Components
2
Twig Components
10
Render Count
4
ms
Render Time
6.0
MiB
Memory Usage
Components
| Name | Metadata | Render Count | Render Time |
|---|---|---|---|
| CardBlog |
"App\Twig\Components\CardBlog"components/CardBlog.html.twig |
9 | 3.39ms |
| Sidebar |
"App\Twig\Components\Sidebar"components/Sidebar.html.twig |
1 | 0.68ms |
Render calls
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 1.50 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "487296788-1067814872056330-8036984491206648375-n-67e66498579e8.jpg" "title" => "Ny 27 Martsa 2025 no andro maneran-tany ho an'ny teatra ary isan-taona dia mankalaza izany isika eto Madagasikara amin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina." "subtitle" => "28 Mar 2025" "description" => """ Fifaninana teatra nandraisan'ireo mpianatra avy amin'ny sekoly manodidina an'Antananarivo anjara no nentina nankalazana izany andriany tetsy amin'ny Ivokolo Analakely. \r\n \u{200E}Tropy 11 no nandray anjara ka ny 4 aminizy ireo no tafiakatra nanao ny dingana famaranana androany. Lohahevitra tamin’ny fifaninana ny ady amin’ny kolikoly, ady amin’ny herisetra atao amin’ny ankizy sy ny vehivavy ary ny ady atao amin’ny doro tanety sy ny doro ala.\r\n \u{200E}Nandrombaka ny laharana voalohany tamin'izany fifaninana teatra izany ny tropy avy amin'ny"Educ Plus théâtre" Izay nahazo lelavola 1 tapitrisa ariary, ny mpianatra avy amin'ny lisea J J Rabearivelo no nahazo ny faharoa ary ny fahatelo kosa ny avy amin'ny CEG Andramasina. \r\n \u{200E}Akoatra ny lelavola dia mahazo fitsidihana ny rovan'Ambohimanga maimaim-poana ny mpandray anjara rehetra. \r\n \u{200E}"Mahavelombolo fa na dia eo aza ny tsy fanampiana fotodrafitr'asa ho an'ireo mpiantsehitra amin'ny teatra dia maro ny Tanora liana sy misehatra amin'izany", hoy ny Sekretera Jeneralin'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina nandritra ny lahateniny. Vonona hifanome tanana mba hampisondrotra ny talentan’ireo tanora ao anatin’izany ny Minisitera hoy hatrany ny sekretera jeneralin’ny minisitera. """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1058 +imgSrc: "487296788-1067814872056330-8036984491206648375-n-67e66498579e8.jpg" +title: "Ny 27 Martsa 2025 no andro maneran-tany ho an'ny teatra ary isan-taona dia mankalaza izany isika eto Madagasikara amin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina." +titleSize: "h5" +subtitle: "28 Mar 2025" +description: """ Fifaninana teatra nandraisan'ireo mpianatra avy amin'ny sekoly manodidina an'Antananarivo anjara no nentina nankalazana izany andriany tetsy amin'ny Ivokolo Analakely. \r\n \u{200E}Tropy 11 no nandray anjara ka ny 4 aminizy ireo no tafiakatra nanao ny dingana famaranana androany. Lohahevitra tamin’ny fifaninana ny ady amin’ny kolikoly, ady amin’ny herisetra atao amin’ny ankizy sy ny vehivavy ary ny ady atao amin’ny doro tanety sy ny doro ala.\r\n \u{200E}Nandrombaka ny laharana voalohany tamin'izany fifaninana teatra izany ny tropy avy amin'ny"Educ Plus théâtre" Izay nahazo lelavola 1 tapitrisa ariary, ny mpianatra avy amin'ny lisea J J Rabearivelo no nahazo ny faharoa ary ny fahatelo kosa ny avy amin'ny CEG Andramasina. \r\n \u{200E}Akoatra ny lelavola dia mahazo fitsidihana ny rovan'Ambohimanga maimaim-poana ny mpandray anjara rehetra. \r\n \u{200E}"Mahavelombolo fa na dia eo aza ny tsy fanampiana fotodrafitr'asa ho an'ireo mpiantsehitra amin'ny teatra dia maro ny Tanora liana sy misehatra amin'izany", hoy ny Sekretera Jeneralin'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina nandritra ny lahateniny. Vonona hifanome tanana mba hampisondrotra ny talentan’ireo tanora ao anatin’izany ny Minisitera hoy hatrany ny sekretera jeneralin’ny minisitera. """ } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.28 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "12-67e51fcc3e11f.jpg" "title" => "SARIMIHETSIKA MALAGASY : EFA MIHAMATIHANINA ANKEHITRINY" "subtitle" => "27 Mar 2025" "description" => """ Ny fampivoarana ny Kolontsaina dia fototry ny fampandrosoana ary tafiditra amin'izany ny fampiroboroboana ny indostrian'ny Sarimihetsika. Antony nijororoan'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina amin'ny alalan'ny ISSM na Ivotoeran'ny Sarimihetsika sy ny Sarimiaina hanohana ny mpisehatra amin'ny Sarimihetsika sy Sarimiaina, izay efa niseho tamin'ny endrika maro izany fanina izany , io no nambaran'ny Sekretera Jeneralin'ny Minisiteran'ny Serasera sy Kolontsaina Fetra Rakotondrasoava nandritra ny fanokafana ny andiany voalohany amin'ny "Madagascar Film festival ISSM AWARD" izay karakarain'ny Minisitera amin'ny alalan'ny ISSM. \r\n \u{200E}\r\n \u{200E}Efa maro ankehitriny ny orinasa mivelona amin'ny tontolon'ny Sarimihetsika toy ny fahitalavitra mivelona amin'ny fandefasana horonan-tsary vokarina sy tontosaina eto Madagasikara. mitombo isa ihany koa ireo mpisehatra mahazo ny "visa international" sy ireo mahazo amin'ny fifaninana festival iraisam-pirenena amin'ny sehatry ny Sarimihetsika.\r\n \u{200E}"Ity festival ity dia kiondalana lehibe ho an'ny sinema Malagasy ary hiezaka ny fanjakana hitazona izany isan-taona" Hoy hatrany ny Sekretera Jeneraly. \r\n \u{200E}\r\n \u{200E}Nisokatra omaly ary haharitra 5 andro ny Madagascar film festival ISSM AWARD izay andiany voalohany atao ao amin'ny Havoria Anosy. \r\n \u{200E}Ankoatran'ny fifaninana sy fisafidianana horonan-tsary sy mpanantotosa dia hisy fifampizarana traikefa sy fanofanana na "Master Class" amin'ny resaka Sarimihetsika. \r\n \u{200E}Isanandro dia hisy ny fandefasana Sarimihetsika ary afaka jeren'ny daholobe maimaim-poana izany. """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1311 +imgSrc: "12-67e51fcc3e11f.jpg" +title: "SARIMIHETSIKA MALAGASY : EFA MIHAMATIHANINA ANKEHITRINY" +titleSize: "h5" +subtitle: "27 Mar 2025" +description: """ Ny fampivoarana ny Kolontsaina dia fototry ny fampandrosoana ary tafiditra amin'izany ny fampiroboroboana ny indostrian'ny Sarimihetsika. Antony nijororoan'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina amin'ny alalan'ny ISSM na Ivotoeran'ny Sarimihetsika sy ny Sarimiaina hanohana ny mpisehatra amin'ny Sarimihetsika sy Sarimiaina, izay efa niseho tamin'ny endrika maro izany fanina izany , io no nambaran'ny Sekretera Jeneralin'ny Minisiteran'ny Serasera sy Kolontsaina Fetra Rakotondrasoava nandritra ny fanokafana ny andiany voalohany amin'ny "Madagascar Film festival ISSM AWARD" izay karakarain'ny Minisitera amin'ny alalan'ny ISSM. \r\n \u{200E}\r\n \u{200E}Efa maro ankehitriny ny orinasa mivelona amin'ny tontolon'ny Sarimihetsika toy ny fahitalavitra mivelona amin'ny fandefasana horonan-tsary vokarina sy tontosaina eto Madagasikara. mitombo isa ihany koa ireo mpisehatra mahazo ny "visa international" sy ireo mahazo amin'ny fifaninana festival iraisam-pirenena amin'ny sehatry ny Sarimihetsika.\r\n \u{200E}"Ity festival ity dia kiondalana lehibe ho an'ny sinema Malagasy ary hiezaka ny fanjakana hitazona izany isan-taona" Hoy hatrany ny Sekretera Jeneraly. \r\n \u{200E}\r\n \u{200E}Nisokatra omaly ary haharitra 5 andro ny Madagascar film festival ISSM AWARD izay andiany voalohany atao ao amin'ny Havoria Anosy. \r\n \u{200E}Ankoatran'ny fifaninana sy fisafidianana horonan-tsary sy mpanantotosa dia hisy fifampizarana traikefa sy fanofanana na "Master Class" amin'ny resaka Sarimihetsika. \r\n \u{200E}Isanandro dia hisy ny fandefasana Sarimihetsika ary afaka jeren'ny daholobe maimaim-poana izany. """ } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.21 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "1-67e4ff4eb3b33.jpg" "title" => "HARENA NY TANTARA ADIDY NY MAHALALA" "subtitle" => "27 Mar 2025" "description" => """ Ireto misy tsara ho fantatra vitsivitsy notsongaina momban'i AMPANJAKA Toera.\r\n Efa mandroso ankehitriny ny dingana rehetra amin'ny fampodiana ny kabeson'i Ampanjaka Toera sy ireo mpiady maheriny eto Madagasikara.\r\n #Ampanjaka #Toera #Kolontsaina #Tantara """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1269 +imgSrc: "1-67e4ff4eb3b33.jpg" +title: "HARENA NY TANTARA ADIDY NY MAHALALA" +titleSize: "h5" +subtitle: "27 Mar 2025" +description: """ Ireto misy tsara ho fantatra vitsivitsy notsongaina momban'i AMPANJAKA Toera.\r\n Efa mandroso ankehitriny ny dingana rehetra amin'ny fampodiana ny kabeson'i Ampanjaka Toera sy ireo mpiady maheriny eto Madagasikara.\r\n #Ampanjaka #Toera #Kolontsaina #Tantara """ } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.22 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "2-0-67e3b6b3051c1.jpg" "title" => "𝐍𝐃𝐀𝐎 𝐇𝐀𝐇𝐈𝐓𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐃𝐈𝐒𝐎" "subtitle" => "26 Mar 2025" "description" => """ Fiteny andavanandro mila fitandremana ny fampiasana azy.\r\n "𝑯𝒂𝒓𝒆𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 ". """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1390 +imgSrc: "2-0-67e3b6b3051c1.jpg" +title: "𝐍𝐃𝐀𝐎 𝐇𝐀𝐇𝐈𝐓𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐃𝐈𝐒𝐎" +titleSize: "h5" +subtitle: "26 Mar 2025" +description: """ Fiteny andavanandro mila fitandremana ny fampiasana azy.\r\n "𝑯𝒂𝒓𝒆𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 ". """ } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.25 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "486281643-1063983722439445-3674265003525376734-n-67e123288d8c1.jpg" "title" => "ANGANO SY NY POEZY" "subtitle" => "24 Mar 2025" "description" => """ Akon'ny ny fanakalazana ny andro maneran-tany ho an'ny "Angano sy ny Poezia", tany amin'ny faritra. ( Tohiny)\r\n Ny distrikan'Manjakandriana no nanamarihana izany andro izany ho an'ny Faritra Analamanga ny zoma 21 Marsa lasa teo. Ireo mpanoratra matihanina avy ao amin'ny Faribolana Sandratra no nizara traikefa tamin'ny fiantsàna tononkalo sy fitantarana angano nandritra izany ary mbola nitohy tao amin'ny radio RNM izany. \r\n Ho an'ny faritry Sava dia tao amin'ny Centre d'incubation Tosik'Art Antanifotsy 1 no nankalazana Izany tao Sambava. Nanamarihana izany ny fifaninana Poezia, Tononkalo, jijy ary slam.\r\n Tao amin'ny EPP Ambalatany Antsohihy kosa no nankalazana izany ho an'ny Faritra Sofia izay nomarihana tamin'ny fiantsàna tononkalo, fitantarana angano ary fampisehoana dihy nentim-paharazana. \r\n Ho an'ny Faritra Amoron'ny Mania dia tao amin'ny lisea Ivato Centre no nanantanterahana izany ka fifaninana mamorona sy miantsa tononkalo sy fihainoana angano no nanamarihana izany.\r\n Hoan'ny Faritra Ihorombe indray dia ny fahatsiarovana an'i DADASONA mpanoratra tononkalo no nanamarihana ny andro eran-tany hoan'ny Poezy niarahan'ny Fitaleava-paritry ny serasera sy ny kolontsaina Ihorombe izay natao teny amin'ny lycée Morarano. Fifaninanana antsa tononkalo nosoratan'i Dadason no natao hanomezana lanja kanto Malagasy nandritra izany.\r\n Tanjon'ny fankalazana moa ny fanomezana hasina sy fampiroboroboana ny teny malagasy amin'ny alalan'ny angano sy poezia. """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1437 +imgSrc: "486281643-1063983722439445-3674265003525376734-n-67e123288d8c1.jpg" +title: "ANGANO SY NY POEZY" +titleSize: "h5" +subtitle: "24 Mar 2025" +description: """ Akon'ny ny fanakalazana ny andro maneran-tany ho an'ny "Angano sy ny Poezia", tany amin'ny faritra. ( Tohiny)\r\n Ny distrikan'Manjakandriana no nanamarihana izany andro izany ho an'ny Faritra Analamanga ny zoma 21 Marsa lasa teo. Ireo mpanoratra matihanina avy ao amin'ny Faribolana Sandratra no nizara traikefa tamin'ny fiantsàna tononkalo sy fitantarana angano nandritra izany ary mbola nitohy tao amin'ny radio RNM izany. \r\n Ho an'ny faritry Sava dia tao amin'ny Centre d'incubation Tosik'Art Antanifotsy 1 no nankalazana Izany tao Sambava. Nanamarihana izany ny fifaninana Poezia, Tononkalo, jijy ary slam.\r\n Tao amin'ny EPP Ambalatany Antsohihy kosa no nankalazana izany ho an'ny Faritra Sofia izay nomarihana tamin'ny fiantsàna tononkalo, fitantarana angano ary fampisehoana dihy nentim-paharazana. \r\n Ho an'ny Faritra Amoron'ny Mania dia tao amin'ny lisea Ivato Centre no nanantanterahana izany ka fifaninana mamorona sy miantsa tononkalo sy fihainoana angano no nanamarihana izany.\r\n Hoan'ny Faritra Ihorombe indray dia ny fahatsiarovana an'i DADASONA mpanoratra tononkalo no nanamarihana ny andro eran-tany hoan'ny Poezy niarahan'ny Fitaleava-paritry ny serasera sy ny kolontsaina Ihorombe izay natao teny amin'ny lycée Morarano. Fifaninanana antsa tononkalo nosoratan'i Dadason no natao hanomezana lanja kanto Malagasy nandritra izany.\r\n Tanjon'ny fankalazana moa ny fanomezana hasina sy fampiroboroboana ny teny malagasy amin'ny alalan'ny angano sy poezia. """ } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.21 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "taombaovao-malagasy-67e121087163b.jpg" "title" => "TAOM-BAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025" "subtitle" => "24 Mar 2025" "description" => """ Fandaharam-potoana mahakasika ny fankalazana ny Taom-baovao Malagasy Fidiovana 2025 izay mifototra amin'ny lohahevitra hoe "Ny Kolontsain'ny fitoniana, antoky ny fahavelomana".\r\n Hanomboka ny alahady 23 Marsa ny hetsika eny amin'ny Rovan'i Madagasikara izay hanasana ny Malagsy rehetra. """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1484 +imgSrc: "taombaovao-malagasy-67e121087163b.jpg" +title: "TAOM-BAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025" +titleSize: "h5" +subtitle: "24 Mar 2025" +description: """ Fandaharam-potoana mahakasika ny fankalazana ny Taom-baovao Malagasy Fidiovana 2025 izay mifototra amin'ny lohahevitra hoe "Ny Kolontsain'ny fitoniana, antoky ny fahavelomana".\r\n Hanomboka ny alahady 23 Marsa ny hetsika eny amin'ny Rovan'i Madagasikara izay hanasana ny Malagsy rehetra. """ } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.28 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "485723873-1062802192557598-5623348054353483041-n-67dd52b8cd4ac.jpg" "title" => "FANDAHARAM-POTOANA MAHAKASIKA NY HETSIKA " MADAGASCAR FILM FESTIVAL - ISSM AWARDS 2024 "" "subtitle" => "21 Mar 2025" "description" => """ Indro zaraina amintsika ny fandahara-potoana mahakasika ny hetsika -"𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗖𝗔𝗥 𝗙𝗜𝗟𝗠 𝗙𝗘𝗦𝗧𝗜𝗩𝗔𝗟 – 𝗜𝗦𝗦𝗠 𝗔𝗪𝗔𝗥𝗗𝗦 𝟮𝟬𝟮𝟰" izay karakarain'ny Ministeran'ny Serasera sy ny Kolontsaina amin'ny alalan'ny ISSM .\r\n Hetsika izay hitontosaina mandritra ny 5 andro ao amin'ny Havoria Anosy, izay hanasana antsika rehetra, indrindra isika mpankafy sy mpisehatra amin'ny horonan-tsary.\r\n P𝗿𝗼𝗴𝗿𝗮𝗺𝗺𝗲 :\r\n 𝟮𝟲 𝗠𝗮𝗿𝘀 — 𝑂𝑢𝑣𝑒𝑟𝑡𝑢𝑟𝑒 𝑂𝑓𝑓𝑖𝑐𝑖𝑒𝑙𝑙𝑒\r\n Cérémonie d'ouverture (sur invitation)\r\n 𝟮𝟳 & 𝟮𝟴 𝗠𝗮𝗿𝘀 — 𝑃𝑟𝑜𝑗𝑒𝑐𝑡𝑖𝑜𝑛𝑠 𝑑𝑒𝑠 𝑓𝑖𝑙𝑚𝑠 𝑒𝑛 𝑐𝑜𝑚𝑝𝑒́𝑡𝑖𝑡𝑖𝑜𝑛\r\n 𝗘𝗻𝘁𝗿𝗲́𝗲 𝗴𝗿𝗮𝘁𝘂𝗶𝘁𝗲 ! \r\n 𝗘𝗻 𝗰𝗼𝗻𝘁𝗶𝗻𝘂 : 𝗘𝘅𝗽𝗼𝘀𝗶𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀, 𝗮𝗻𝗶𝗺𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀\r\n 𝗖𝗼𝗻𝗳𝗲́𝗿𝗲𝗻𝗰𝗲𝘀 - 𝗗𝗲́𝗯𝗮𝘁𝘀 & 𝗠𝗮𝘀𝘁𝗲𝗿 𝗖𝗹𝗮𝘀𝘀\r\n Places limitées… Premier arrivé, premier servi ! 🚀 Une occasion unique d'échanger avec les pros du secteur.\r\n 𝟮𝟵 𝗠𝗮𝗿𝘀 — 𝘑𝘰𝘶𝘳𝘯𝘦́𝘦 𝘚𝘱𝘦́𝘤𝘪𝘢𝘭𝘦 1947\r\n Un hommage vibrant à notre histoire \r\n 🎬 Projection du film « 𝑰𝒍𝒐 𝑻𝒔𝒚 𝑽𝒆𝒓𝒚 »\r\n Un moment fort, entre mémoire et émotion.\r\n 𝟯𝟬 𝗠𝗮𝗿𝘀 — 𝘊𝘭𝘰̂𝘵𝘶𝘳𝘦 & 𝘙𝘦𝘮𝘪𝘴𝘦 𝘥𝘦𝘴 𝘵𝘳𝘰𝘱𝘩𝘦́𝘦𝘴\r\n Cérémonie de clôture (sur invitation)\r\n Remise des trophées\r\n 𝗟𝗶𝗲𝘂 : 𝗛𝗔𝗩𝗢𝗥𝗜𝗔 𝗔𝗻𝗼𝘀𝘆\r\n 𝗜𝗡𝗙𝗢 +𝟮𝟲𝟭 𝟯𝟰 𝟬𝟰 𝟴𝟰𝟴 𝟱𝟳 / +𝟮𝟲𝟭 𝟯𝟰 𝟳𝟲 𝟴𝟬𝟳 𝟰𝟳 """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1531 +imgSrc: "485723873-1062802192557598-5623348054353483041-n-67dd52b8cd4ac.jpg" +title: "FANDAHARAM-POTOANA MAHAKASIKA NY HETSIKA " MADAGASCAR FILM FESTIVAL - ISSM AWARDS 2024 "" +titleSize: "h5" +subtitle: "21 Mar 2025" +description: """ Indro zaraina amintsika ny fandahara-potoana mahakasika ny hetsika -"𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗖𝗔𝗥 𝗙𝗜𝗟𝗠 𝗙𝗘𝗦𝗧𝗜𝗩𝗔𝗟 – 𝗜𝗦𝗦𝗠 𝗔𝗪𝗔𝗥𝗗𝗦 𝟮𝟬𝟮𝟰" izay karakarain'ny Ministeran'ny Serasera sy ny Kolontsaina amin'ny alalan'ny ISSM .\r\n Hetsika izay hitontosaina mandritra ny 5 andro ao amin'ny Havoria Anosy, izay hanasana antsika rehetra, indrindra isika mpankafy sy mpisehatra amin'ny horonan-tsary.\r\n P𝗿𝗼𝗴𝗿𝗮𝗺𝗺𝗲 :\r\n 𝟮𝟲 𝗠𝗮𝗿𝘀 — 𝑂𝑢𝑣𝑒𝑟𝑡𝑢𝑟𝑒 𝑂𝑓𝑓𝑖𝑐𝑖𝑒𝑙𝑙𝑒\r\n Cérémonie d'ouverture (sur invitation)\r\n 𝟮𝟳 & 𝟮𝟴 𝗠𝗮𝗿𝘀 — 𝑃𝑟𝑜𝑗𝑒𝑐𝑡𝑖𝑜𝑛𝑠 𝑑𝑒𝑠 𝑓𝑖𝑙𝑚𝑠 𝑒𝑛 𝑐𝑜𝑚𝑝𝑒́𝑡𝑖𝑡𝑖𝑜𝑛\r\n 𝗘𝗻𝘁𝗿𝗲́𝗲 𝗴𝗿𝗮𝘁𝘂𝗶𝘁𝗲 ! \r\n 𝗘𝗻 𝗰𝗼𝗻𝘁𝗶𝗻𝘂 : 𝗘𝘅𝗽𝗼𝘀𝗶𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀, 𝗮𝗻𝗶𝗺𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀\r\n 𝗖𝗼𝗻𝗳𝗲́𝗿𝗲𝗻𝗰𝗲𝘀 - 𝗗𝗲́𝗯𝗮𝘁𝘀 & 𝗠𝗮𝘀𝘁𝗲𝗿 𝗖𝗹𝗮𝘀𝘀\r\n Places limitées… Premier arrivé, premier servi ! 🚀 Une occasion unique d'échanger avec les pros du secteur.\r\n 𝟮𝟵 𝗠𝗮𝗿𝘀 — 𝘑𝘰𝘶𝘳𝘯𝘦́𝘦 𝘚𝘱𝘦́𝘤𝘪𝘢𝘭𝘦 1947\r\n Un hommage vibrant à notre histoire \r\n 🎬 Projection du film « 𝑰𝒍𝒐 𝑻𝒔𝒚 𝑽𝒆𝒓𝒚 »\r\n Un moment fort, entre mémoire et émotion.\r\n 𝟯𝟬 𝗠𝗮𝗿𝘀 — 𝘊𝘭𝘰̂𝘵𝘶𝘳𝘦 & 𝘙𝘦𝘮𝘪𝘴𝘦 𝘥𝘦𝘴 𝘵𝘳𝘰𝘱𝘩𝘦́𝘦𝘴\r\n Cérémonie de clôture (sur invitation)\r\n Remise des trophées\r\n 𝗟𝗶𝗲𝘂 : 𝗛𝗔𝗩𝗢𝗥𝗜𝗔 𝗔𝗻𝗼𝘀𝘆\r\n 𝗜𝗡𝗙𝗢 +𝟮𝟲𝟭 𝟯𝟰 𝟬𝟰 𝟴𝟰𝟴 𝟱𝟳 / +𝟮𝟲𝟭 𝟯𝟰 𝟳𝟲 𝟴𝟬𝟳 𝟰𝟳 """ } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.23 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "485173132-1062290862608731-5165434525941778624-n-67dd5166b44a7.jpg" "title" => "SEHATRY NY MPANORATRA" "subtitle" => "21 Mar 2025" "description" => """ Heriarilala RATSIMBAZAFY Andriamamonjy no mpanoratra homentsika sehatra amin'ity volana ity , Hisy ny fihaonana fampahafantarana azy misimisy kokoa ny zoma 28 Marsa 2025 amin’ny 2 ora sy sasany izay hotontosaina ao amin’ny efitra DOX Tranombokim-pirenena Anosy., izay hanasana antsika rehetra.\r\n #MSK """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1578 +imgSrc: "485173132-1062290862608731-5165434525941778624-n-67dd5166b44a7.jpg" +title: "SEHATRY NY MPANORATRA" +titleSize: "h5" +subtitle: "21 Mar 2025" +description: """ Heriarilala RATSIMBAZAFY Andriamamonjy no mpanoratra homentsika sehatra amin'ity volana ity , Hisy ny fihaonana fampahafantarana azy misimisy kokoa ny zoma 28 Marsa 2025 amin’ny 2 ora sy sasany izay hotontosaina ao amin’ny efitra DOX Tranombokim-pirenena Anosy., izay hanasana antsika rehetra.\r\n #MSK """ } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.21 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "485367208-1062241875946963-7013013694447340126-n-67dd511df40fb.jpg" "title" => "SEHATRY NY MPANORATRA" "subtitle" => "21 Mar 2025" "description" => """ Hisy ny fihaonana mivantana amin’ny mpanoratra Heriarilala RATSIMBAZAFY Andriamamonjy ny zoma 28 Marsa 2025 amin’ny 2 ora sy sasany izay hotontosaina ao amin’ny efitra DOX Tranombokim-pirenena Anosy \r\n #MSK """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1625 +imgSrc: "485367208-1062241875946963-7013013694447340126-n-67dd511df40fb.jpg" +title: "SEHATRY NY MPANORATRA" +titleSize: "h5" +subtitle: "21 Mar 2025" +description: """ Hisy ny fihaonana mivantana amin’ny mpanoratra Heriarilala RATSIMBAZAFY Andriamamonjy ny zoma 28 Marsa 2025 amin’ny 2 ora sy sasany izay hotontosaina ao amin’ny efitra DOX Tranombokim-pirenena Anosy \r\n #MSK """ } |
|||
| Sidebar | App\Twig\Components\Sidebar | 6.0 MiB | 0.68 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\Sidebar {#1705 +categories: [ App\Entity\Article\Category {#1714 -id: 1 -title: "Ministère" -description: "Ministère" -image: "cropped-mcc-logo-67bc8cba7a76e.png" -createdAt: DateTime @1740413642 {#1713 : 2025-02-24 16:14:02.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1715 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1717 …} } App\Entity\Article\Category {#1720 -id: 2 -title: "Communication" -description: "Direction Générale de la Communication" -image: null -createdAt: DateTime @1740414753 {#1719 : 2025-02-24 16:32:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1721 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1723 …} } App\Entity\Article\Category {#797 -id: 3 -title: "Culture" -description: "Direction Générale de la Culture" -image: null -createdAt: DateTime @1740414786 {#786 : 2025-02-24 16:33:06.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#554 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#837 …} } App\Entity\Article\Category {#1726 -id: 4 -title: "Conseil" -description: "Conseil" -image: null -createdAt: DateTime @1740414813 {#1725 : 2025-02-24 16:33:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1727 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1729 …} } App\Entity\Article\Category {#1732 -id: 5 -title: "Actualités" -description: "Actualités" -image: null -createdAt: DateTime @1740414868 {#1731 : 2025-02-24 16:34:28.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1733 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1735 …} } App\Entity\Article\Category {#1738 -id: 6 -title: "Slides" -description: "Slides" -image: null -createdAt: DateTime @1740414897 {#1737 : 2025-02-24 16:34:57.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1739 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1741 …} } App\Entity\Article\Category {#1377 -id: 7 -title: "Promotion langue" -description: "Promotion langue" -image: null -createdAt: DateTime @1742494305 {#1378 : 2025-03-20 18:11:45.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1384 …} -parent: App\Entity\Article\Category {#797} -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1386 …} } App\Entity\Article\Category {#1744 -id: 8 -title: "General" -description: null -image: null -createdAt: DateTime @1742895753 {#1743 : 2025-03-25 09:42:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1745 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1747 …} } ] +actu: App\Entity\Article\Article {#1759 …} -crepo: App\Repository\Article\CategoryRepository {#696 …} -arepo: App\Repository\Article\ArticleRepository {#711 …} } |
|||