Nanome fiofanana ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ถ๐๐ฎ-๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ho anโny mpiasa misehatra aminโny tontolonโny harembakoka eo anivonโny departemanta misahana ny Harembakoka ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข androany tetsy aminโny LapanโAndafiavaratra.Tanjona ny hanananโny mpiasa fahaizana sy fahalalana mitovy momba ny harembakoka sy ny manodidina azy mba hahafahanโizy ireo manatsara hatrany ny asa sy manentana ny olompirenena aminโny fiarovana ireny harembakoka ireny araka ny nambaranโny ๐๐ฆ๐ฌ๐ณ๐ฆ๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ๐ซ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ๐น๐จ๐บ๐ถ๐ณ๐ถ๐ญ๐ถ๐จ๐น๐ฐ๐ฑ๐จ๐ถ๐ต๐จ ๐ด๐๐๐๐, izay nanokatra ity fiofanana ity.Isanโny resahina anatinโity fiofanana ity ny famaritanana ny atao hoe ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ sy ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐'๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ary ny ๐ด๐๐๐๐. Eo koa ny hanananโny mpiasa fiteny sy voambolana mitovy ary fomba fahazoana mitovy mba hahafahany manazava aminโny olompirenena, hoy ny tale misahana ny Harembakoka eo anivonโny Minisitera, ๐ณ๐จ๐ฏ๐ฐ๐ต๐ฐ๐น๐ฐ๐ฒ๐ถ ๐ซ๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ izay mikarakara ity fanofanana ho anโny mpiasa ity.Hitohy any aminโny faritra ny fanofanana ho fanomezan-kasina ny tontolon'ny kolontsaina sy ny harembakoka, ka hifarimbona aminโny fanatanterahana izany ny manam-pahaizana manokana avy eto an-toerana sy avy any ivelany.