Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Culture
MIANDRANDRA FOTODRAFITR' ASA LEHIBE KOKOA IREO MPANAO HIR...
10 Nov 2025
Tonga nihaona tamin’ny minisitra tetsy amin’ny Biraon’ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina etsy Anosy ireo solotenan’ny mpisehatra eo amin’ny tontolon’ny Hiragasy ao amin’ny FIMPIMAMAD.Nandr...
’NDAO HAHITSY NY DISO
07 Nov 2025
SARIMIHETSIKA MALAGASY
05 Nov 2025
Tafiditra anatin’ny fihainoana ny hetahetan’ireo mpisehatra amin’ny tontolon’ny kanto, amin’ny fanatanterahana sahady ny 𝙛𝙖𝙠𝙖𝙣-𝙠𝙚𝙫𝙞𝙩𝙧𝙖, dia noraisin’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina tetsy...
Nandrombaka ny medaly volamena tany amin'ny First Global...
03 Nov 2025
Am-pifaliana no iarahabana azy ireo. Ireto tanora nisolotena an'i Madagasikara ireto izay efa nandalo sy nampiantranoana teo anivon'ny fitaleavana Ivotoro teto amin'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny...
ROVA AMBOHIDRABIBY NITOMBO IRAY NY FOTODRAFITRASA ARA-KOL...
03 Nov 2025
Vita Fitokanana ny sabotsy 01 novambra 2025 ny trano MAHASOA izay miorina ao amin'ny Vohitra masina Rovan’Ambohidrabiby.Misokatra ho an'ny Zanadrano rehetra tsy an-kanavaka manerana ny Nosy i MAHAS...
FARAFANGANA, 31 Oktobra 2025
03 Nov 2025
Kolontsain’ny Foko RABAKARA – Fiverenana amin’ny hasin-drazanaNotanterahin’ny Foko RABAKARA teo amoron'ny renirano MANAMBATO ny fomban-drazana, famerenan-kasina sy fitsofan-drano avy amin’ny vato...
SOATOAVINA !
03 Nov 2025
Fandaharana manasongadina ny maha Malagasy.Lohahevitra : TAFASIRY avy any amin'ny faritra BongolavaDaty: Sabotsy 1 Novambra 2025 amin'ny 12 ora antoandro Sehatra : TVM Famerenana : Talata 4 Novambr...
HERINANDRON'NY HAVATSA-UPEM
23 Oct 2025
Notanterahina ny 21 sy 22 Oktobra 2025 teto amin'ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM Anosy.Talata 21 oktobra : fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny hetsika izay notarihan'Andriama...
FIANTSOANA FIHAONANA HO FAKAN-KEVITRA IZAY KARAKARAIN'IRE...
22 Oct 2025
Antsoina isika rehetra mpikambana misoratra anaty firaketana (REGISTRE NATIONAL DU CINEMA ET DE L'IMAGE ANIMEE) ho tonga hanatrika ny fihaonana amin'ny fakan-kevitra ho fampandrosoana ny tontolon'n...
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAHOMBIAZANA NO AZON' NY DELEGASIONINA MALAGASY NANDRITRA NY FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA TANY INDIA
Nahazo vokatra tsara ny Alakamisy 29 janoary 2026 ny delegasiona mzlagasy avy eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel