Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Actualités
DIDIM-PANJAKANA LAHARANA 2025-1974 MAMARITRA NY ANDRON' N...
30 Dec 2025
TOMPON' ANDRAIKITRA AMBONY EO ANIVON' NY MINISITERANA MII...
30 Dec 2025
Vita ny maraina teo tetsy amin’ny efitrano DOX, Birao fiasan’ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 ny fifamindram-pitantanana teo amin’ ny- Tale misahana ny Fanofanana momba ny haino vaky j...
FANAMBARANA
30 Dec 2025
ANDRO VITSIVITSY MIALOHAN' NY ASARAMANITRA DIA NITONDRA N...
30 Dec 2025
Andro vitsy mialohan’ny 𝑨𝒔𝒂𝒓𝒂𝒎𝒂𝒏𝒊𝒕𝒓𝒂, dia nitondra 𝒕𝒆𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒔𝒂𝒐𝒓𝒂𝒏𝒂 ho an’ireo mpiara-miasa eto anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina i 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂, nandritra ny fotoana fananganan-t...
MISITRAKA NY FANAVAOZANA NY KIANJA VAVITIANA AMPASIMAZAVA...
29 Dec 2025
𝗩𝗮𝗸𝗼-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 mitahiry 𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒐𝒎𝒃𝒂 ao anatin'ny Faritra Atsinanana ny 𝙆𝙞𝙖𝙣𝙟𝙖 𝙑𝙖𝙫𝙞𝙩𝙞𝙖𝙣𝙖 ao Ampasimazava Toamasina. Maneho ny 𝐦𝐚𝐡𝐚 𝐢𝐳𝐲 ara-kolontsaina, ary ivontoerana azon’ny daholobe sitrahana...
NANDRITRA NY FIDINANA IFOTONY TANTERAHINY AO TOAMASINA.
29 Dec 2025
Tonga nitsidika ireo mpiara-miasa eo anivon'ny 𝐅𝐢𝐭𝐚𝐥𝐞𝐚𝐯𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚ny Minisitra 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂 sy ireo mpiara-miasa aminy.Ankoatra ny dinika fanavaozana ny as...
TOAMASINA SY NY KIANJA VAVITIANA
29 Dec 2025
Manatanteraka fitsidihana ofisialy ao Toamasina ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂, hotronin’ny Tale Jeneralin’ny Serasera 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑭𝒂𝒍𝒚 𝑴𝒂𝒉𝒆𝒇𝒂𝒏𝒊𝒓𝒊𝒏𝒂.Fandaharam-potoana m...
SEHO KRISMASY 2025
18 Dec 2025
Ao amin’ny 𝙄𝙫𝙤𝙠𝙤𝙡𝙤 AnalakelyAlatsinainy 𝟮𝟮 𝗗𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 amin’ny 3 ora tolakandroRaiso ao amin’ny biraon’ny ANAC (ambadiky ny Tranombokim-pirenena Anosy) ny 𝙏𝙖𝙥𝙖𝙠𝙞𝙡𝙖 𝙢𝙖𝙞𝙢𝙖𝙞𝙢𝙥𝙤𝙖𝙣𝙖 Voafetra ny toerana!
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
18 Dec 2025
io no loha-hevitry ny 𝙛𝙖𝙢𝙗𝙤𝙡𝙚𝙣-𝙠𝙖𝙯𝙤 ho an’ny taona 2025-2026 izay nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany 17 Desambra teo amin’ny Fokontany 𝘈𝘮𝘣𝘰𝘢𝘳𝘢 eo Imerintsiatosika.Tonga nanome voninahitra...
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
43
44
45
46
47
48
49
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAHOMBIAZANA NO AZON' NY DELEGASIONINA MALAGASY NANDRITRA NY FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA TANY INDIA
Nahazo vokatra tsara ny Alakamisy 29 janoary 2026 ny delegasiona mzlagasy avy eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel