Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Culture
HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY LAFINY KOLONTSAINA E...
01 Dec 2025
Noraisin’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 𝐅𝐞𝐧𝐨𝐬𝐨𝐚 tetsy amin’ny birao fiasany ny 𝑀𝑎𝑠𝑜𝑖𝑣𝑜ℎ𝑜𝑛’𝑖 𝑆𝑖𝑛𝑎 miasa sy monina eto Madagasikar 𝐉𝐈 𝐏𝐢𝐧𝐠, izay tonga nanatanteraka fitsidihana ara...
NIZARA SOKAJY MIISA 11 NY FAKAN-KEVITRA HO FANAVAOZANA NT...
28 Nov 2025
A𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒌𝒂𝒋𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑯𝒂𝒓𝒆𝒎𝒃𝒂𝒌𝒐𝒌𝒂 natao nanomboka ny 𝐴𝑙𝑎𝑘𝑎𝑚𝑖𝑠𝑦 13 𝑛𝑜𝑣𝑎𝑚𝑏𝑟𝑎 lasa teo araka ny mampiavaka azy avy.Taorian'ny Dinika Teo Amin'ireo Samy natolotra androany ihany koa ny fehin-kevitra avy...
NY MPISEHATRA ARA-KOLONTSAINA SY IREO SOKAJINY.
28 Nov 2025
Sokajy 𝐓𝐞𝐚𝐭𝐢𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐓𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐧’𝐨𝐧𝐣𝐚𝐦𝐩𝐞𝐨Sokajy 𝐀𝐬𝐚 𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚, ahitana ireo 𝐌𝐩𝐚𝐧𝐨𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚, 𝐌𝐩𝐚𝐦𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐦𝐩𝐢𝐯𝐚𝐫𝐨-𝐛𝐨𝐤𝐲Sokajy 𝐃𝐢𝐡𝐲 𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞Samy nahavita fehin-kevitra avokoa ireo Sokajy ireo taorian’ny...
VOARAIN' NY MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA GASCA...
27 Nov 2025
Voarain’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina GASCAR Fenosoa androany ihany koa ireo 𝐟𝐞𝐡𝐢𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 avy amin’ireo mpisehatra ara-kolontsaina teo amin’ny Sokajy 𝐇𝐢𝐫𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐬𝐲 𝐕𝐚𝐤𝐨𝐝𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚, sySokajy...
ZARO HAMAKY BOKY NY KILONGA
27 Nov 2025
Manokana fotoana 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐤𝐢𝐚𝐦-𝐛𝐨𝐤𝐲 ho an’ireo ankizy mpianatra ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ho famporisihina ireo zaza ho tia vaki-boky.Tanterahina 𝐢𝐬𝐚𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐚 eo anivon’ny Tranom...
FAKAN-KEVITRA HO FANAVAOZANA NY TONTOLON' NY KOLONTSAINA,...
27 Nov 2025
Taorian’ireo fakan-kevitra natao nanomboka ny 𝐴𝑙𝑎𝑘𝑎𝑚𝑖𝑠𝑦 13 𝑛𝑜𝑣𝑎𝑚𝑏𝑟𝑎 teo dia tonga manolotra ireo fehin-kevitra niarahan’ireo 𝒎𝒑𝒊𝒔𝒆𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒓𝒂-𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 maro araky ny 𝐒𝐨𝐤𝐚𝐣𝐲avy ireo solontena.Nandra...
' NDAO HAHITSY NY DISO
27 Nov 2025
Fahadisoam-panoratana matetika hita ireto ka mila 𝗮𝗵𝗶𝘁𝘀𝘆. 𝑯𝒂𝒋𝒂𝒐 𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚
ALAROBIAN' NY POETA
27 Nov 2025
Miantefa amin'ny ankizy sy ny tanora ny 𝐇𝐄𝐓𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐅𝐀𝐌𝐎𝐀𝐇𝐀𝐌-𝐁𝐎𝐊𝐘, izay hotontosaina ao amin'ny efitrano 𝑫𝒂𝒗𝒊𝒅 𝑱𝒂𝒐𝒎𝒂𝒏𝒐𝒓𝒐, Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM Anosy ny 𝗔𝗹𝗮𝗿𝗼𝗯𝗶𝗮 𝟯 𝗗𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 ho avy...
MIALOHA NY FARAN'NY TAONA 2025 NO HANORATANA NY MISIONA K...
24 Nov 2025
Anatin’ny 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑖𝑟𝑜𝑏𝑜𝑟𝑜𝑏𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑘𝑜𝑙𝑜𝑛𝑡𝑠𝑎𝑖𝑛𝑎 𝑚𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦 𝑖𝑠𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑟𝑖𝑡𝑟𝑎 izay hanomezan-kasina ireo 𝑻𝒐𝒆𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒊𝒂𝒗𝒂𝒌𝒂 𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂 dia tonga nampahafantatra ny famaranana ireo dingana mialohan’ny hanorata...
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAHOMBIAZANA NO AZON' NY DELEGASIONINA MALAGASY NANDRITRA NY FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA TANY INDIA
Nahazo vokatra tsara ny Alakamisy 29 janoary 2026 ny delegasiona mzlagasy avy eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel