Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Culture
Ny 27 Martsa 2025 no andro maneran-tany ho an'ny teatra...
28 Mar 2025
Fifaninana teatra nandraisan'ireo mpianatra avy amin'ny sekoly manodidina an'Antananarivo anjara no nentina nankalazana izany andriany tetsy amin'ny Ivokolo Analakely.
Tropy 11 no nandray anjara...
SARIMIHETSIKA MALAGASY : EFA MIHAMATIHANINA ANKEHITRINY
27 Mar 2025
Ny fampivoarana ny Kolontsaina dia fototry ny fampandrosoana ary tafiditra amin'izany ny fampiroboroboana ny indostrian'ny Sarimihetsika. Antony nijororoan'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsa...
HARENA NY TANTARA ADIDY NY MAHALALA
27 Mar 2025
Ireto misy tsara ho fantatra vitsivitsy notsongaina momban'i AMPANJAKA Toera.
Efa mandroso ankehitriny ny dingana rehetra amin'ny fampodiana ny kabeson'i Ampanjaka Toera sy ireo mpiady maheriny eto...
𝐍𝐃𝐀𝐎 𝐇𝐀𝐇𝐈𝐓𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐃𝐈𝐒𝐎
26 Mar 2025
Fiteny andavanandro mila fitandremana ny fampiasana azy.
"𝑯𝒂𝒓𝒆𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 ".
ANGANO SY NY POEZY
24 Mar 2025
Akon'ny ny fanakalazana ny andro maneran-tany ho an'ny "Angano sy ny Poezia", tany amin'ny faritra. ( Tohiny)
Ny distrikan'Manjakandriana no nanamarihana izany andro izany ho an'ny Faritra Analama...
TAOM-BAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
24 Mar 2025
Fandaharam-potoana mahakasika ny fankalazana ny Taom-baovao Malagasy Fidiovana 2025 izay mifototra amin'ny lohahevitra hoe "Ny Kolontsain'ny fitoniana, antoky ny fahavelomana".
Hanomboka ny alahady...
FANDAHARAM-POTOANA MAHAKASIKA NY HETSIKA " MADAGASCAR FIL...
21 Mar 2025
Indro zaraina amintsika ny fandahara-potoana mahakasika ny hetsika -"𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗖𝗔𝗥 𝗙𝗜𝗟𝗠 𝗙𝗘𝗦𝗧𝗜𝗩𝗔𝗟 – 𝗜𝗦𝗦𝗠 𝗔𝗪𝗔𝗥𝗗𝗦 𝟮𝟬𝟮𝟰" izay karakarain'ny Ministeran'ny Serasera sy ny Kolontsaina amin'ny alalan'ny ISSM...
SEHATRY NY MPANORATRA
21 Mar 2025
Heriarilala RATSIMBAZAFY Andriamamonjy no mpanoratra homentsika sehatra amin'ity volana ity , Hisy ny fihaonana fampahafantarana azy misimisy kokoa ny zoma 28 Marsa 2025 amin’ny 2 ora sy sasany iza...
SEHATRY NY MPANORATRA
21 Mar 2025
Hisy ny fihaonana mivantana amin’ny mpanoratra Heriarilala RATSIMBAZAFY Andriamamonjy ny zoma 28 Marsa 2025 amin’ny 2 ora sy sasany izay hotontosaina ao amin’ny efitra DOX Tranombokim-pirenena Anos...
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAHOMBIAZANA NO AZON' NY DELEGASIONINA MALAGASY NANDRITRA NY FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA TANY INDIA
Nahazo vokatra tsara ny Alakamisy 29 janoary 2026 ny delegasiona mzlagasy avy eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel