Actualités > FOTODRAFITRASA GOAVANA SY MANARAKA NY...

FOTODRAFITRASA GOAVANA SY MANARAKA NY FETRA NO HATSANGANA EO IVATO

Fotodrafitrasa goavana sy manaraka ny fenitra no hatsangana eo Ivato, vavahadin'i Madagasikara, entina hanomezana sehatra matianina ny asa tanana malagasy sy ny hampiroborobo ny fizahantany. "Isika dia miasa ary tsy hanaiky hakivian'ny mpanatsatso sy ireo vato misakana ny fampandrosoana" Hoy ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina.📸Présidence de la République de Madagascar📸Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina

FOTODRAFITRASA GOAVANA SY MANARAKA NY FETRA NO HATSANGANA EO IVATO
FOTODRAFITRASA GOAVANA SY MANARAKA NY FETRA NO HATSANGANA EO IVATO
FOTODRAFITRASA GOAVANA SY MANARAKA NY FETRA NO HATSANGANA EO IVATO
FOTODRAFITRASA GOAVANA SY MANARAKA NY FETRA NO HATSANGANA EO IVATO
FOTODRAFITRASA GOAVANA SY MANARAKA NY FETRA NO HATSANGANA EO IVATO
FOTODRAFITRASA GOAVANA SY MANARAKA NY FETRA NO HATSANGANA EO IVATO
FOTODRAFITRASA GOAVANA SY MANARAKA NY FETRA NO HATSANGANA EO IVATO
FOTODRAFITRASA GOAVANA SY MANARAKA NY FETRA NO HATSANGANA EO IVATO
Publie le 12/05/2025 Par 451512 Categorie: Actualités