Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Actualités
CR MANAMBONDRO – FKT VOHINDAVA
17 Nov 2025
FAHATONGAVAN'NY FANAMPIANA AVY AMIN'NY BNGRCNoho ny loza haitrano,nitranga teto Manambondro, Fokontany Vohindava, ny faha-13 Novambra 2025 lasa teo, nahitana trano 279 may kila forehitra, ao anatin...
IVOTORO
14 Nov 2025
Ry Malagasy namana, ry tanora Raha te hikarakara an-tontan-taratasim-panjakana isika. Ka tsy fantatsika hoe inona daholo ny zavatra ilaina, aiza ny toerana aleha? Dia antsoy ny Ivotoro amin'ny laha...
NORAISIN' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA IR...
14 Nov 2025
Tanora mpilatsaka an-tsitrapo miisa 14 hanao asa firotsahana an-tsitrapo any Frantsa mandritra ny 6 hatramin’ny 12 volana, vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny minisitera sy ny France volontaire, no no...
NODIMANDRY I RAZAFIMALALA LUCIE
12 Nov 2025
Nodimandry teo amin'ny faha 80 Taonany i RAZAFIMALALA Lucie. Izy ilay hita tamin'ny sary 𝐕𝐨𝐥𝐚 𝐚𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲 𝐳𝐚𝐭𝐨 100Ar tamin'ny repoblika voalohany teto Madagasikara.Efa lany Miss Madagasikara izy tamin'n...
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY KOLONTSAI...
12 Nov 2025
Fandraisan'Andriamatoa Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina ny 𝐒𝐨𝐥𝐨𝐧-𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐕𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐅𝐫𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐲 (Organisation Internationale de la Francophonie).Nitsidika ny Minisitry ny...
NAHAVITA NY FANAMBARAM-PANANANY NY MINISITRY NY SERASERA...
11 Nov 2025
Natao androany tetsy amin’ny 𝑭𝒊𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 𝑨𝒗𝒐 𝒎𝒐𝒎𝒃𝒂 𝒏𝒚 𝑳𝒂𝒍𝒂̀𝒎-𝒑𝒂𝒏𝒐𝒓𝒆𝒏𝒂𝒏𝒂 ny fanambaram-pananana ho an’ ireo mpikambana ao amin’ny Governemantan’ny Fanavaozana, notarihin’Andriamatoa Praiminisitra Lehib...
NANDRITRA NY DIAN' NY FILOHAN' NY ANTENIMIERAMPIRENENA SI...
10 Nov 2025
Araka izany, nisy fivoriana niarahana tamin’Andriamatoa Roman Marshavin, Minisitra lefitry ny Ministeran’ny Angovo ao Rosia sy ireo mpiara miasa aminy. Noresahina tamin’izany ny fomba hanamafisana...
FANABEAZANA SKOTO
10 Nov 2025
Nanatrika ny fanokafana ny taom-piasana Mpanazava sy Tily eto Madagasikara - Faritra Analamanga Atsinanana i GASCAR Fenosoa mivady.Tontosa tetsy amin’ny Fiangonana FJKM ISOAVINA Ambanitsena ny fano...
FARITRA ATSIMO ATSINANANA MAMPIJORO FIANAKAVIANA MIISA 1...
10 Nov 2025
©️ Ministère de la Population et des Solidarités de Madagascar Tokantrano miisa 11 991 ao amin'ny Distrika MIDONGY ATSIMO sy BEFOTAKA ATSIMO no mahazo tohana avy amin'ny Tetikasa ZARA MIRA. Tokantra...
« Previous
1
…
14
15
16
17
18
…
51
Next »
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAMPAHAFANTARANA FANOMEZANA MARI-BONINAHI-PIRENENA HO AN' NY MPANAO GAZETY
Nampahatsiahivin’ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘫𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘴𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑭𝒂𝒍𝒚 𝑴𝒂𝒉𝒆𝒇𝒂𝒏𝒊𝒓𝒊𝒏𝒂 araka ny efa nam...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel