Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Culture
LOHATAONA TAOM-BAOVAON' I MADAGASIKARA
22 Sep 2025
Fizaran- taona itsirian'ny zava-maniry, fotoana mampibaliaka ny masoandro ary heverina fa fisantarana ireo fomba sy fanao tiana hahomby sy ahazoam-bokatra ny Lohataona. Fotoam-piravoravoana ifampiz...
NAMIRATRA I MADAGASIKARA TAMIN' NY WAKE UP SESSION 2025 T...
16 Sep 2025
Ny 13 Septambra 2025, dia natao tao amin’ny Nosy Maorisy ny fifaninanana lehibe Wake Up Session, izay anisan’ny fifaninanana goavana indrindra amin’ny kolontsaina an-dalambe eto amin'ny Ranomasimbe...
FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA
16 Sep 2025
Tonga nanome voninahitra ny fankalazana ny "Hindi Diwas 2025" ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Ramatoa MARA Volamiranty Donna androany.Lanonana izay natao tao amin'ny Masoivohon'ny Inde...
NY FANDRAISAN' NY VAHOAKAN' NY FARITRA MENABE NY KABESON'...
05 Sep 2025
Am-pifaliana tanteraka sy anatin’ny fihetseham-po lalina no nandraisan’ny vahoakan’ny Faritra Menabe ny Kabeson’ny Ampanjaka Toera sy ireo mpitari-tafika roa lahy any Belon'i Tsiribihina izao hariv...
AMPANJAKA TOERA
04 Sep 2025
Sary nanamarika ny teny an-dalana. Ao anatin'ny fanomezam-boninahitra ny mahery fon'i Madagasikara dia ny Ampanjaka TOERA sy ireo mpitari-tafika roalahy niara-dia taminy.#Mahabo
LALANA AMPANJAKA TOERA
04 Sep 2025
Notokanana ary nomena ny anarana '' Lalana Ampanjaka Toera'' ny lalana eo Ampanasana Miandrivazo, ary napetraka ny tsangam-bato lehibe ao Ampanasana ho fanamarihana ny fandalovan’ny Kabeson’ny Amp...
NY AMPANJAKA TOERA
04 Sep 2025
Henikaja sy heni-boninahitra ny Ampanjaka TOERA tamin’ny toerana rehetra nolalovany: Antsirabe, faritra Vakinankaratra hatrany Miandrivazo, faritra Menabe. Niditra ny vavahadin'i Menabe ny Ampanja...
TAORIAN' NY NIAINGANY TEO MAUSOLEE, FASAN' NY MAHERY FO A...
03 Sep 2025
Mialohan'ny nitondrana azy tao amin'ny tranoben'ny Serasera sy ny Kolontsaina dia nisy ny lanonana ara-miaramila nanomezana voninahitra azy ireo.Ny maraina teo izy no niala tao Antsirabe, hanohy ny...
AMIN' NY MAHA SINGA ARA-KOLONTSAINA NY KABESO DIA MITANA...
03 Sep 2025
Amin'ny maha singa ara-kolontsaina ny Kabeso dia mitana toerana lehibe eo amin'ny fanomezan- danja ny harembakoka ny famerenana azy amin'ny toerana niaviany. Koa ny ezaka amin'ny fampodiana ny kabe...
« Previous
1
…
16
17
18
19
20
…
30
Next »
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAMPAHAFANTARANA FANOMEZANA MARI-BONINAHI-PIRENENA HO AN' NY MPANAO GAZETY
Nampahatsiahivin’ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘫𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘴𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑭𝒂𝒍𝒚 𝑴𝒂𝒉𝒆𝒇𝒂𝒏𝒊𝒓𝒊𝒏𝒂 araka ny efa nam...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel