ActualitΓ©s > π™Žπ‘Άπ˜Όπ‘»π™Šπ‘¨π™‘π‘°π™‰π‘¨

π™Žπ‘Άπ˜Όπ‘»π™Šπ‘¨π™‘π‘°π™‰π‘¨


Fandaharana hanasongadinana ny maha Malagasy eo anivon'ny TVM.
Β« S𝐀S𝐀 𝐓A𝐍A𝐆N𝐀 Β» Fomba amam-panao any amin'ny faritra Analanjirofo no ampahafantarina amin'ity volana Marsa ity.
Manasa anao hanjohy izany ao amin'ny TVM ny Sabotsy 1 Marsa @12 Ora antoandro.
Famerenana : Talata 4 Marsa amin'ny 2 Ora 30.
#π™Žπ‘Άπ˜Όπ‘»π™Šπ‘¨π™‘π‘°π™‰π‘¨_Fototry_ny_maha_Malagasy !
#π™Žπ‘Άπ˜Όπ‘»π™Šπ‘¨π™‘π‘°π™‰π‘¨_Miloko_ny_saina!

Publie le 06/03/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s