Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Culture
CLAC ( Centres de lecture et d'animation culturelle ) de...
24 Sep 2025
La cérémonie d’ouverture de la formation des animateurs des 27 Centres de lecture et d’animation culturelle (#CLAC) de #Madagascar s’est tenue ce lundi 22 septembre, à Antananarivo, en présence du...
𝗟𝗢𝗛𝗔𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗧𝗔𝗢𝗠-𝗕𝗔𝗢𝗩𝗔𝗢𝗡'𝗜 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔
23 Sep 2025
Isan'ny nanamarika izany ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Amoron'i Mania tao amin'ny Distrika Fandriana tamin'ny alalan'ny: Famerenan-kasina ny Vatolahy ao Ambatonandriana ao ant...
LOHATAONA TAOM-BAOVAON' I MADAGASIKARA
22 Sep 2025
Notontosaina androany 21 septambra 2025, teny amin'ny Rovan'i Madagasikara ny Lohataona taom-baovaon'i Madagasikara.Nandritra ny fankalazana, dia nisaotra manokana ho an’ny "Communauté Royale de Ma...
NIARAHABA MANOKANA AN' I D-LAIN SY I DENISE IZAY NANDRAY...
22 Sep 2025
Nanandratra avo ny kanto sy masoivohon’ny kolontsaina Malagasy i D-lain sy Denise hoy i Ramatoa Minisitra. Niray fo tamin'izy ireo ny Malagasy rehetra manerana ny nosy satria nandeha nivantana tami...
FIFANINANAN-KIRA IRAISAM-PIRENENA INTERVISION ATAO AO ROSIA
22 Sep 2025
Androany faha 20 septembra no hiakatra an- tsehatra i D-LAIN sy Denise. Mahatratra hatrany amin’ny 23 ireo firenena hifaninana amin'ny izany hetsika kolotoraly goavana izany.Tohano ny antsika malagasy
LOHATAONA TAOM-BAOVAON' I MADAGASIKARA
22 Sep 2025
Fizaran- taona itsirian'ny zava-maniry, fotoana mampibaliaka ny masoandro ary heverina fa fisantarana ireo fomba sy fanao tiana hahomby sy ahazoam-bokatra ny Lohataona. Fotoam-piravoravoana ifampiz...
NAMIRATRA I MADAGASIKARA TAMIN' NY WAKE UP SESSION 2025 T...
16 Sep 2025
Ny 13 Septambra 2025, dia natao tao amin’ny Nosy Maorisy ny fifaninanana lehibe Wake Up Session, izay anisan’ny fifaninanana goavana indrindra amin’ny kolontsaina an-dalambe eto amin'ny Ranomasimbe...
FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA
16 Sep 2025
Tonga nanome voninahitra ny fankalazana ny "Hindi Diwas 2025" ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Ramatoa MARA Volamiranty Donna androany.Lanonana izay natao tao amin'ny Masoivohon'ny Inde...
NY FANDRAISAN' NY VAHOAKAN' NY FARITRA MENABE NY KABESON'...
05 Sep 2025
Am-pifaliana tanteraka sy anatin’ny fihetseham-po lalina no nandraisan’ny vahoakan’ny Faritra Menabe ny Kabeson’ny Ampanjaka Toera sy ireo mpitari-tafika roa lahy any Belon'i Tsiribihina izao hariv...
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAHOMBIAZANA NO AZON' NY DELEGASIONINA MALAGASY NANDRITRA NY FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA TANY INDIA
Nahazo vokatra tsara ny Alakamisy 29 janoary 2026 ny delegasiona mzlagasy avy eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel