Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Communication
FAMPITAM-BAOVAO
30 Jul 2025
Noraisina anio Talata 29 Jolay 2025 ny didim-panjakana laharana faha 2025-812 anovàna ny andininy sasantsasany ao amin’ny didim-panjakana laharana faha 2024-1612 tamin’ny 22 aogositra 2024 nanendre...
RADIO MIARA-MIENTANA MIAINGA AO MAROANTSETRA
29 Jul 2025
Fandaharana iarahana amin'ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina sady Mpitondra tenin'ny Governemanta, Ramatoa MARA Volamiranty Donna, anio Sabotsy 26 Jolay 2025, amin'ny 06 ora sy 15 minitra h...
FAMPITAM-BAOVAO
24 Jul 2025
F𝐚𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐤𝐚𝐩𝐨𝐛𝐞𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐝𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐡𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚 𝟒𝟓 𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐀𝐃𝐂 𝐚𝐧𝐢𝐨 𝟐𝟑 𝐉𝐨𝐥𝐚𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟓.Notanterahina androany ny fampahantarana ofisialy ireo fandaharam-potoana sy ny tetian...
MIVANTANA AO RNM/TVM NY ALAKAMISY 24 JOLAY 2025 AMIN'NY 8...
22 Jul 2025
Efa nataoko laharam-pahamehana hatrizay fa ny marina hatrany no ho lazaina anareo vahoaka Malagasy.Koa manoloana ny raharaha mikasika ny fanapoizinana niteraka famoizana ain’olona maro dia mampiant...
MITOHY HATRANY NY FAMPITAOVANA ATAON' NY FITONDRAM-PANJAK...
21 Jul 2025
Mitohy hatrany ny fampitaovana ataon'ny fitondram-panjakana ho an'ireo rafitra eny ifotony, ary tsy misy Distrika ho adino araka ny toromariky ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina Distrika miisa...
RADIO MIARA-MIENTANA MIAINGA MIVANTANA AO SAINTE MARIE.
14 Jul 2025
Fandaharana iarahana amin'ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina sady Mpitondra tenin'ny Governemanta, Ramatoa MARA Volamiranty Donna , anio Zoma 11 Jolay 2025, amin'ny 06 ora sy 15 minitra har...
NY DISTRIKAN'IKONGO
10 Jul 2025
Manamafy ny fanentanana eny ifotony amin'ny vondron’olon-tsotra sy mifampizara traikefa amin'ny famolavolana paikadin-tserasera fanampiny ny ekipa eny ifotony eto anivon'ny Minisiteran'ny Serasera...
BAREA DE MADAGASCAR
08 Jul 2025
Handeha mivantana amin'ny TVM ny lalaon'ny BAREA rehetra amin'ny CHAN 2024 ny 02 ka hatramin'ny 30 Aogositra 2025.Ny Alahady 03 Aogositra 2025, ao amin'ny Benjamin Mkapa Stadium Dar-es-Salaam, Tanz...
RADIO MIARA-MIENTANA
04 Jul 2025
Miainga mivantana eto Fianarantsoa, iarahana amin'ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina sady Mpitondra tenin'ny Governemanta, Ramatoa MARA Volamiranty Donna, anio Alakamisy 03 Jolay 2025, amin...
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAHOMBIAZANA NO AZON' NY DELEGASIONINA MALAGASY NANDRITRA NY FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA TANY INDIA
Nahazo vokatra tsara ny Alakamisy 29 janoary 2026 ny delegasiona mzlagasy avy eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel