Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Actualités
HANAO LAHATENY HO AN ' NY VAHOAKA NY FILOHAN' NY REPOBLIK...
14 Oct 2025
Hanao lahateny ho an'ny vahoaka Malagasy ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina anio alatsinainy 13 Oktobra 2025 amin'ny 7 ora hariva
MIDINA IFOTONY ENY ANALAKELY NY PRAIMINISITRA LEHIBEN'NY...
13 Oct 2025
FANAMBARANA OFISIALY
09 Oct 2025
Manoloana ireo vaovao maro samihafa izay iniana aparitaka eto amin’ny tambajotra sosialy, dia manao izao fanambarana izao ny avy ato amin’ny Ministeran’ny Fitsarana.Tsy marina velively ny filazana...
MIAZO AN' ANTANANARIVO NY 1ER CONVOI MITONDRA NY GROUPE E...
09 Oct 2025
Miazo an’Antananarivo ny 1er convoi mitondra ny GROUPE ÉLECTROGÈNE hamatsy herinaratra 105MW hamahana ny olan’ny délestage hoan’Antananarivo. Niainga androany tao Toamasina. Manaraka ny RN2.Voavaha...
COMORES 1 - 2 MADAGASCAR
09 Oct 2025
Éliminatoires Africaines Coupe du Monde de la FIFA 2026FIN DU MATCH COMORES 1 - 2 MADAGASCAR#AlefaMadagasikara #BareaXUmbro #ManohanaBarea#Umbro#FMF#fédérationmalagasydefootball
ALEFA BAREA
09 Oct 2025
Hanohana ny ekipam-pirenentsika isika androany. Madagasikara hifanandrina amin'ny Comores. Hivantana amin'ny TVM, amin'ny 07 ora hariva. Alefa Barea !!!
FIFANAKALOZAN-KEVITRA SY FIARAHA-MIDINIKA IRAHANA AMIN'NY...
08 Oct 2025
NY 07 OKTOBRA 2025
08 Oct 2025
11,5MW
no ho vokarin'ny tobim-pamokarana herinaratra mandeha amin'ny herin'ny
masoandro napetraka ao Ampangabe ary 5MW amin'izany no efa vita ankehitriny
sy efa manomboka ampidirina amin'ny tamb...
MIANATRA NY MPIANATRA AO AMIN’NY LISEA MAODERINA AMPEFILO...
08 Oct 2025
Tsy miverina kosa ny mpianatra ny hariva araka ny fanapahan-kevitra izay noraisina niaraka tamin’ireo mpampianatra sy ny mpandraharaha ary ny tomponandraikitry ny sekoly.
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
43
44
45
46
47
48
49
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAHOMBIAZANA NO AZON' NY DELEGASIONINA MALAGASY NANDRITRA NY FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA TANY INDIA
Nahazo vokatra tsara ny Alakamisy 29 janoary 2026 ny delegasiona mzlagasy avy eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel