Actualitรฉs > ๐™Ž๐‘ถ๐˜ผ๐‘ป๐™Š๐‘จ๐™‘๐‘ฐ๐™‰๐‘จ

๐™Ž๐‘ถ๐˜ผ๐‘ป๐™Š๐‘จ๐™‘๐‘ฐ๐™‰๐‘จ


Fandaharana hanasongadinana ny maha Malagasy eo anivon'ny TVM.
ยซ S๐€S๐€ ๐“A๐A๐†N๐€ ยป Fomba amam-panao any amin'ny faritra Analanjirofo no ampahafantarina amin'ity volana Marsa ity.
Manasa anao hanjohy izany ao amin'ny TVM ny Sabotsy 1 Marsa @12 Ora antoandro.
Famerenana : Talata 4 Marsa amin'ny 2 Ora 30.
#๐™Ž๐‘ถ๐˜ผ๐‘ป๐™Š๐‘จ๐™‘๐‘ฐ๐™‰๐‘จ_Fototry_ny_maha_Malagasy !
#๐™Ž๐‘ถ๐˜ผ๐‘ป๐™Š๐‘จ๐™‘๐‘ฐ๐™‰๐‘จ_Miloko_ny_saina!

Publie le 06/03/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs