Components
2
Twig Components
10
Render Count
4
ms
Render Time
6.0
MiB
Memory Usage
Components
| Name | Metadata | Render Count | Render Time |

| CardBlog |
"App\Twig\Components\CardBlog"components/CardBlog.html.twig |
9 | 3.56ms |
| Sidebar |
"App\Twig\Components\Sidebar"components/Sidebar.html.twig |
1 | 0.67ms |
Render calls
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 1.36 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/15-697715f8937ee.jpg" "title" => "NAHAZO FITAOVANA VAOVAO AVY AMIN' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NY FITALEAVAM-PARITRA BOENY" "subtitle" => "26 Jan 2026" "description" => "
Fandaharanasan’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 ny fampitoviana lenta ny fisitrahan’ny malagasy rehetra vaovao mitovy manerana an’i Madagasikara ka antony 𝙖𝙣𝙖𝙫𝙖𝙤𝙯𝙖𝙣𝙮 ny fitaovana isam-paritra hoy ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂.
Anjaran’ny haino aman-jerim-pirenena 𝗧𝗩𝗠 sy 𝗥𝗡𝗠 ao 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗷𝗮𝗻𝗴𝗮, renivohitry ny faritra Boeny indray no nisitraka fampitaovana avy amin’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢 ka tonga nanolotra izany tany an-toerana ireo iraka manokana avy amin’ny Kabinetran’ny minisitera 𝑹𝑨𝑹𝑰𝑽𝑶𝑺𝑶𝑵 𝑪𝒉𝒂𝒏𝒄𝒂𝒓𝒅 sy 𝑯𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑵𝑰𝑻𝑹𝑨 𝑴𝒂𝒎𝒚.
Ezahina havaozina ireo fitaovana enti-miasa eny anivon’ny 𝙁𝙞𝙩𝙖𝙡𝙚𝙖𝙫𝙖𝙢-𝙥𝙖𝙧𝙞𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙎𝙚𝙧𝙖𝙨𝙚𝙧𝙖 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 mba hanatsarana ny kalitaon’ny vaovao am-pitaina sy hamahana ny olana ateraky ny fitaovana tsizarizary.
Solon-tenam-panjakana maromaro tao Boeny no tonga nanotrona izao fanolorana izao ka isan’izany ny Talem-paritra mpisolo toerana 𝑹𝑨𝑭𝑨𝑹𝑨𝑯𝑨𝑹𝑰𝑵𝑰𝑽𝑶 𝑻𝒂𝒏𝒕𝒆𝒍𝒚 𝑭𝒂𝒏𝒋𝒂 𝑶𝒍𝒊𝒗𝒂, notronin’ireo mpiara-miasa.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1058 +imgSrc: "uploads/images/15-697715f8937ee.jpg" +title: "NAHAZO FITAOVANA VAOVAO AVY AMIN' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NY FITALEAVAM-PARITRA BOENY" +titleSize: "h5" +subtitle: "26 Jan 2026" +description: "
Fandaharanasan’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 ny fampitoviana lenta ny fisitrahan’ny malagasy rehetra vaovao mitovy manerana an’i Madagasikara ka antony 𝙖𝙣𝙖𝙫𝙖𝙤𝙯𝙖𝙣𝙮 ny fitaovana isam-paritra hoy ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂.
Anjaran’ny haino aman-jerim-pirenena 𝗧𝗩𝗠 sy 𝗥𝗡𝗠 ao 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗷𝗮𝗻𝗴𝗮, renivohitry ny faritra Boeny indray no nisitraka fampitaovana avy amin’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢 ka tonga nanolotra izany tany an-toerana ireo iraka manokana avy amin’ny Kabinetran’ny minisitera 𝑹𝑨𝑹𝑰𝑽𝑶𝑺𝑶𝑵 𝑪𝒉𝒂𝒏𝒄𝒂𝒓𝒅 sy 𝑯𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑵𝑰𝑻𝑹𝑨 𝑴𝒂𝒎𝒚.
Ezahina havaozina ireo fitaovana enti-miasa eny anivon’ny 𝙁𝙞𝙩𝙖𝙡𝙚𝙖𝙫𝙖𝙢-𝙥𝙖𝙧𝙞𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙎𝙚𝙧𝙖𝙨𝙚𝙧𝙖 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 mba hanatsarana ny kalitaon’ny vaovao am-pitaina sy hamahana ny olana ateraky ny fitaovana tsizarizary.
Solon-tenam-panjakana maromaro tao Boeny no tonga nanotrona izao fanolorana izao ka isan’izany ny Talem-paritra mpisolo toerana 𝑹𝑨𝑭𝑨𝑹𝑨𝑯𝑨𝑹𝑰𝑵𝑰𝑽𝑶 𝑻𝒂𝒏𝒕𝒆𝒍𝒚 𝑭𝒂𝒏𝒋𝒂 𝑶𝒍𝒊𝒗𝒂, notronin’ireo mpiara-miasa.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.25 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/615955821-1305296981641450-6492109860888175696-n-696e2c5821c23.jpg" "title" => "MANOHY NY FANATSARANA NY LALANA MOMBA NY FAHALALAHANA MANEHO HEVITRA NY MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA" "subtitle" => "19 Jan 2026" "description" => """
Taorian’ny fakan-kevitra voalohany natao nanomboka ny 7 novambra\r\n 2025 dia nosokafana tamin’ny fomba ôfisialy ny zoma 16 janoary 2026 teo\r\n ny dingana faharoa tamin’ny fakan-kevitra entina manatsara ny lalàna \r\n momba ny serasera.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1311 +imgSrc: "uploads/images/615955821-1305296981641450-6492109860888175696-n-696e2c5821c23.jpg" +title: "MANOHY NY FANATSARANA NY LALANA MOMBA NY FAHALALAHANA MANEHO HEVITRA NY MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA" +titleSize: "h5" +subtitle: "19 Jan 2026" +description: """
Taorian’ny fakan-kevitra voalohany natao nanomboka ny 7 novambra\r\n 2025 dia nosokafana tamin’ny fomba ôfisialy ny zoma 16 janoary 2026 teo\r\n ny dingana faharoa tamin’ny fakan-kevitra entina manatsara ny lalàna \r\n momba ny serasera.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.50 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/616178461-1303574268480388-6503540686558515981-n-696df1c111583.jpg" "title" => "NY SAMY MPANAO GAWETY NO HITARIKA NY FANOHIZANA NY FAKAN-KEVITRA ISAM-PARITRA HO FANATSARANA NY LALANA MIFEHY NY SERASERA." "subtitle" => "19 Jan 2026" "description" => "

Nifanakalo hevitra tamin’ireo solotenan’ny mpanao gazety sy mpahay lalàna ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂, notronin’ny 𝘚𝘦𝘬𝘳𝘦𝘵𝘦𝘳𝘢 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘺 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢, nanohy ny fandinihana ny fakan-kevitra izay nijerena ireo andinin-dalàna hafa mety mbola 𝙖𝙝𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙝𝙖𝙣𝙤𝙝𝙞𝙣𝙩𝙤𝙝𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙝𝙖𝙡𝙖𝙡𝙖𝙝𝙖𝙣𝙖 toy ny 𝒇𝒆𝒉𝒆𝒛𝒂𝒏-𝒅𝒂𝒍𝒂̀𝒏𝒂 𝒇𝒂𝒎𝒂𝒊𝒛𝒂𝒏𝒂, 𝒅𝒊𝒅𝒚 𝒉𝒊𝒕𝒔𝒊𝒗𝒐𝒍𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒊𝒌𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒇𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒊𝒗𝒐𝒓𝒚 sns.

Nampahafantarin’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 tamin’ny fomba ofisialy nandritra io fihaonana io fa omena sehatra bebe kokoa ny mpanao gazety hitarika ny 𝙛𝙖𝙣𝙤𝙝𝙞𝙯𝙖𝙣𝙖 ny fankan-kevitra ho fanatsarana 𝙣𝙮 𝙡𝙖𝙡𝙖̀𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙛𝙚𝙝𝙮 𝙣𝙮 𝙨𝙚𝙧𝙖𝙨𝙚𝙧𝙖, ka tsy hijanona eto Antananarivo ihany fa hitety faritra ny asa hataon’io komity avy amin’ny mpanao gazety io.

Fihaonana natao tetsy amin’ny efitrano DOX, Anosy ny zoma 16 janoary 2026 teo, izay niavaka ihany koa noho ny fisian’ny fiaraha-miasa amin’ny mpahay lalàna tarihin’ny Mpisolovava 𝑹𝑨𝑭𝑰𝑫𝑰𝑺𝑶𝑵 𝑬𝒓𝒊𝒄 izay hisahana manokana ny fanangonana sy fijerena ireo lalàna samihafa. Hisy araka izany ny fiaraha-miasa bebe kokoa amin’ny Minisiteran’ny Fitsarana.

Raha tsiahivina dia, nanao antso tamin’ireo mpanao gazety tsy an-kanavaka ny Minisitera ny faraparan’ny taona 2025 teo mba ho 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙫𝙖𝙤𝙯𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙡𝙖𝙡𝙖̀𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙛𝙚𝙝𝙮 𝙣𝙮 𝙨𝙚𝙧𝙖𝙨𝙚𝙧𝙖 misy, ka namaly izany antso izany ny mpanao gazety sy ny fikambanana isan-karazany, ary ńitohy tamin’ny fametrahana ny komity manokana misolo-tena ireo mpanao gazety.

Efa voapetraka rahateo ny rijan-teny mikasika ny fanovana ny lalàna mifehy ny serasera ka hirosoana ny fandinihana ny fampiharana azy.

Isan’ny nodinihina koa ny hametrahana ny didim-panjakana mametraka 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘩𝘦𝘧𝘢𝘯𝘢 𝘮𝘢𝘯𝘥𝘳𝘪𝘯𝘥𝘳𝘢 𝘯𝘺 𝘵𝘰𝘯𝘵𝘰𝘭𝘰𝘯’𝘯𝘺 𝘴𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘩𝘢𝘪𝘯𝘰 𝘷𝘢𝘬𝘺 𝘫𝘦𝘳𝘺 na 𝐴𝑢𝑡𝑜𝑟𝑖𝑡𝑒́ 𝑛𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛𝑎𝑙𝑒 𝑑𝑒 𝑟𝑒́𝑔𝑢𝑙𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝑐𝑜𝑚𝑚𝑢𝑛𝑖𝑐𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑚𝑒́𝑑𝑖𝑎𝑡𝑖𝑠𝑒́𝑒 (𝐴𝑁𝑅𝐶𝑀), ary hojerena ny lalàna entina miaro ny tontolon’ny 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐬𝐚𝐧-𝐤𝐚𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐤𝐢𝐧𝐨𝐥𝐨𝐣𝐢𝐚 sy amin’ireo andinin-dalàna ivelan’ny lalàna mifehy ny serasera ka mbola manohintohina ny fanehoan-kevitra ary 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐚𝐬𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐨 𝐧𝐢𝐟𝐨𝐫𝐨𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐭𝐲 𝐚𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚 izay azo lazaina fa mbola marefo dia marefo, ahitana ireo mpanao serasera an-habaka, mpampaneno lakolosy, sns (𝑐𝑟𝑒́𝑎𝑡𝑒𝑢𝑟 𝑑𝑒 𝑐𝑜𝑛𝑡𝑒𝑛𝑢, 𝑖𝑛𝑓𝑙𝑢𝑒𝑛𝑐𝑒𝑢𝑟, 𝑙𝑎𝑛𝑐𝑒𝑢𝑟 𝑑’𝑎𝑙𝑒𝑟𝑡𝑒).

Ny tanjona dia ho 𝙛𝙖𝙝𝙖𝙡𝙖𝙡𝙖𝙝𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙚𝙝𝙤 𝙝𝙚𝙫𝙞𝙩𝙧𝙖 tena izy fa tsy sarintsariny no misy eto amintsika manomboka amin’izao 𝘢𝘯𝘥𝘳𝘰𝘯 ́𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘯𝘢𝘷𝘢𝘰𝘻𝘢𝘯𝘢 izao. Na nisy aza ny fanovana napetraka tamin’ny taona 2020 dia tsy nahafa-po tanteraka satria mbola tazana tao ihany ny finiavana hifehy ny asa fanaovan-gazety ka niteraka ireny fifandirana matetika teo amin’ny mpanao gazety sy ny mpitondra teo aloha ireny.

𝗡𝘆 𝗹𝗮𝗹𝗮̀𝗻𝗮 𝗺𝗶𝗳𝗲𝗵𝘆 𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗿𝗮𝘀𝗲𝗿𝗮 dia tsy natao ho sakantsakana amin’ny fahalalahana fa 𝗻𝗮𝘁𝗮𝗼 𝗵𝗶𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮. Avahana tsara ny fahalalahana sy ny baranahiny na ny gaboraraka, ka esorina avokoa ireo hirika mety hitarika any amin’ny famehipehezana ny asa fanaovan-gazety ataon’ny mpitondra sy mpitantana fanjakana.

Fa teboka telo aloha no nodinihina maika sy nitondrana fanitsiana, araka ny hevitra azo nandritra ny fakan-kevitra natao avy any amin’ny faritra rehetra :

Ny 𝐟𝐚𝐧𝐢𝐭𝐬𝐢𝐚𝐧𝐚 ireo 𝐚𝐧𝐝𝐢𝐧𝐢𝐧-𝐝𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 heverina fa manohintohina ny fahalalahana maneho hevitra, manakantsakana ny zo hahalala ary maneho sakana amin’ny asa fanaovan-gazety.

Ny 𝐟𝐚𝐧𝐢𝐭𝐬𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 bebe kokoa ny asan’ny sy ny firafitry ny 𝐀𝐍𝐑𝐂𝐌 na ny fahefana mandrindra ny tontolon’ny serasera sy ny haino vaky jery

Ny 𝐟𝐚𝐧𝐢𝐭𝐬𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 ny rafitry ny 𝐇𝐨𝐥𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐠𝐚𝐳𝐞𝐭𝐲 izay tena navesatra dia navesatra.

Nanamafy ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 fa mbola mitohy ny fifanankalozan-kevitra mandrapaha hahazoana volavolan-dalàna haroso eny anivon’ny Antenimiera, ka tanjona ny hananana lalàna eken’ny mpisehatra rehetra sy tsy miteraka fifandirana.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1269 +imgSrc: "uploads/images/616178461-1303574268480388-6503540686558515981-n-696df1c111583.jpg" +title: "NY SAMY MPANAO GAWETY NO HITARIKA NY FANOHIZANA NY FAKAN-KEVITRA ISAM-PARITRA HO FANATSARANA NY LALANA MIFEHY NY SERASERA." +titleSize: "h5" +subtitle: "19 Jan 2026" +description: "

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.24 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/614950514-1299859162185232-7487736324098210110-n-6964e71def9ca.jpg" "title" => "ANISAN'NY FANAPAHAN-KEVITRA NORAISIN'NY MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NY " FANATSARANA NY LALANA MIARO NY FAHALALAN' NY MPANAO GAZETY MANEHO HEVITRA (LIBERTE D' EXPRESSION) "" "subtitle" => "12 Jan 2026" "description" => "
Mba hialana amin’ny fanagejana ka nitarika hatramin’ny fanagadrana mpanao gazety maro toy ny teo aloha dia nataon’ny mpitantana vaovao eto amin’ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 ho laharam-pahamehana ny fanavaozana io lalàna io ao anatin’ny fanitsiana ny "fehezan-dalàna 𝒎𝒊𝒇𝒆𝒉𝒚 𝒏𝒚 𝒔𝒆𝒓𝒂𝒔𝒆𝒓𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒉𝒂𝒊𝒏𝒐 𝒗𝒂𝒌𝒚 𝒋𝒆𝒓𝒚 "(Loi sur la communication médiatisée)

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1384 +imgSrc: "uploads/images/614950514-1299859162185232-7487736324098210110-n-6964e71def9ca.jpg" +title: "ANISAN'NY FANAPAHAN-KEVITRA NORAISIN'NY MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NY " FANATSARANA NY LALANA MIARO NY FAHALALAN' NY MPANAO GAZETY MANEHO HEVITRA (LIBERTE D' EXPRESSION) "" +titleSize: "h5" +subtitle: "12 Jan 2026" +description: "
Mba hialana amin’ny fanagejana ka nitarika hatramin’ny fanagadrana mpanao gazety maro toy ny teo aloha dia nataon’ny mpitantana vaovao eto amin’ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 ho laharam-pahamehana ny fanavaozana io lalàna io ao anatin’ny fanitsiana ny "fehezan-dalàna 𝒎𝒊𝒇𝒆𝒉𝒚 𝒏𝒚 𝒔𝒆𝒓𝒂𝒔𝒆𝒓𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒉𝒂𝒊𝒏𝒐 𝒗𝒂𝒌𝒚 𝒋𝒆𝒓𝒚 "(Loi sur la communication médiatisée)

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.34 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/3-6964979b196a0.jpg" "title" => "NIARA-NIDINIKA TAMIN'IREO TOMPONY HAINO VAKY JERY NY MOMBA NY TNT" "subtitle" => "12 Jan 2026" "description" => "
Nanokana fotoana niarahana nidinika sy nifanakalo hevitra tamin’ireo 𝐭𝐨𝐦𝐩𝐨𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐢𝐧𝐨 𝐚𝐦𝐚𝐧-𝐣𝐞𝐫𝐲 sy 𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐨𝐫𝐢𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧-𝐠𝐚𝐳𝐞𝐭𝐲 ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂 androany 9 janoary 2026 tetsy amin’ny birao fiasany etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy.
𝘍𝘢𝘯𝘢𝘷𝘢𝘰𝘻𝘢𝘯𝘢 fomba fiasa napetraky ny minisitra ankehitriny ny 𝙛𝙞𝙝𝙖𝙞𝙣𝙤𝙖𝙣𝙖 ny tolo-kevitra avy amin’ireo mpisehatra matihanina sy ny 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙟𝙖𝙣𝙖 ny lalan-tsaina "𝒕𝒆𝒏𝒚 𝒎𝒊𝒂𝒌𝒂𝒕𝒓𝒂, 𝒊𝒇𝒂𝒎𝒑𝒊𝒆𝒓𝒂𝒏𝒂" mba hahafahan’ny rehetra mitondra ny anjara birikiny ho an’ny firenena, sy ialàna amin’ny teny midina miteraka fifandirana.
Raha tsiahivina dia efa ho 𝟏𝟐 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 mahery no nisy ny 𝐟𝐢𝐡𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧𝐲 teo amin’ireo mpandraharaha amin’ny sehatry ny haino vaky jery sy ny minisitra mpiahy ny serasera, ka antony nahatonga ny mpitantana ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina ankehitriny nanapakevitra ny hihaona amin’izy ireo indray 𝙝𝙖𝙢𝙚𝙧𝙚𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙛𝙖𝙢𝙥𝙞𝙩𝙤𝙠𝙞𝙨𝙖𝙣𝙖 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙖𝙧𝙖𝙝𝙖-𝙢𝙞𝙖𝙨𝙖 eo amin’ny Fanjakana sy ny sehatra tsy miankina.
Teboka voaresaka nandritra ny fihaonana ny zava-misy iainan’ireo orinasan-tserasera ankehitriny toy ny lafiny mahakasika ny hetra, ny fahasarotana eo amin’ny fikarakarana antontan-taratasy fananganana na fanitarana orinasa, na koa ny momba ireo fandaharana mifantoka amin’ny 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒃𝒆𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒐𝒍𝒐𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂, sy tolotra 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒋𝒂 𝒏𝒚 𝒔𝒐𝒂𝒕𝒐𝒂𝒗𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚.
Fa isan’ny votoatin’ity 𝗳𝗶𝗵𝗮𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻𝘆 ity ny tetikasa hivadihana amin’ny "TNT" ( Télévision Numérique Terrestre), izay heverin’ny Fanjakana malagasy ankehitriny hampitoviana tantana ny fahafahan’ireo haino aman-jery tsy an-kanavaka mampitombo ny fandrakofana sy manatsara ny kalitaon’ny tolotra ary hiadiana amin’ireo mpisehatra tsy ara-dalàna mamono ireo orinasa ara-dalàna.
𝗡𝗼𝗵𝗲𝗻𝗼𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗵𝗶𝗮𝗵𝘆 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗵𝗲𝘁𝗮𝗵𝗲𝘁𝗮 avy amin’ireo sehatra tsy miankina izay tonga tamin’ity fihaonana ity, 𝗻𝗶𝘁𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘇𝗮𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝗲𝗸𝗻𝗶𝗸𝗮 𝘀𝘆 𝗮𝗿𝗮𝗸𝘆 𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗹𝗮̀𝗻𝗮 ny minisitra, notronin’ny mpiara-miasa aminy nahitana ny Talen’ny Kabinetra, ny Sekretera Jeneraly, ny Tale Jeneralin’ny Serasera, ny Talen’ny Raharaha momba ny Lalàna ary ny Tale misahana ny TNT eo anivon’ny minisitera .
𝘔𝘱𝘢𝘯𝘢𝘰 𝘨𝘢𝘻𝘦𝘵𝘺 𝘮𝘢𝘵𝘪𝘩𝘢𝘯𝘪𝘯𝘢 rahateo no maro amin’ireo tompon’andraikitra ambony mitantan-draharaha eo anivon’ny minisitera ankehitriny ka mahafantatra ny olana sedrain’ireo orinasan-tserasera, izay nanome toky fa 𝗺𝗶𝗷𝗲𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗺𝗯𝗼𝘁𝘀𝗼𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗼𝗿𝗶𝗻𝗮𝘀𝗮 izy ireo raha nandrafitra ity tetikasa ity, sady 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗮 𝗿𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮 ny sehatry ny haino vaky jery.
Santatra am-bavarano ny fihaonana androany, izay nahitana ireo mpandray anjara na ny avy eto an-drenivohitra na ireo tompona orinasa sy mpitantana avy any amin’ny faritra izay tonga namaly ity fanasana avy amin’ny minisitera ity, fa mbola hitohy hatrany ny 𝙛𝙞𝙛𝙖𝙢𝙥𝙞𝙝𝙖𝙞𝙣𝙤𝙖𝙣𝙖 eo amin’ny roa tonta.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1431 +imgSrc: "uploads/images/3-6964979b196a0.jpg" +title: "NIARA-NIDINIKA TAMIN'IREO TOMPONY HAINO VAKY JERY NY MOMBA NY TNT" +titleSize: "h5" +subtitle: "12 Jan 2026" +description: "

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.26 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/4-695f529300da1.jpg" "title" => "MITOHY NY FAMPITAOVANA ISAM-PARITRA HO FANAOVAOZANA NY TVM SY RNM" "subtitle" => "08 Jan 2026" "description" => "
TSY DISO ANJARA, fa nahazo fitaovana vaovao avy amin'ny 𝙈𝙞𝙣𝙞𝙨𝙞𝙩𝙚𝙧𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙎𝙚𝙧𝙖𝙨𝙚𝙧𝙖 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 ny TVM sy ny RNM ao 𝙏𝙨𝙞𝙧𝙤𝙖𝙣𝙤𝙢𝙖𝙣𝙙𝙞𝙙𝙮.
Fitaovana maro nahitana: "𝑚𝑖𝑐𝑟𝑜 𝑠𝑡𝑢𝑑𝑖𝑜+𝑎𝑛𝑡𝑖-𝑝𝑜𝑝," "𝑡𝑎𝑏𝑙𝑒 𝑑𝑒 𝑚𝑖𝑥𝑎𝑔𝑒," "𝑜𝑟𝑑𝑖𝑛𝑎𝑡𝑒𝑢𝑟 𝑑𝑒 𝑏𝑢𝑟𝑒𝑎𝑢 𝑐𝑜𝑚𝑝𝑙𝑒𝑡", "𝑖𝑚𝑝𝑟𝑖𝑚𝑎𝑛𝑡𝑒", "𝑜𝑛𝑑𝑢𝑙𝑒𝑢𝑟", "𝑠𝑝𝑒𝑎𝑘𝑒𝑟", "𝑡𝑎𝑏𝑙𝑒 𝑑𝑒 𝑏𝑢𝑟𝑒𝑎𝑢", "𝑎𝑟𝑚𝑜𝑖𝑟𝑒", "𝑐ℎ𝑎𝑖𝑠𝑒" , no natolotry ny minisitera mpiahy ho an’ny TVM sy RNM eo amin’ity distrika ity.
Tanjona ny hanamafisana ny asa fampitam-baovao amin’ny Faritra rehetra manerana ny Nosy, tahaka ity eto anivon’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝘽𝙤𝙣𝙜𝙤𝙡𝙖𝙫𝙖 ity, araka ny fanamby napetraky ny mpitantana ny minisitera ankehitriny, ho fanatsarana hatrany ny fanapariaham-baovao ho an’ny vahoaka.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1478 +imgSrc: "uploads/images/4-695f529300da1.jpg" +title: "MITOHY NY FAMPITAOVANA ISAM-PARITRA HO FANAOVAOZANA NY TVM SY RNM" +titleSize: "h5" +subtitle: "08 Jan 2026" +description: "
TSY DISO ANJARA, fa nahazo fitaovana vaovao avy amin'ny 𝙈𝙞𝙣𝙞𝙨𝙞𝙩𝙚𝙧𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙎𝙚𝙧𝙖𝙨𝙚𝙧𝙖 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 ny TVM sy ny RNM ao 𝙏𝙨𝙞𝙧𝙤𝙖𝙣𝙤𝙢𝙖𝙣𝙙𝙞𝙙𝙮.
Fitaovana maro nahitana: "𝑚𝑖𝑐𝑟𝑜 𝑠𝑡𝑢𝑑𝑖𝑜+𝑎𝑛𝑡𝑖-𝑝𝑜𝑝," "𝑡𝑎𝑏𝑙𝑒 𝑑𝑒 𝑚𝑖𝑥𝑎𝑔𝑒," "𝑜𝑟𝑑𝑖𝑛𝑎𝑡𝑒𝑢𝑟 𝑑𝑒 𝑏𝑢𝑟𝑒𝑎𝑢 𝑐𝑜𝑚𝑝𝑙𝑒𝑡", "𝑖𝑚𝑝𝑟𝑖𝑚𝑎𝑛𝑡𝑒", "𝑜𝑛𝑑𝑢𝑙𝑒𝑢𝑟", "𝑠𝑝𝑒𝑎𝑘𝑒𝑟", "𝑡𝑎𝑏𝑙𝑒 𝑑𝑒 𝑏𝑢𝑟𝑒𝑎𝑢", "𝑎𝑟𝑚𝑜𝑖𝑟𝑒", "𝑐ℎ𝑎𝑖𝑠𝑒" , no natolotry ny minisitera mpiahy ho an’ny TVM sy RNM eo amin’ity distrika ity.
Tanjona ny hanamafisana ny asa fampitam-baovao amin’ny Faritra rehetra manerana ny Nosy, tahaka ity eto anivon’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝘽𝙤𝙣𝙜𝙤𝙡𝙖𝙫𝙖 ity, araka ny fanamby napetraky ny mpitantana ny minisitera ankehitriny, ho fanatsarana hatrany ny fanapariaham-baovao ho an’ny vahoaka.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.23 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/5-695f4e662c57d.jpg" "title" => "VITA FANARENANA IREO " PYLONES " AO AMBOASARY ATSIMO, FARITRA ANOSY SY NY AO AMIN' NY DISTRIKAN' I TSIHOMBE AO ANDROY" "subtitle" => "08 Jan 2026" "description" => "
Nisedra fahasahiranana ny mponina tany anivon’ ireo Distrika ireo nandritry ny fotoana naharitra nohon' ny fahasimban’ ny «pylones» vokatry ny rivodoza tamin’ny fiandohan’ny taona 2025.
Nandray an-tanana ny fanarenana ireo fitaovana fototra amin’ny fampitana ny vaovao ireo ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 mba hahafahan’ny vahoaka miverina mahazo ny vaovao avy amin’ny haino aman-jerim-pirenena 𝐓𝐕𝐌 sy 𝐑𝐍𝐌.
Ankehitriny dia tafatsangana soamantsara ny «pylone»TVM sy RNM ao Amboasary Atsimo, ary vita tanteraka ihany koa ny asa fametrahana «pylone» vaovao hoan'ny Distrikan'i Tsihombe.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1525 +imgSrc: "uploads/images/5-695f4e662c57d.jpg" +title: "VITA FANARENANA IREO " PYLONES " AO AMBOASARY ATSIMO, FARITRA ANOSY SY NY AO AMIN' NY DISTRIKAN' I TSIHOMBE AO ANDROY" +titleSize: "h5" +subtitle: "08 Jan 2026" +description: "
Nisedra fahasahiranana ny mponina tany anivon’ ireo Distrika ireo nandritry ny fotoana naharitra nohon' ny fahasimban’ ny «pylones» vokatry ny rivodoza tamin’ny fiandohan’ny taona 2025.
Nandray an-tanana ny fanarenana ireo fitaovana fototra amin’ny fampitana ny vaovao ireo ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 mba hahafahan’ny vahoaka miverina mahazo ny vaovao avy amin’ny haino aman-jerim-pirenena 𝐓𝐕𝐌 sy 𝐑𝐍𝐌.
Ankehitriny dia tafatsangana soamantsara ny «pylone»TVM sy RNM ao Amboasary Atsimo, ary vita tanteraka ihany koa ny asa fametrahana «pylone» vaovao hoan'ny Distrikan'i Tsihombe.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.18 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/608117235-1294040236100458-3602626167692408297-n-695bac6738b08.jpg" "title" => "04 JANOARY 2026 FAMPITAM-BAOVAO" "subtitle" => "05 Jan 2026" "description" => null ] |

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1572 +imgSrc: "uploads/images/608117235-1294040236100458-3602626167692408297-n-695bac6738b08.jpg" +title: "04 JANOARY 2026 FAMPITAM-BAOVAO" +titleSize: "h5" +subtitle: "05 Jan 2026" +description: null } |

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.20 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/562225105-1230772489093900-916733702990166195-n-68f767a424924-695bab123f576.jpg" "title" => "FAMPITAM-BAOVAO AVY AMIN’NY MINISITERAN’NY TOE-KARENA SY NY FITANTANAM-BOLA." "subtitle" => "05 Jan 2026" "description" => null ] |

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1622 +imgSrc: "uploads/images/562225105-1230772489093900-916733702990166195-n-68f767a424924-695bab123f576.jpg" +title: "FAMPITAM-BAOVAO AVY AMIN’NY MINISITERAN’NY TOE-KARENA SY NY FITANTANAM-BOLA." +titleSize: "h5" +subtitle: "05 Jan 2026" +description: null } |

| Sidebar | App\Twig\Components\Sidebar | 6.0 MiB | 0.67 ms | |

| Input props | [] |

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\Sidebar {#1688 +categories: [ App\Entity\Article\Category {#1697 -id: 1 -title: "Ministère" -description: "Ministère" -image: "cropped-mcc-logo-67bc8cba7a76e.png" -createdAt: DateTime @1740413642 {#1696 : 2025-02-24 16:14:02.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1698 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1700 …} } App\Entity\Article\Category {#797 -id: 2 -title: "Communication" -description: "Direction Générale de la Communication" -image: null -createdAt: DateTime @1740414753 {#786 : 2025-02-24 16:32:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#554 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#837 …} } App\Entity\Article\Category {#1703 -id: 3 -title: "Culture" -description: "Direction Générale de la Culture" -image: null -createdAt: DateTime @1740414786 {#1702 : 2025-02-24 16:33:06.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1704 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1706 …} } App\Entity\Article\Category {#1709 -id: 4 -title: "Conseil" -description: "Conseil" -image: null -createdAt: DateTime @1740414813 {#1708 : 2025-02-24 16:33:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1710 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1712 …} } App\Entity\Article\Category {#1715 -id: 5 -title: "Actualités" -description: "Actualités" -image: null -createdAt: DateTime @1740414868 {#1714 : 2025-02-24 16:34:28.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1716 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1718 …} } App\Entity\Article\Category {#1721 -id: 6 -title: "Slides" -description: "Slides" -image: null -createdAt: DateTime @1740414897 {#1720 : 2025-02-24 16:34:57.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1722 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1724 …} } App\Entity\Article\Category {#1727 -id: 7 -title: "Promotion langue" -description: "Promotion langue" -image: null -createdAt: DateTime @1742494305 {#1726 : 2025-03-20 18:11:45.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1728 …} -parent: App\Entity\Article\Category {#1703} -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1730 …} } App\Entity\Article\Category {#1733 -id: 8 -title: "General" -description: null -image: null -createdAt: DateTime @1742895753 {#1732 : 2025-03-25 09:42:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1734 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1736 …} } ] +actu: App\Entity\Article\Article {#1748 …} -crepo: App\Repository\Article\CategoryRepository {#696 …} -arepo: App\Repository\Article\ArticleRepository {#711 …} } |