Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Actualités
NAHAVITA NY FANAMBARAM-PANANANY NY MINISITRY NY SERASERA...
11 Nov 2025
Natao androany tetsy amin’ny 𝑭𝒊𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 𝑨𝒗𝒐 𝒎𝒐𝒎𝒃𝒂 𝒏𝒚 𝑳𝒂𝒍𝒂̀𝒎-𝒑𝒂𝒏𝒐𝒓𝒆𝒏𝒂𝒏𝒂 ny fanambaram-pananana ho an’ ireo mpikambana ao amin’ny Governemantan’ny Fanavaozana, notarihin’Andriamatoa Praiminisitra Lehib...
NANDRITRA NY DIAN' NY FILOHAN' NY ANTENIMIERAMPIRENENA SI...
10 Nov 2025
Araka izany, nisy fivoriana niarahana tamin’Andriamatoa Roman Marshavin, Minisitra lefitry ny Ministeran’ny Angovo ao Rosia sy ireo mpiara miasa aminy. Noresahina tamin’izany ny fomba hanamafisana...
FANABEAZANA SKOTO
10 Nov 2025
Nanatrika ny fanokafana ny taom-piasana Mpanazava sy Tily eto Madagasikara - Faritra Analamanga Atsinanana i GASCAR Fenosoa mivady.Tontosa tetsy amin’ny Fiangonana FJKM ISOAVINA Ambanitsena ny fano...
FARITRA ATSIMO ATSINANANA MAMPIJORO FIANAKAVIANA MIISA 1...
10 Nov 2025
©️ Ministère de la Population et des Solidarités de Madagascar Tokantrano miisa 11 991 ao amin'ny Distrika MIDONGY ATSIMO sy BEFOTAKA ATSIMO no mahazo tohana avy amin'ny Tetikasa ZARA MIRA. Tokantra...
FANDAHARANA MANOKANA
10 Nov 2025
Vahinin'ny TVM ao anatin'ny fandaharana manokana ny Sabotsy 08 Novambre 2025 lasa teo tamin' ny 9 ora alina i Fanirisoa ERNAIVO, Minisitry ny Fitsarana. TVM
FANAVAOZANA ETO MADAGASIKARA, FANANTENANA HO AN'I AFRIKA
10 Nov 2025
𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏'𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐[𝑭𝒂𝒉𝒂-8 𝒏𝒐𝒗𝒂𝒎𝒃𝒓𝒂 2025]Noraisin'Andriamatoa Praiminisitra Lehiben'ny Governemantan'ny Fanavaozana, Rajaonarivelo Herintsalamana Andriamasy teto Mahazoarivo androany, ny iraky ny V...
FIVORIANA TSY ARA-POTOANA NOTANTERAHIN' IREO FILOHAM-PANJ...
10 Nov 2025
©️ Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM Omaly 07 novambra 2025 no nanatanterahina ny fivoriana tsy ara-potoana nampitain-davitr’ireo Filoham-panjakana sy Governem...
ZOMA 07 NOVAMBRA 2025 / FAHAVONONAN' NY FIRENENA FRANTSAY...
10 Nov 2025
Tonga nitondra ny teny fiarahabana avy amin’ny Filoha Emmanuel Macron ny Filohan’ny "Commission des affaires étrangères" 'ny Antenimierampirenena frantsay, Bruno Fuchs, androany tao amin’ny L...
MEPCR - OIF: VONONA HIARA HIASA
10 Nov 2025
Tonga nitsidika tamim-pomba fanajana ny Minisi-panjakana eo anivon'ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana, Me Hanitriniaina Razafimanantsoa, ny solotenan'ny Vondrona iraisan'ireo firene...
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
43
44
45
46
47
48
49
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAHOMBIAZANA NO AZON' NY DELEGASIONINA MALAGASY NANDRITRA NY FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA TANY INDIA
Nahazo vokatra tsara ny Alakamisy 29 janoary 2026 ny delegasiona mzlagasy avy eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel