Actualitรฉs > VONDRONA EROPEANA - TOAMASINA

VONDRONA EROPEANA - TOAMASINA


๐——๐—œ๐—ฃ๐—Ÿ๐—”๐—ข๐— ๐—”๐—ฆ๐—œ๐—” : ๐—ก๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐—ง๐—˜๐—ง๐—ข ๐—ง๐—ข๐—”๐— ๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐—ก๐—” ๐—˜๐—ข๐—ฅ๐—ข๐—ฃ๐—˜๐—”๐—ก๐—”๐˜Š.๐˜– -๐˜›๐˜ฐ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ข๐˜ด๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข, ๐˜ง๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข-24 ๐˜ง๐˜ฆ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ 2026Ho valinโ€™ny antso iraisampirenena nataonโ€™ny Fitondram-panjakana, tarihinโ€™ny Filohanโ€™ny Fanavaozana ny Repoblika, Kรดlรดnely Randrianirina Michaรซl, sy ny Governemanta tarihinโ€™ny Praiminisitra Herintsalama Rajaonarivelo, dia mitohy ny fahatongavanโ€™ireo fanampiana avy aminโ€™ireo mpiara-miombonโ€™antoka avy any ivelany, ho anโ€™ny mponina traboina eto Toamasina. Nitondra ny anjara birikiny ny Vondrona Eoropeana androany taminโ€™ny alalanโ€™i Frantsa, Alemaina, ary Belzika, ho fanohanana ny ezaka fanampiana sy fanarenana.Fanampiana avy aminโ€™i Alemainaโ€ข ยซ Tapis de sol ยป : 1 280 isaโ€ข ยซ Filtres ยป KR (Katadyn Rapidyn) : 1 000 isaโ€ข ยซ Tente familiale ยป HCR : 500 isaโ€ข ยซ Kits de cuisine ยป : 1 000 isaFanampiana avy aminโ€™i Belzikaโ€ข Bodofotsy : 2 175 isaโ€ข Kidoro : 1 950 isaโ€ข Fandriana azo aforitra: 500 isaFanampiana avy aminโ€™i Frantsaโ€ข Bodofotsy : 1 000 isaโ€ข ยซTente familiale ยป : 204 isaโ€ข Pilina fanadiovana rano : 250 000isaNisolo tena ny Fitondram-panjakana teto an-toerana nandray ireo fanampiana ireo ny Talenโ€™ny Kabinetra sivily avy eo anivonโ€™ny Primatiora, sy ny Prefenโ€™i Toamasina ary ireo mpitantana eto aminโ€™ny Ivotoeram-pandrindranโ€™ny BNGRC eto Toamasina.๐—ก๐˜† ๐—ฆ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—–.๐—ข

VONDRONA EROPEANA - TOAMASINA
VONDRONA EROPEANA - TOAMASINA
VONDRONA EROPEANA - TOAMASINA
VONDRONA EROPEANA - TOAMASINA
VONDRONA EROPEANA - TOAMASINA
VONDRONA EROPEANA - TOAMASINA
VONDRONA EROPEANA - TOAMASINA
VONDRONA EROPEANA - TOAMASINA
VONDRONA EROPEANA - TOAMASINA
Publie le 25/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs