๐ผ๐ข๐ฅ๐๐ง๐๐ฃ๐๐จ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐ค๐ฃ๐๐ง๐๐ข-๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ฃ๐ tarihinโny ๐๐ช๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ข๐ฏ๐ซ๐ข๐ฌ๐ข๐ฏ๐ข, manao tantsoroka aminโny vahoaka miara-manarina ny faharavana vokatry ny fandalovanโny rivodoza ๐๐๐๐ถ๐ฎ. Ny faritrโi Boeny no nanombohanโny ๐๐ช๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ข๐ท๐ข๐ฐ๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ฑ๐ฐ๐ฃ๐ญ๐ช๐ฌ๐ข๐ฏโ๐ช ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข ๐ต๐ ๐ฒ๐ฬ๐๐ฬ๐๐๐๐ ๐น๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ต๐ฐ๐น๐ฐ๐ต๐จ ๐ด๐๐๐๐๐ฬ๐ mivady ny fidinanana ifotony androany ๐๐ ๐๐๐๐ซ๐จ๐๐ซ๐ฒ ๐๐๐๐, izay nialohavanโny ๐๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐๐ท๐ฐ๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ข๐ท๐ข๐ฐ๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ฑ๐ฐ๐ฃ๐ญ๐ช๐ฌ๐ข ๐ต๐ ๐ฑ๐๐๐๐๐๐๐ ๐น๐จ๐ต๐ถ๐ฌ๐ณ๐บ๐ถ๐ต ๐๐จ๐ญ๐ฐ๐ป๐จ๐บ๐ถ๐ต๐ซ๐น๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐ , nijery mialoha ny fahavoazana.Nijery mivantana ireo traboina avy amina tokatrano maherinโny 124 tao ๐๐ฌ๐๐ซ๐๐ซ๐๐ง๐จ ao Mahajanga ireto tomponโandraiki-panjakana ireto vantany vao nigadona, ka nanolotra kojakoja ilaina an-davanandro miampy tohana ara-bola sy ara-tsosialy ary ireo entana filร na an-davanandro hiatrehana ny maika. Toy izany koa ny tao ๐ ๐ข๐จ๐๐ข๐จ izay nahitana traboina maherinโny 900 ka samy notolorana vary 1 gony isan-tokatrano ihany koa ho vonjy rano vaky miampy lelavola hiatrehana ireo filร na maika.Taorian'ny fitetezana ireo toerana natokana handraisana an-tanana ireo traboina eto Mahajanga sy ny fijerena ireo traboina dia nampivory ireo tompon'andraikitra isan-ambaratongany tao aminโny lapanโny tanananโiMahajanga ny Filohan'ny fanavaozana ny Repoblikanโi Madagasikara hamaritana ireo asa maika sy ny vonjy taitra hamonjena ireo vahoaka manerana ireo distrika maro nolalovanโny rivodoza toy ny tranga ao ๐๐ข๐ญ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ค๐ฒ, Kaomina ambanivohitra Madirovalo izay fantatra fa nisiana olona iray namoy ny ainy vokatry ny rivodoza Fytia.Hanohy hijery ny vahoaka any aminโireo Distrika hafa ho fankaherezana ny vahoaka ny ๐๐ช๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข ๐ฎ๐ช๐ท๐ข๐ฅ๐บ sy ireo ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข maro, ๐๐บ ๐๐ช๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฏ๐ต๐ฆ๐ฏ๐ช๐ฎ๐ช๐ฆ๐ณ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ขary, ireo tomponโandraikitra avy ao an-toerana sy miara-dalana aminy ao anatinโizao fidinana ifotony izao ho famonjena ny mpiray tanindrazana toy ny any Mitsinjo, Soalala, Besalampy sy ny toerana maro hafa, ka ny ๐๐ช๐ต๐ข๐ญ๐ฆ๐ข๐ท๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ao ๐๐ผ๐ฒ๐ป๐ dia tsy mikely soroka mampita tsy tapaka ny fivoaranโny vaovao avy any an-toerana hatrany .