Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Communication
IZAY MARARY ANDRIANINA.
04 Dec 2025
Amin’ny maha Mpanao gazety sy amin’ny maha Minisitra mpiahy ny asa fanaovan-gazety dia tonga nankahery ireo Mpanao gazety namany i GASCAR Fenosoa sy ny mpiara-miasa aminy izay samy Mpanao gazety ih...
NASIAM-PANAMBOARANA NY FITAOVAN' NY TELEVIZIONA MALAGASY...
03 Dec 2025
Nidina ifotony nijery ny fahasimbana tany an-toerana ny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Diana TINOGNY Fabio sy ireo teknisiana ka namaha io olana teknika nahatapaka ny TVM tao Ambanj...
KAOMINA MIISA 19 AO AMBATOLAMPY NO AFAKA HANJOHY NY TVM S...
01 Dec 2025
𝐓𝐚𝐩𝐚𝐭𝐚𝐩𝐚𝐤𝐚 nandritra ny fotoana maharitra ny 𝐟𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚𝐥𝐚𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐚𝐬𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐲 sy ny 𝐑𝐚𝐝𝐢𝐨𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 ho an’ny Distrikan’Ambatolampy ka niteraka fahasahiranana ho an’ny vahoaka noho ny tsy fahafahana misitrak...
FABIENNE ANDOMALALA : NITONDRA AVO NY ANARAN'NY TVM.
28 Nov 2025
Nandrombaka ny amboara "Meilleur reportage Science TV" tamin'ny fifaninanana nokarakarain'ny AUB–UAR (fivondronan'ireo fahitalavi-pirenena aty Afrika) ny TVM tamin'ny alalan'i 𝐅𝐚𝐛𝐢𝐞𝐧𝐧𝐞 𝐀𝐍𝐃𝐎𝐌𝐀𝐋𝐀𝐋𝐀 ....
TONTOSA ANDROANY IHANY KOA NY FAMINDRAM-PAHEFANA TEO AMIN...
27 Nov 2025
Tao amin’ny efitrano DOX Tranombokim-pirenena Anosy no natao ny famindram-pitantanana teo amin’i 𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐈𝐉𝐀𝐎𝐍𝐀 𝐑𝐚𝐝𝐨, izay voatendry hisahana ny andraikitra maha Talen’ny 𝑭𝒂𝒏𝒅𝒓𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂𝒏𝒂̀𝒏𝒂, 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂-𝒎𝒂𝒔𝒐...
LEMANA NALIMBINJANAHARIN'AINASOA FESTIN ELISEE NO VOATEND...
27 Nov 2025
𝐋𝐄𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐚𝐥𝐢𝐦𝐛𝐢𝐧𝐣𝐚𝐧𝐚𝐡𝐚𝐫𝐢𝐧’𝐀𝐢𝐧𝐚𝐬𝐨𝐚 𝐅𝐞𝐬𝐭𝐢𝐧 𝐄́𝐥𝐢𝐬𝐞́𝐞, no votendry ho 𝑻𝒂𝒍𝒆 𝑱𝒆𝒏𝒆𝒓𝒂𝒍𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝑶𝑹𝑻𝑴 nanomboka ny 19 Novambra lasa teo, nandimby toerana ny Tale Jeneraly teo aloha 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀𝐌𝐏𝐎𝐈𝐍𝐀 𝐑𝐀𝐍𝐀𝐑𝐈𝐕𝐄𝐋𝐎 𝐇𝐚𝐣𝐚𝐢𝐧...
FANDAHARANA MANOKANA
24 Nov 2025
𝐍𝐘 𝐕𝐈𝐃𝐈𝐍'𝐍𝐘 "𝐈𝐍𝐓𝐄𝐑𝐍𝐄𝐓" 𝐄𝐓𝐎 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀𝗔𝗻𝗱𝗮𝗼 𝗵𝗼𝗿𝗲𝘀𝗮𝗵𝗶𝗻𝗮...Minisitra 4 no ho vahinin'ny Fandaharana manokan'ny TVM sy Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz amin'ity androany ity amin'ny 8 ora alina. Hire...
FAHATAPAHAN-JIRO : HITONDRA FANAZAVANA AO AMIN'NY TVM AFA...
24 Nov 2025
MIARY RASOLOFOARIJAONA : SEKRETERA JENERALIN'NY Minisiter...
20 Nov 2025
Nandritra ny filankevitry ny minisitra notontosaina omaly dia voatendry ho Sekretera Jeneralin'ny Ministryan'ny Serasera sy ny Kolontsaina Miary Rasolofoarijaona.
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAHOMBIAZANA NO AZON' NY DELEGASIONINA MALAGASY NANDRITRA NY FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA TANY INDIA
Nahazo vokatra tsara ny Alakamisy 29 janoary 2026 ny delegasiona mzlagasy avy eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel