Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Culture
KABESON’IREO MAHERY FON’I MADAGASIKARA
27 Aug 2025
TAFAVERINA AMIN'NY FOMBA OFISIALY AMIN'I MADAGASIKARA anio Talata 26 Aogositra 2025 ny kabeson’ireo mahery fon’i Madagasikara telo lahy dia ny Ampanjaka Toera sy ireo mpitari-tafika roalahy niara-n...
FAMERENAN-KASINA SY FAMERENAM-BONINAHITRA IREO MAHERY FON...
25 Aug 2025
Ny Talata 26 Aogositra 2025 ho avy izao no hamerenan’ny fanjakana Frantsay ny kabeson’ireo mahery fon’i Madagasikara telo lahy amin’ny fanjakana malagasy dia ny Ampanjaka Toera sy ireo mpitari-tafi...
FILAZANA FADY
25 Aug 2025
Tsara ho fantatra momba ny fady sy ny fitondran-tena/fitafiana eny amin’ny Zomba – Belo Tsiribihina & AmbikyHo fanajana ny hasin’ny Zomba sy ny lova nentin-drazana, dia ireto manaraka ireto no...
NY DISTRIKAN' AMBOSITRA NO NANDRAY NY ANDIANY FAHA 15 NY...
22 Aug 2025
Ny distrikan'Ambositra no nandray ny andiany faha 15 ny VOLAMBETOHAKA sady nankalazana ny faha 30 taonan’ity hetsika manandratra ny Kolontsaina malagasy avy ao anivon’ny faritra Amoron’imania ity.N...
FESTIVAL SAKALEONA - NOSY VARIKA Andro fahatelo.
13 Aug 2025
Notokanan-dRamatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna ny efitrano famakiam-boky ao Nosy Varika. Zava-dehibe ny vaky boky indrindra mba hahafahan'ireo kilonga sy ny mponi...
FESTIVAL SAKALEONA - NOSY VARIKA ANDRO FAHATELO.
11 Aug 2025
Ao anatin'ny fiaraha-mientana tanteraka ny famaranana ny hetsika. "Miara-mientana amin'ny Kolontsaina mamoha ny hambom-po ao anatintsika isika" hoy ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Ramato...
Festival SAKALEONA - Nosy Varika | Andro fahatelo.
11 Aug 2025
Nomarihina tamin'ny "Carnaval" lehibe notontosaina teto ny Nosy Varika ny tapany voalohany, androany Alahady 10 Aogositra 2025, izay notronin'ireo manam-pahefana notarihin'ny Minisitry ny Serasera...
Festival SAKALEONA - Nosy Varika | Andro faharoa
11 Aug 2025
Nisy ny fahavitan'ny fotodrafitrasa mamaly ny filan'ny mponina ety ifotony teto Nosy Varika. Nitokana ny Birao Solotenan'ny Fananatany Iraisana (BSFI) eto Nosy Varika sy ny efitrano lehibe natokana...
FESTIVAL SAKALEONA - NOSY VARIKA | ANDRO FAHAROA
11 Aug 2025
Nigadona tao Nosy Varika ny Sabotsy 09 Aogositra 2025, ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Ramatoa MARA Volamiranty Donna.Vahiny nasaina manokana ny mpanao KAIAMBA izay tonga nandray anjara...
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAHOMBIAZANA NO AZON' NY DELEGASIONINA MALAGASY NANDRITRA NY FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA TANY INDIA
Nahazo vokatra tsara ny Alakamisy 29 janoary 2026 ny delegasiona mzlagasy avy eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel