Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Culture
NASEHO AN-TSARY ANDRAONY ALAROBIA 10 DESAMBRA 2025 TESTY...
11 Dec 2025
Tompon-kevitra tamin’ity hetsika fampirantiana 𝐒𝐄𝐇𝐎 𝐒𝐀𝐑𝐘, ity ireo Mpanao gazety Zokiolona mivondrona ao amin’ny AJDM 𝘼𝙨𝙨𝙤𝙘𝙞𝙖𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙙𝙚𝙨 𝙅𝙤𝙪𝙧𝙣𝙖𝙡𝙞𝙨𝙩𝙚𝙨 𝘿𝙤𝙮𝙚𝙣𝙨 𝙙𝙚 𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙨𝙘𝙖𝙧 tarihin’ny Filoha...
NANKASITRAHAN' IREO MPANAKANTO NY FANENDRENA NY TALEN' NY...
11 Dec 2025
Niavaka ny fandraisana ny Tale vaovao misahana ny 𝗢𝗠𝗗𝗔 na 𝑂𝑓𝑓𝑖𝑐𝑒 𝑀𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦 𝑑𝑢 𝐷𝑟𝑜𝑖𝑡 𝑑’𝐴𝑢𝑡𝑒𝑢𝑟 nandritra ny famindram-pahefàna natao androany tetsy amin’ny Efitrano Jaomanoro, Tranombokim-pirenena Ano...
TSAPIKY, GADONA MOZIKA MALAGASY, VOASOKAJY HAREMBAKOKA EO...
11 Dec 2025
Miavaka maneran-tany ny 𝑲𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 izay singa mampitombo ny mahaizy azy an’i Madagasikara sy hahafantaran’izao tontolo izao azy.Ankehitriny dia voasoratra eo anivon’ny UNESCO ho isan’ny H...
VELAKEVITRA " RANDJA SY NY HAIMIAFINY "
09 Dec 2025
Ao anatin'ny fankalazana ny fahazato taonan'i Randja Zanamihoatra, ny Komity mpikarakara sy ny taranany dia manasa antsika indray hanatrika ny velakevitra " RANDJA SY NY HAIMIAFINY " hiarahan...
NANKASITRAHAN'NY MINISITERA I RANOELISON , ANDRAREZIN'NY...
08 Dec 2025
Nifamotoana tetsy amin’ny Kianjan’ny Hiragasy Ampefiloha ireo mpankafy nanombokoka tamin’ny 10ora maraina tamin’ity 𝐀𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝟎𝟕 𝐃𝐞𝐬𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓 ity namaly ny antson’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny K...
SOATOAVINA
05 Dec 2025
Fandaharana manasongadina ny maha Malagasy.Lohahevitra : TSODRANO avy any amin'ny faritra VakinankaratraDaty: Sabotsy 6 Desambra 2025 amin'ny 12h antoandro Sehatra : TVMFamerenana : Talata 9 Desamb...
HIFANINANA AMIN' NY OSCAR 2026 NY SANGANAS' I LUCK RAZANA...
05 Dec 2025
Ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ny alalan’ny 𝐈𝐯𝐨𝐧-𝐭𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐚𝐫𝐢𝐦𝐢𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐬𝐲 𝐒𝐚𝐫𝐢𝐦𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 dia faly mapahafantatra antsika fa ny horonan-tsary 𝘿𝙞𝙨𝙘𝙤 𝘼𝙛𝙧𝙞𝙠𝙖 : 𝘶𝘯𝘦 𝘩𝘪𝘴𝘵𝘰𝘪𝘳𝘦 𝘮𝘢...
'NDAO HAHITSY NY DISO
05 Dec 2025
Fahadisoam-panoratana matetika hita ireto ka mila ialana.
NOMEM-BONINAHITRA NY HAREMBAKOKA MIKASIKA NY SARIMIHETSIK...
04 Dec 2025
Notsiahivina tetsy amin’ny Biraon’ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 Anosy ny maha zava-dehibe ny fikajiana ireo 𝙃𝙖𝙧𝙚𝙢𝙗𝙖𝙠𝙤𝙠𝙖 𝙢𝙞𝙠𝙖𝙨𝙞𝙠𝙖 𝙣𝙮 𝙨𝙖𝙧𝙞𝙢𝙞𝙝𝙚𝙩𝙨𝙞𝙠𝙖 𝙨𝙮 𝙝𝙖𝙞𝙣𝙤 𝙖𝙢𝙖𝙣-𝙟𝙚𝙧𝙮 nandritra ity an...
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAHOMBIAZANA NO AZON' NY DELEGASIONINA MALAGASY NANDRITRA NY FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA TANY INDIA
Nahazo vokatra tsara ny Alakamisy 29 janoary 2026 ny delegasiona mzlagasy avy eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel