AM-PITIAVANA NO IARAHABAKO IREO RENY REHETRA AMIN' ITY AN...
27 May 2025
Tsy Reny tonga lafatra, fa Reny miezaka.Miezaka manome fitiavana, na reraka.Miezaka miarina, na lavo.Miezaka mitsiky, na mitomanyao anaty.Mety hangina nefa maharitra amin’ny zavatra rehetra.Mety ho...