Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Culture
AMPANJAKA TOERA
04 Sep 2025
Sary nanamarika ny teny an-dalana. Ao anatin'ny fanomezam-boninahitra ny mahery fon'i Madagasikara dia ny Ampanjaka TOERA sy ireo mpitari-tafika roalahy niara-dia taminy.#Mahabo
LALANA AMPANJAKA TOERA
04 Sep 2025
Notokanana ary nomena ny anarana '' Lalana Ampanjaka Toera'' ny lalana eo Ampanasana Miandrivazo, ary napetraka ny tsangam-bato lehibe ao Ampanasana ho fanamarihana ny fandalovan’ny Kabeson’ny Amp...
NY AMPANJAKA TOERA
04 Sep 2025
Henikaja sy heni-boninahitra ny Ampanjaka TOERA tamin’ny toerana rehetra nolalovany: Antsirabe, faritra Vakinankaratra hatrany Miandrivazo, faritra Menabe. Niditra ny vavahadin'i Menabe ny Ampanja...
TAORIAN' NY NIAINGANY TEO MAUSOLEE, FASAN' NY MAHERY FO A...
03 Sep 2025
Mialohan'ny nitondrana azy tao amin'ny tranoben'ny Serasera sy ny Kolontsaina dia nisy ny lanonana ara-miaramila nanomezana voninahitra azy ireo.Ny maraina teo izy no niala tao Antsirabe, hanohy ny...
AMIN' NY MAHA SINGA ARA-KOLONTSAINA NY KABESO DIA MITANA...
03 Sep 2025
Amin'ny maha singa ara-kolontsaina ny Kabeso dia mitana toerana lehibe eo amin'ny fanomezan- danja ny harembakoka ny famerenana azy amin'ny toerana niaviany. Koa ny ezaka amin'ny fampodiana ny kabe...
KABESON'IREO MAHERY FON'NY FIRENENA
02 Sep 2025
Hivahiny ao anatin'ny vaovao an-tsary ny TVM ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Ramatoa MARA Volamiranty Donna anio, hiresaka ny momba ny fampodiana ny Kabeson'ireo mahery fon'ny firenena...
HIGADONA ETO AN-TANINDRAZANA NY KABESON' NY AMPANJAKA TOE...
01 Sep 2025
Higadona eto an-tanindrazana ny kabeson'ny Ampanjaka Toera sy ireo mpitari-tafika Sakalava niara-dia taminy, mahery fon’i Madagasikara, nandà ny fifehezan’ny mpanjanaka, namoy ny ainy ho an’ny tani...
HODY AN-TANINDRAZANA NY KABESON’IREO MAHERY FON’NY FIRENE...
28 Aug 2025
128 taona aty aorian’ny namonoana azy dia higadona eto an-tanindrazana ny kabeson’ny Ampanjaka Toera sy ireo mpitari-tafiny roa lahy, mahery fon’i Madagasikara, nandà ny fifehezan’ny mpanjanaka, na...
TANTARA VELONA TSY FANADINO!
27 Aug 2025
Fiverenan'ny Kabeson'ny Ampanjaka Toera sy ireo mpitari-tafika : Tantara velona tsy fanadino!Nankasitraka ireo rehetra nandray anjara tamin’ity dingana lehibe manan-tantara ity ny Minisitry ny Sera...
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAHOMBIAZANA NO AZON' NY DELEGASIONINA MALAGASY NANDRITRA NY FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA TANY INDIA
Nahazo vokatra tsara ny Alakamisy 29 janoary 2026 ny delegasiona mzlagasy avy eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel