Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Culture
IVOKOLO ANALAKELY
20 Jun 2025
Hetsika kolotoraly ho fankalazana ny faha 65 taonan'ny Fahaleovantena malagasy .
NY VAKY BOKY
18 Jun 2025
Ao anatin'ny ezaka fampiroboroboana ny vaky boky dia nandray fanomezana boky miisa 490 baoritra avy amin'ny Kaomina Tampon ao amin'ny Nosy La Réunion, androany 17 Jona 2025 tetsy amin'ny Tranomboki...
ANTSAM-PIDERANA HO AN'NY FIRENENA
13 Jun 2025
Antsam-piderana ho an' ny firenena22 JONA 2025 manomboka amin'ny 2 ora tolakandroFankalazana ny faha-65 taonan'ny fahaleovantenan’i Madagasikara <<Ny Fitiavan-Tanindrazana, mitarika fandrosoa...
VONDRON'NY MPAKA SARY MATIHANINA ETO MADAGASIKARA
12 Jun 2025
Fankalazana ny faha 10 taonan'ny UPPM (Vondron 'ny mpaka sary matihanina eto Madagasikara).Zava-dehibe ny fampiroboroboana ny zavakanto. Ary nanamarika izany ny fanolorana mari-bonanitry ny Kanto s...
LAHABÔLAÑA BETSIMISARAKA
10 Jun 2025
Nivoaka tamin'ny fomba ofisialy ilay boky mitondra ny lohateny hoe «LAHABÔLAÑA BETSIMISARAKA », nosoratan’i Elisé Romuald. Natokana hampahafantarana ny karazana lahabolana na litertiora am-bava mis...
NOSY HO AMIN’NY HOAVY TSY MISY FANDOTOANA PLASTIKA
10 Jun 2025
Nandray anjara tamin'ny fanamarihana ny andro maneran-tany ho an'ny tontolo iainana ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina androany tamin'ny alalan'ny fanetsehana ireo mpirotsaka an-tsitrapo...
FANOKAFANA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY NY TSENABEN' NY BOKY...
05 Jun 2025
Fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny Tsenaben’ny Boky 2025, notarihin-dRamatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna. Hetsika izay atao eo Anosy, manoloana ny Tranombokim-...
NDAO HAHITSY NY DISO
04 Jun 2025
Famoahana boky roa mitondra ny lohateny hoe "Alô hianatra fitenim-paritry" sy "Ndao hahitsy ny diso". Boky roa mampianatra fitenim-paritra sy feni-panoratana. Ny edisiona TENY no nisahana ny fanont...
FITSIDIHA NY ROVAN’I MADAGASIKARA NATAON'NY FILOHAN'NY RE...
04 Jun 2025
Nataša Pirc Musar, sy ny delegasiona niaraka taminy. Nitarika azy ireo tamin’izany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, MARA Volamiranty Donna Mara Donna, sy ny Minisitry ny Raharaham-bahiny...
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAHOMBIAZANA NO AZON' NY DELEGASIONINA MALAGASY NANDRITRA NY FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA TANY INDIA
Nahazo vokatra tsara ny Alakamisy 29 janoary 2026 ny delegasiona mzlagasy avy eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel