Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Actualités
RADIO OASIS 106.4 FM
15 Dec 2025
Feno 25𝒕𝒂𝒐𝒏𝒂 katroka ny 𝗥𝗮𝗱𝗶𝗼 𝗢𝗮𝘀𝗶𝘀 106.4 FM, izay misandrahaka amin’ny toerana miisa sivy ambiny folo, ao anatin’ny Faritra efatra eto Madagasikara dia 𝘼𝙣𝙖𝙡𝙖𝙢𝙖𝙣𝙜𝙖, 𝙑𝙖𝙠𝙞𝙣𝙖𝙣𝙠𝙖𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖, 𝙄𝙩𝙖𝙨𝙮, ary 𝘽𝙤𝙣𝙜𝙤...
E-MEDIA
15 Dec 2025
𝗠𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝗮 nahavita fianarana miisa 𝟮𝟳𝟴 manana ny fari-pahaizana 𝘓𝘪𝘤𝘦𝘯𝘤𝘦 sy 𝘔𝘢𝘴𝘵𝘦𝘳 avy amin’ny Sekoly ambony 𝑬-𝑴𝑬𝑫𝑰𝑨 no 𝗻𝗮𝘃𝗼𝗮𝗸𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗼𝗺𝗯𝗮 𝗼𝗳𝗶𝘀𝗶𝗮𝗹𝘆 androany 12 Desambra tetsy amin’ny efitrano HA...
ISAN’NY HETSIKA NANAMARIHANA NY FAHA-6 STUDIO SIFAKA NATA...
15 Dec 2025
Namaly ny fanasana ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 𝐅𝐞𝐧𝐨𝐬𝐨𝐚, ary nandray anjara ihany koa tamin’ny adihevitra niaraka tamin’ireo vahiny hafa nasaina. Noraisin’ny Minisitera ho zava...
12 DESAMBRA 2025 | FAMETRAHANA VATOFOTOTRY NY TETIKASA "...
15 Dec 2025
Tonga nametraka ny vatofototry ny tetikasa "JIRAMA WATER III - Prioritaire" teny Amoronankona androany Andriamatoa isany, ny Kolonely RAMPANARIVO Solofoniaina Thierry sy ny Kolonely ZAFITASONDRY RA...
ANDRO NATOKANA HO AN'NY MPIROTSAKA AN-TSITRAPO FRANTSAY M...
15 Dec 2025
Nomarihina ny 12 desambra 2025 tetsy amin’ny Cité des Cultures Antaninarenina ny Andro natokana ho an’ireo mpirotsaka an-tsirapo frantsay izay miasa eto Madagasikara 𝐽𝑜𝑢𝑟𝑛𝑒́𝑒 𝑑𝑢 𝑉𝑜𝑙𝑜𝑛𝑡𝑎𝑟𝑖𝑎𝑡 𝐹𝑟𝑎𝑛𝑐̧𝑎𝑖...
HANAO FAMOTORANA MOMBAN'NY FITANTANANA NY JIRAMA NY ANTEN...
12 Dec 2025
Taorian’ny Taratasy ofisialy avy amin’ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐠𝐨𝐯𝐨 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐀𝐤𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚𝐟𝐨 nalefa ho an’ny 𝐀𝐧𝐭𝐞𝐧𝐢𝐦𝐢𝐞𝐫𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 dia namaly izany fangatahana izany avy hatrany ireo Solombavambahoaka ka niroso...
TOMPON' ANDRAIKITRA AMBONY MAROMARO EO ANIVON' NY MINISTE...
11 Dec 2025
Tompon’andraikitra ambony maromaro eo anivon’ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 no nandray ny asany androany 10 Desambra taorian’ny nahavotendry azy ireo nandritra ny Filan-kevitry ny Min...
FIKAONANDOHAM-PIRENENA / CCI IVATO
11 Dec 2025
Fotoam-bavaka ho fanombohana ny fikaonandoham-pirenena teny amin' ny CCI Ivato10.12.2025An-tsary
FOTOAM-BAVAKA IRAISAM-PINOANA
11 Dec 2025
Tontosa androany teny amin’ny efitrano lehiben’ny CCI Centre de Conférence International Ivato ny 𝗙𝗢𝗧𝗢𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗩𝗔𝗞𝗔 𝗜𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗡𝗢𝗔𝗡𝗔 notarihin’ireo 𝙍𝙖𝙮 𝙖𝙢𝙖𝙣-𝙙𝙍𝙚𝙣𝙮 𝙈𝙥𝙞𝙩𝙤𝙣𝙙𝙧𝙖 𝙁𝙞𝙖𝙣𝙜𝙤𝙣𝙖𝙣𝙖 efatra mirahalahy...
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
43
44
45
46
47
48
49
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAHOMBIAZANA NO AZON' NY DELEGASIONINA MALAGASY NANDRITRA NY FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA TANY INDIA
Nahazo vokatra tsara ny Alakamisy 29 janoary 2026 ny delegasiona mzlagasy avy eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel