Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Actualités
FO MIARA-MITEMPO FITIAVAN-TANINDRAZANA NO ANDRAISANTSIKA...
27 Jun 2025
Nanokafantsika ny ivon’izany fankalazana izany ny fiaraha-mifaly tety amin’ny Lac Iarivo. Nandravaka ny lanitra, nanome endrika hafakely ny farihy ary nampisoritra hafaliana sy tsikim-panantenana t...
" KOA AOKA NY FILAMATRY NY REPOBLIKAN' I MADAGASIKARA HIR...
27 Jun 2025
"Koa aoka ny filamatry ny Repoblikan’i Madagasikara hiredona mafy ao am-ponareo tsirairay avy. Ary izany indrindra no nahatonga ny lohahevi-dehibe izay nosafidiantsika hankalazana izao fetim-pirene...
FANKALAZANA NY FAHA 65 TAONA NIVERENAN' NY FAHALEAOVANTEN...
27 Jun 2025
Vory lanona eto amin'ny Kianja Barea Mahamasina ny vahoaka malagasy mankalaza ny faha 65 taona niverenan'ny Fahaleovantena sy nijoroan'ny Foloalindahy malagasy. Tonga manatrika ny lanonana ireo Leh...
FIFANDRAISANA ARA-BAROTRA EO AMIN' I MADAGASIKARA SY ETAZ...
27 Jun 2025
𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏'𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐[𝑭𝒂𝒉𝒂-24 𝒋𝒐𝒏𝒂 2025]Nanao dinik’asa manokana niaraka tamin-dRamatoa Constance Hamilton, tomponandraikitra ambony amerikana misahana an'i Afrika eo anivon'ny US-Trade Representativ...
NITSIDIKA NY FIROSOAN' NY ASA FANAMBOARANA NY LALAMBE MIG...
27 Jun 2025
𝟮𝟰 𝗷𝗼𝗻𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱 - Nitsidika ny firosoan'ny asa fanamboarana ny lalambe migodana teo amin'ny PK0 Ambodifasina ny Filohan’ny Repoblika. Hiditra amin’ny dingana stratejika ity tetikasa goavana ity satria...
" BUS ELECTRIQUE"
27 Jun 2025
Hisantarana ny "BUS ELECTRIQUE" dia misy ny fitaterana maimaimpoana miala eo Tsarasaotra mandrapahatonga eo amin'ny "jet d'eau" eny amin'ny Lac Iarivo, anio Alarobia 25 Jona 2025 manomboka amin'ny...
TONTOSA NY FANDRAISANA TAMIN'NY FOMBA OFISIALY NY AMPAHAN...
27 Jun 2025
Tontosa androany ny fandraisana tamin’ny fomba ofisialy ny ampahany amin’ireo "BUS ELECTRIQUE" fiara fitateram-bahoaka izay vokatry ny fiaraha-miasa teo amin’ny fanjakana Malagasy sy Chine amin'ny...
LUANDA - ANGOLA: ANDRO FAHAROA AMIN' NY FIHAONANA AN-TAMP...
27 Jun 2025
𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏'𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐[𝑭𝒂𝒉𝒂-24 𝒋𝒐𝒏𝒂 2025]Andro faharoa sady fanokafana ara-pomba ôfisialy ny fihaonana an-tampony momba ny fandraharahana eo amin'i Etazonia sy Afrika, andiany faha-17, eto Luanda Reni...
FAMPIDIRANA AN' I MADAGASIKARA AO AMIN' NY TONTOLON' NY F...
23 Jun 2025
𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏'𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐[𝑭𝒂𝒉𝒂-22 𝒋𝒐𝒏𝒂 2025]Amin’izao dian’asa ataon’ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta Ntsay Christian eto Luanda, Angola izao dia nihaona tamin’ny Tale nasiônaly misahana ny fand...
« Previous
1
…
37
38
39
40
41
…
51
Next »
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAMPAHAFANTARANA FANOMEZANA MARI-BONINAHI-PIRENENA HO AN' NY MPANAO GAZETY
Nampahatsiahivin’ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘫𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘴𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑭𝒂𝒍𝒚 𝑴𝒂𝒉𝒆𝒇𝒂𝒏𝒊𝒓𝒊𝒏𝒂 araka ny efa nam...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel