Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Actualités
NANATRIKA AVY HATRANY NY FILAN-KEVITRY NY GOVERNEMANTA NO...
29 Oct 2025
Taorian’ny fanendrena azy amin’ny andraikitra maha Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina anio atoandro dia nanatrika avy hatrany ny Filan-kevitry ny Governemanta notarihin’ny Praiministra Herints...
FILANKEVITRY NY GOVERNEMANTA VOALOHANY NOTARIHIN' NY PRAI...
29 Oct 2025
𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐[𝑭𝒂𝒉𝒂-28 𝒐𝒌𝒕𝒐𝒃𝒓𝒂 2025]Notanterahina androany, teto amin’ny Lapam-panjakana Mahazoarivo, ny Filankevitry ny Governemanta voalohany notarihin’ny Praiminisitra Rajaonarivelo Herints...
NY 28 OKTOBRA 2025
28 Oct 2025
Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM IREO MPIKAMBANA MANDRAFITRA NY GOVERNEMANTAN'NY FANAVAOZANA NY REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA(Araka ny didim-panjakana laharana faha 2...
FAHASALAMA SY FITSABOANA
28 Oct 2025
Nandray ireo mpitsabo sy ny fianakavian'ny iray tamin'ireo niharam-boina tamin'ny tranga niseho teny Ambohimalaza, ny teo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, rehefa na...
IRAKA ARA-TEKNIKA ATAON' NY SADC
27 Oct 2025
Nandritry ny iraka ara-teknika ataon’ny SADC, izay fanadihadiana ny zava-misy eto Madagasikara, dia nihaona tamin’ny mpisehatra nasionaly maro ny delegasiona SADC, isan’izany :• Ny Filohan’ny Fanav...
FIHAONAN' NY PRAIMINISITRA TAMIN' IREO SOLONTENAN' NY VON...
27 Oct 2025
Nandray ireo solontenan’ny Vondron’ny mpanondrana lodsia (GEL) eto Madagasikara izay notarihan’ny Filohany, Andriamatoa Thierry Samtio, teto amin’ny Lapan’i Mahazoarivo ny Praiminisitra, Lehiben’ny...
NIJERY IFOTONY NY OLAN' NY MPIANATRA TENY AMIN' NY SEKOLY...
27 Oct 2025
Nijery ifotony ny olan'ny mpianatra teny amin'ny 𝐒𝐞𝐤𝐨𝐥𝐲 𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲 𝐩𝐨𝐥𝐲𝐭𝐞𝐤𝐧𝐢𝐤𝐚 𝐕𝐨𝐧𝐭𝐨𝐯𝐨𝐫𝐨𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐎𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞𝐧’𝐀𝐧𝐤𝐚𝐭𝐬𝐨 ny Kolonely RAMPANARIVO Solofoniaina Thierry, mpiara-mitantana amin'ny Filohan'ny Fa...
NY 24 OKTOBRA 2025 FANDRAISANA VOALOHANY IREO VONDRONA DI...
26 Oct 2025
Noraisin’i kolonely Michaël RANDRIANIRINA, Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, androany teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny solontenan’ ireo Masoivoho vahiny mipetraka sy mon...
FAMPAHAFANTARANA
23 Oct 2025
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
43
44
45
46
47
48
49
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAHOMBIAZANA NO AZON' NY DELEGASIONINA MALAGASY NANDRITRA NY FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA TANY INDIA
Nahazo vokatra tsara ny Alakamisy 29 janoary 2026 ny delegasiona mzlagasy avy eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel