Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Culture
NOSY HO AMIN’NY HOAVY TSY MISY FANDOTOANA PLASTIKA
10 Jun 2025
Nandray anjara tamin'ny fanamarihana ny andro maneran-tany ho an'ny tontolo iainana ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina androany tamin'ny alalan'ny fanetsehana ireo mpirotsaka an-tsitrapo...
FANOKAFANA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY NY TSENABEN' NY BOKY...
05 Jun 2025
Fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny Tsenaben’ny Boky 2025, notarihin-dRamatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna. Hetsika izay atao eo Anosy, manoloana ny Tranombokim-...
NDAO HAHITSY NY DISO
04 Jun 2025
Famoahana boky roa mitondra ny lohateny hoe "Alô hianatra fitenim-paritry" sy "Ndao hahitsy ny diso". Boky roa mampianatra fitenim-paritra sy feni-panoratana. Ny edisiona TENY no nisahana ny fanont...
FITSIDIHA NY ROVAN’I MADAGASIKARA NATAON'NY FILOHAN'NY RE...
04 Jun 2025
Nataša Pirc Musar, sy ny delegasiona niaraka taminy. Nitarika azy ireo tamin’izany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, MARA Volamiranty Donna Mara Donna, sy ny Minisitry ny Raharaham-bahiny...
SANDRATSY GN'ANÔSY
04 Jun 2025
Fahombiazana ny hetsika ara-kolontsaina "SANDRATSY GN'ANÔSY" andiany voalohany, izay notanterahina ny faran'ny herínandro teo manoloana ny Lapan'ny Tanàna Taolagnaro.Tonga tany an-toerana nan...
TSENABEN'NY BOKY
04 Jun 2025
Fantaro ireo fandaharam-potoana mandritra ny TSENABEN'NY BOKY Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM
MIARAHABA AN' I JOEL ANDRIANOMEARISOA
03 Jun 2025
Voaray ho isan’ny angona maharitry ny Metropolitan Museum of Art ao New York ny sangan'asa telon'i Joël Andrianomearisoa.Reharehan'i Madagasikara iray manontolo.LES HERBES FOLLES DU VIEUX LOGIS an'...
VOLANA JONA Iray volan'ny ankizy | Iray volan'ny Teny Mal...
02 Jun 2025
KOLONTSAINA - HAREMBAKOKA
02 Jun 2025
Tonga nanao fitsirihana ny fizotran'ny tetikasa hanoratana ny Fiangonana Katolika sy ireo miaraka aminy, miampy ny fasan'ny jiolahitsambo eto Sainte Marie ho ao anaty lisitry ny HAREMBAKOKA IRAISAN...
« Previous
1
…
21
22
23
24
25
…
30
Next »
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAMPIRANTIANA AO AMIN' NY IVOKOLO ANALAKELY
Alakamisy 26 febroary manomboka amin’ny 6 ora sy sasany hariva sy Zoma 27 febroary 2026
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel