Components
2
Twig Components
10
Render Count
4
ms
Render Time
6.0
MiB
Memory Usage
Components
| Name | Metadata | Render Count | Render Time |

| CardBlog |
"App\Twig\Components\CardBlog"components/CardBlog.html.twig |
9 | 3.25ms |
| Sidebar |
"App\Twig\Components\Sidebar"components/Sidebar.html.twig |
1 | 0.69ms |
Render calls
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 1.38 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "502592095-1118954506942366-1140247496656867647-n-683eaa6c8c36a.jpg" "title" => "FANOMBOHANA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY NY FANAMARIHANA NY FAHA-65 TAONA NIVERENAN' NY FAHALEOVANTENA SY NIJOROAN' NY FOLOALINDAHY MALAGASY" "subtitle" => "03 Jun 2025" "description" => "
Fanombohana tamin'ny fomba ofisialy ny fanamarihana ny faha-65 taona niverenan'ny Fahaleovantena sy nijoroan'ny Foloalindahy malagasy ao anatin'ny lohahevitra hoe "Ny Fitiavan-tanindrazana mitarika fandrosoana"
"Ny fitiavan-tanindrazana dia mila marihana ao anatin'ny asa sy ny zavatra rehetra ataontsika" hoy ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina nandritra ny lahateniny.
Nanamarika ity fotoana ity ny fananganana ny sainam-pirenena narahin'ireo hetsika ara-kolontsaina toy ny diam-piaraha-mientana notanterahin'ireo Andrimpanjakana sy ireo minisitera nanasongadina ny Faritra 24.
Fiadidiana ny Repoblika

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1058 +imgSrc: "502592095-1118954506942366-1140247496656867647-n-683eaa6c8c36a.jpg" +title: "FANOMBOHANA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY NY FANAMARIHANA NY FAHA-65 TAONA NIVERENAN' NY FAHALEOVANTENA SY NIJOROAN' NY FOLOALINDAHY MALAGASY" +titleSize: "h5" +subtitle: "03 Jun 2025" +description: "
Fanombohana tamin'ny fomba ofisialy ny fanamarihana ny faha-65 taona niverenan'ny Fahaleovantena sy nijoroan'ny Foloalindahy malagasy ao anatin'ny lohahevitra hoe "Ny Fitiavan-tanindrazana mitarika fandrosoana"
"Ny fitiavan-tanindrazana dia mila marihana ao anatin'ny asa sy ny zavatra rehetra ataontsika" hoy ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina nandritra ny lahateniny.
Nanamarika ity fotoana ity ny fananganana ny sainam-pirenena narahin'ireo hetsika ara-kolontsaina toy ny diam-piaraha-mientana notanterahin'ireo Andrimpanjakana sy ireo minisitera nanasongadina ny Faritra 24.
Fiadidiana ny Repoblika

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.34 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "500563394-1147625950886151-3294353936416997108-n-68359cc0d62d1.jpg" "title" => "MADAGASCAR - DUBAI BUSINESS FORUM" "subtitle" => "27 May 2025" "description" => "
Hitarika ny delegasiona malagasy handray anjara amin'ny "Madagascar - Dubaï Business Forum" ny 27 sy 28 may 2025 any Dubaï, Emirats Arabo Mitambatra ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina. Ity fihaonambe ity dia natokana ho fampiroboroboana ny fiaraha-miasa ara-toekarena sy ara-barotra eo amin'i Madagasikara sy ny Emirats Arabo Mitambatra, indrindra ny fahafahana mampiasa vola amin'ny sehatra lehibe toy ny fotodrafitrasa, ny fambolena, ny angovo ary ny teknolojia. Minisitra eo anivon’ny Governemanta sy ireo solontena avy amin'ny sehatra tsy miankina no mandrafitra ny delegasiona malagasy any an-toerana.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1311 +imgSrc: "500563394-1147625950886151-3294353936416997108-n-68359cc0d62d1.jpg" +title: "MADAGASCAR - DUBAI BUSINESS FORUM" +titleSize: "h5" +subtitle: "27 May 2025" +description: "
Hitarika ny delegasiona malagasy handray anjara amin'ny "Madagascar - Dubaï Business Forum" ny 27 sy 28 may 2025 any Dubaï, Emirats Arabo Mitambatra ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina. Ity fihaonambe ity dia natokana ho fampiroboroboana ny fiaraha-miasa ara-toekarena sy ara-barotra eo amin'i Madagasikara sy ny Emirats Arabo Mitambatra, indrindra ny fahafahana mampiasa vola amin'ny sehatra lehibe toy ny fotodrafitrasa, ny fambolena, ny angovo ary ny teknolojia. Minisitra eo anivon’ny Governemanta sy ireo solontena avy amin'ny sehatra tsy miankina no mandrafitra ny delegasiona malagasy any an-toerana.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.25 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "499401380-1273721704114947-4169272150324107341-n-683597f69dbed.jpg" "title" => "AM-PITIAVANA NO IARAHABAKO IREO RENY REHETRA AMIN' ITY ANDRO MANAN-DANJA ITY" "subtitle" => "27 May 2025" "description" => "

Tsy Reny tonga lafatra, fa Reny miezaka.

Miezaka manome fitiavana, na reraka.

Miezaka miarina, na lavo.

Miezaka mitsiky, na mitomany

ao anaty.

Mety hangina nefa maharitra amin’ny zavatra rehetra.

Mety ho very hevitra, nefa tsy kivy.

Satria ny fon-dreny no mitarika.

Ny fon-dreny dia fitiavana tsy

mety ritra.

Am-pitiavana no iarahabako ireo Reny rehetra amin’ity andro manan-danja ity.

Mirary soa ho an’ireo Reny niteraka, ireo Reny manabe, ireo Reny tia amin’ny fony.

Samy mendrika ho hajaina sy ankalazaina avokoa.

Tsaroako manokana koa ireo ankizivavy tsy afaka nianoka ny fahazazany, fa lasa Reny tsy fidiny.

Mety ao anaty fijaliana, miaina fanaintainana ao anaty fahanginana nefa mbola mitondra fitiavana.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1269 +imgSrc: "499401380-1273721704114947-4169272150324107341-n-683597f69dbed.jpg" +title: "AM-PITIAVANA NO IARAHABAKO IREO RENY REHETRA AMIN' ITY ANDRO MANAN-DANJA ITY" +titleSize: "h5" +subtitle: "27 May 2025" +description: "

Tsy Reny tonga lafatra, fa Reny miezaka.

Miezaka manome fitiavana, na reraka.

Miezaka miarina, na lavo.

Miezaka mitsiky, na mitomany

ao anaty.

Mety hangina nefa maharitra amin’ny zavatra rehetra.

Mety ho very hevitra, nefa tsy kivy.

Satria ny fon-dreny no mitarika.

Ny fon-dreny dia fitiavana tsy

mety ritra.

Am-pitiavana no iarahabako ireo Reny rehetra amin’ity andro manan-danja ity.

Mirary soa ho an’ireo Reny niteraka, ireo Reny manabe, ireo Reny tia amin’ny fony.

Samy mendrika ho hajaina sy ankalazaina avokoa.

Tsaroako manokana koa ireo ankizivavy tsy afaka nianoka ny fahazazany, fa lasa Reny tsy fidiny.

Mety ao anaty fijaliana, miaina fanaintainana ao anaty fahanginana nefa mbola mitondra fitiavana.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.25 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "12-6835953c8a328.jpg" "title" => "TSY MAINTSY MANDROSO I NOSY BE" "subtitle" => "27 May 2025" "description" => "
Ny fizahantany no tena antom-piveloman’ny ankamaroan’ny mponina eto Nosy Be, ka tsy maintsy atao manara-penitra sy tsy mena-mitaha amin’ny any ivelany ny fotodrafitrasa.
Tetikasa maro no takian’izany, efa nanomboka isika tamin’ny lalana, tohizantsika hatrany izany. Voalohany amin’izany ny fisitrahana herinaratra sy rano fisotro madio.
Manomboka ny asa fananganana ny parc solaire eto Madiro, Nosy Be. Sady angovo madio azo avaozina no mora ho an’ny mpanjifa. 5MW izay ho azo tsinjaraina anatin’ny tambazotran’ny JIRAMA manomboka amin’ny volana aogositra ho avy izao.
Ny asa mikasika ny rano ihany koa dia efa nojerena manokana miaraka amin’ny banky iraisam-pirenena, ho amboarina ireo fitaovana simba ary hitarina ny fotodrafitrasa. Hanangana station de pompage, station de traitement d’eau isika ary hanao forage maro eny amin’ny fokontany. Tsy ho ory rano intsony Nosy Be.
Tanana vaovao, oniversite, hôpitaly, fampiofanana arakasa…
Ny vina napetratsika dia mitaky asa fampandrosoana mifanaraka amin’ny filan’ny vahoaka.
Tsy maintsy mandroso i Nosy Be.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1384 +imgSrc: "12-6835953c8a328.jpg" +title: "TSY MAINTSY MANDROSO I NOSY BE" +titleSize: "h5" +subtitle: "27 May 2025" +description: "
Ny fizahantany no tena antom-piveloman’ny ankamaroan’ny mponina eto Nosy Be, ka tsy maintsy atao manara-penitra sy tsy mena-mitaha amin’ny any ivelany ny fotodrafitrasa.
Tetikasa maro no takian’izany, efa nanomboka isika tamin’ny lalana, tohizantsika hatrany izany. Voalohany amin’izany ny fisitrahana herinaratra sy rano fisotro madio.
Manomboka ny asa fananganana ny parc solaire eto Madiro, Nosy Be. Sady angovo madio azo avaozina no mora ho an’ny mpanjifa. 5MW izay ho azo tsinjaraina anatin’ny tambazotran’ny JIRAMA manomboka amin’ny volana aogositra ho avy izao.
Ny asa mikasika ny rano ihany koa dia efa nojerena manokana miaraka amin’ny banky iraisam-pirenena, ho amboarina ireo fitaovana simba ary hitarina ny fotodrafitrasa. Hanangana station de pompage, station de traitement d’eau isika ary hanao forage maro eny amin’ny fokontany. Tsy ho ory rano intsony Nosy Be.
Tanana vaovao, oniversite, hôpitaly, fampiofanana arakasa…
Ny vina napetratsika dia mitaky asa fampandrosoana mifanaraka amin’ny filan’ny vahoaka.
Tsy maintsy mandroso i Nosy Be.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.19 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "1-6835928e796e0.jpg" "title" => "EPP MANARAPENITRA" "subtitle" => "27 May 2025" "description" => "
EPP manarapenitra sahala amin'ireo efa natsangana sy notokanana manerana ny nosy no notokanana teto amin'ny fokontany Djabala, Nosy Be.
EPP izay efa miroso amin'ny fampiasana haitao ara-kajy mirindra amin'ny fomba fampianarana.
Mendrika ny hianatra sy hivoatra anaty tontolo mifanaraka amin'ny toetrandro ny zaza Malagasy.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1431 +imgSrc: "1-6835928e796e0.jpg" +title: "EPP MANARAPENITRA" +titleSize: "h5" +subtitle: "27 May 2025" +description: "
EPP manarapenitra sahala amin'ireo efa natsangana sy notokanana manerana ny nosy no notokanana teto amin'ny fokontany Djabala, Nosy Be.
EPP izay efa miroso amin'ny fampiasana haitao ara-kajy mirindra amin'ny fomba fampianarana.
Mendrika ny hianatra sy hivoatra anaty tontolo mifanaraka amin'ny toetrandro ny zaza Malagasy.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.18 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "andry-68357a7c7e38b.jpg" "title" => "FITONDRAM-PANJAKANA MANAKAIKY VAHOAKA ." "subtitle" => "27 May 2025" "description" => "
Filankevitry ny Minisitra tarihin'ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina hotontosaina ao Nosy Be.
Tsy misy distrika ho adino intsony amin'ny fampandrosoana.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1478 +imgSrc: "andry-68357a7c7e38b.jpg" +title: "FITONDRAM-PANJAKANA MANAKAIKY VAHOAKA ." +titleSize: "h5" +subtitle: "27 May 2025" +description: "
Filankevitry ny Minisitra tarihin'ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina hotontosaina ao Nosy Be.
Tsy misy distrika ho adino intsony amin'ny fampandrosoana.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.23 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "499073022-1109009561270194-788288872994994233-n-6835791504db4.jpg" "title" => "RNM sy TVM" "subtitle" => "27 May 2025" "description" => "
Mitohy hatrany ny ezaka fanatsaràna ireo rantsamangaikan'ny Ministeran'ny Serasera sy ny Kolontsaina isam-paritra.
Taorian'ireo fampitaovana ho an'ny Fitaleavam-paritra Atsimo Andrefana ny herinandro teo dia anjaran'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Vakinankaratra tarihin-ny Talem-paritra BAKOHARIMANANA Nirina indray no nisitraka fanatsaràna ka nohavaozina ny "studio" ary napetraka ny " plateau" vaovao ho an'ny RTV (Radio Télévision Vakinankaratra) izay ahafahan'ny olom-pirenena manaraka ny vaovao samihafa sy ireo fandaharana
vokarina avy amin'ny RNM sy TVM.
Ho tohizana hatrany ny fanatsaràna ho an'ireo Fitaleavam-paritra rehetra manerana ny Nosy ary tsy misy ho adino araka ny nambaran'ny Ministry ny Serasera sy ny Kolontsàina Mara Donna .

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1525 +imgSrc: "499073022-1109009561270194-788288872994994233-n-6835791504db4.jpg" +title: "RNM sy TVM" +titleSize: "h5" +subtitle: "27 May 2025" +description: "
Mitohy hatrany ny ezaka fanatsaràna ireo rantsamangaikan'ny Ministeran'ny Serasera sy ny Kolontsaina isam-paritra.
Taorian'ireo fampitaovana ho an'ny Fitaleavam-paritra Atsimo Andrefana ny herinandro teo dia anjaran'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Vakinankaratra tarihin-ny Talem-paritra BAKOHARIMANANA Nirina indray no nisitraka fanatsaràna ka nohavaozina ny "studio" ary napetraka ny " plateau" vaovao ho an'ny RTV (Radio Télévision Vakinankaratra) izay ahafahan'ny olom-pirenena manaraka ny vaovao samihafa sy ireo fandaharana
vokarina avy amin'ny RNM sy TVM.
Ho tohizana hatrany ny fanatsaràna ho an'ireo Fitaleavam-paritra rehetra manerana ny Nosy ary tsy misy ho adino araka ny nambaran'ny Ministry ny Serasera sy ny Kolontsàina Mara Donna .

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.22 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "3-682c346d25f91.jpg" "title" => "17 MAY 2025 VITA TANTERAKA NY BOULEVARD KIEMBE" "subtitle" => "20 May 2025" "description" => "
Vita tanteraka ny Boulevard Kiembe izay sady hanova ny endriky ny tanànan'i Toliara no sady hiaro ireo fokontany manodidina amin'ny fiakaran'ny rano rehefa fahavaratra. Tsy hijanona hatreo ny fanamboarana ireo fotodrafitrasa ao Toliara fa araky ny nambaran’ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina dia hajariana avokoa ireo lalana an-tampon-tanana. Hatsangana amin'ny fiafaran'ny Boulevard Kiembe ihany koa ny tanàna vaovao ahitana ireo fotodrafitrasa samihafa toy ny trano vaovao sy ny ivon-toeram-pamokarana herinaratra mandeha amin'ny herin'ny masoandro hanana tanjaka 2,5MW hatramin’ny 10MW.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1572 +imgSrc: "3-682c346d25f91.jpg" +title: "17 MAY 2025 VITA TANTERAKA NY BOULEVARD KIEMBE" +titleSize: "h5" +subtitle: "20 May 2025" +description: "
Vita tanteraka ny Boulevard Kiembe izay sady hanova ny endriky ny tanànan'i Toliara no sady hiaro ireo fokontany manodidina amin'ny fiakaran'ny rano rehefa fahavaratra. Tsy hijanona hatreo ny fanamboarana ireo fotodrafitrasa ao Toliara fa araky ny nambaran’ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina dia hajariana avokoa ireo lalana an-tampon-tanana. Hatsangana amin'ny fiafaran'ny Boulevard Kiembe ihany koa ny tanàna vaovao ahitana ireo fotodrafitrasa samihafa toy ny trano vaovao sy ny ivon-toeram-pamokarana herinaratra mandeha amin'ny herin'ny masoandro hanana tanjaka 2,5MW hatramin’ny 10MW.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.21 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "3-6827011c1b8b4.jpg" "title" => "IZAY TENY NOMENA DIA TSY MAINTSY TANTERAHINA" "subtitle" => "16 May 2025" "description" => "
Izay teny nomena dia tsy maintsy tanterahana.
Velirano nataoko teto aminareo vahoakan’ Amboasary taona vitsy lasa izay, ny fanombohana ity lalana RN13 ity sy ny famitana azy.
Mizotra hatrany ny asa ary mijoro eto aho ankehitriny.
Tsy maintsy mahazo ny anjara fampandrosoana sahaza azy ny vahoaka aty Atsimo.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1619 +imgSrc: "3-6827011c1b8b4.jpg" +title: "IZAY TENY NOMENA DIA TSY MAINTSY TANTERAHINA" +titleSize: "h5" +subtitle: "16 May 2025" +description: "
Izay teny nomena dia tsy maintsy tanterahana.
Velirano nataoko teto aminareo vahoakan’ Amboasary taona vitsy lasa izay, ny fanombohana ity lalana RN13 ity sy ny famitana azy.
Mizotra hatrany ny asa ary mijoro eto aho ankehitriny.
Tsy maintsy mahazo ny anjara fampandrosoana sahaza azy ny vahoaka aty Atsimo.

| Sidebar | App\Twig\Components\Sidebar | 6.0 MiB | 0.69 ms | |

| Input props | [] |

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\Sidebar {#1719 +categories: [ App\Entity\Article\Category {#1728 -id: 1 -title: "Ministère" -description: "Ministère" -image: "cropped-mcc-logo-67bc8cba7a76e.png" -createdAt: DateTime @1740413642 {#1727 : 2025-02-24 16:14:02.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1729 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1731 …} } App\Entity\Article\Category {#1734 -id: 2 -title: "Communication" -description: "Direction Générale de la Communication" -image: null -createdAt: DateTime @1740414753 {#1733 : 2025-02-24 16:32:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1735 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1737 …} } App\Entity\Article\Category {#1740 -id: 3 -title: "Culture" -description: "Direction Générale de la Culture" -image: null -createdAt: DateTime @1740414786 {#1739 : 2025-02-24 16:33:06.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1741 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1743 …} } App\Entity\Article\Category {#1746 -id: 4 -title: "Conseil" -description: "Conseil" -image: null -createdAt: DateTime @1740414813 {#1745 : 2025-02-24 16:33:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1747 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1749 …} } App\Entity\Article\Category {#797 -id: 5 -title: "Actualités" -description: "Actualités" -image: null -createdAt: DateTime @1740414868 {#786 : 2025-02-24 16:34:28.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#554 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#837 …} } App\Entity\Article\Category {#1752 -id: 6 -title: "Slides" -description: "Slides" -image: null -createdAt: DateTime @1740414897 {#1751 : 2025-02-24 16:34:57.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1753 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1755 …} } App\Entity\Article\Category {#1758 -id: 7 -title: "Promotion langue" -description: "Promotion langue" -image: null -createdAt: DateTime @1742494305 {#1757 : 2025-03-20 18:11:45.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1759 …} -parent: App\Entity\Article\Category {#1740} -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1761 …} } App\Entity\Article\Category {#1764 -id: 8 -title: "General" -description: null -image: null -createdAt: DateTime @1742895753 {#1763 : 2025-03-25 09:42:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1765 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1767 …} } ] +actu: App\Entity\Article\Article {#1779 …} -crepo: App\Repository\Article\CategoryRepository {#696 …} -arepo: App\Repository\Article\ArticleRepository {#711 …} } |