANA LOVAINJAFY".
FANOKAFANA AMIN'NY FOMBA OFISIALY NY "FAKAN-KEVITRA NASIONALY HO AN'NY TONTOLO IAINANA SY NY FANDROSOANA LOVAINJAFY".
FANOKAFANA AMIN'NY FOMBA OFISIALY NY "FAKAN-KEVITRA NASIONALY HO AN'NY TONTOLO IAINANA SY NY FANDROSOANA LOVAINJAFY".
FANOKAFANA AMIN'NY FOMBA OFISIALY NY "FAKAN-KEVITRA NASIONALY HO AN'NY TONTOLO IAINANA SY NY FANDROSOANA LOVAINJAFY".
FANOKAFANA AMIN'NY FOMBA OFISIALY NY "FAKAN-KEVITRA NASIONALY HO AN'NY TONTOLO IAINANA SY NY FANDROSOANA LOVAINJAFY".
FANOKAFANA AMIN'NY FOMBA OFISIALY NY "FAKAN-KEVITRA NASIONALY HO AN'NY TONTOLO IAINANA SY NY FANDROSOANA LOVAINJAFY".
Publie le 05/03/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs