Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Communication
NAHAZO FITAOVANA VAOVAO AVY AMIN' NY MINISTERAN' NY SERAS...
26 Jan 2026
Fandaharanasan’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 ny fampitoviana lenta ny fisitrahan’ny malagasy rehetra vaovao mitovy manerana an’i Madagasikara ka antony 𝙖𝙣𝙖𝙫𝙖𝙤𝙯𝙖𝙣𝙮 ny fitaovana isam-p...
MANOHY NY FANATSARANA NY LALANA MOMBA NY FAHALALAHANA MAN...
19 Jan 2026
Taorian’ny fakan-kevitra voalohany natao nanomboka ny 7 novambra
2025 dia nosokafana tamin’ny fomba ôfisialy ny zoma 16 janoary 2026 teo
ny dingana faharoa tamin’ny fakan-kevitra entina manatsara...
NY SAMY MPANAO GAWETY NO HITARIKA NY FANOHIZANA NY FAKAN-...
19 Jan 2026
Nifanakalo hevitra tamin’ireo solotenan’ny mpanao gazety sy mpahay lalàna ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂, notronin’ny 𝘚𝘦𝘬𝘳𝘦𝘵𝘦𝘳𝘢 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘺 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢,...
ANISAN'NY FANAPAHAN-KEVITRA NORAISIN'NY MINISITRY NY SERA...
12 Jan 2026
Mba hialana amin’ny fanagejana ka nitarika hatramin’ny fanagadrana mpanao gazety maro toy ny teo aloha dia nataon’ny mpitantana vaovao eto amin’ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 ho lahar...
NIARA-NIDINIKA TAMIN'IREO TOMPONY HAINO VAKY JERY NY MOMB...
12 Jan 2026
Nanokana fotoana niarahana nidinika sy nifanakalo hevitra tamin’ireo 𝐭𝐨𝐦𝐩𝐨𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐢𝐧𝐨 𝐚𝐦𝐚𝐧-𝐣𝐞𝐫𝐲 sy 𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐨𝐫𝐢𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧-𝐠𝐚𝐳𝐞𝐭𝐲 ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂 androany...
MITOHY NY FAMPITAOVANA ISAM-PARITRA HO FANAOVAOZANA NY TV...
08 Jan 2026
TSY DISO ANJARA, fa nahazo fitaovana vaovao avy amin'ny 𝙈𝙞𝙣𝙞𝙨𝙞𝙩𝙚𝙧𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙎𝙚𝙧𝙖𝙨𝙚𝙧𝙖 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 ny TVM sy ny RNM ao 𝙏𝙨𝙞𝙧𝙤𝙖𝙣𝙤𝙢𝙖𝙣𝙙𝙞𝙙𝙮.Fitaovana maro nahitana: "𝑚𝑖𝑐𝑟𝑜 𝑠𝑡𝑢𝑑𝑖𝑜+𝑎𝑛𝑡𝑖-𝑝𝑜𝑝," "𝑡𝑎𝑏𝑙𝑒 𝑑𝑒 𝑚𝑖𝑥...
VITA FANARENANA IREO " PYLONES " AO AMBOASARY ATSIMO, FAR...
08 Jan 2026
Nisedra fahasahiranana ny mponina tany anivon’ ireo Distrika ireo nandritry ny fotoana naharitra nohon' ny fahasimban’ ny «pylones» vokatry ny rivodoza tamin’ny fiandohan’ny taona 2025.Nandray an-t...
04 JANOARY 2026 FAMPITAM-BAOVAO
05 Jan 2026
FAMPITAM-BAOVAO AVY AMIN’NY MINISITERAN’NY TOE-KARENA SY...
05 Jan 2026
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAHOMBIAZANA NO AZON' NY DELEGASIONINA MALAGASY NANDRITRA NY FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA TANY INDIA
Nahazo vokatra tsara ny Alakamisy 29 janoary 2026 ny delegasiona mzlagasy avy eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel