ActualitΓ©s > NY ANDRO FAHAROA AMIN'NY FIVORIANA FI...

NY ANDRO FAHAROA AMIN'NY FIVORIANA FIFANATREHANA MIVANTANA AMIN'IREO SOLOMBAVAMBAHOAKA

Tonga mavitrika niatrika ny andro faharoa amin'ny fivoriana fifanatrehana mivantana amin'ireo Solombavambahoaka tetsy amin'ny Lapan'ny Antenimierampirenena Tsimbazaza ireo mambran'ny Governemanta notarihin'ny Praiministra NTSAY Christian tamin'ity androany ity.Nitohy tamin'ny fametraham-panotaniana avy amin'ny Solombavambahoaka izay tsy mbola nahavita ny anjara fitenenany ny ampaham-potoana voalohany .Niroso avy hatrany amin'ny famaliana ireo fanotaniana rehetra napetrak'ireo parlemantera ireo kosa ny Ministra tsirairay avy vatany vao tapitra ny fotoana fametraham-panontaniana avy amin'ny Solombavambahoaka.

Publie le 16/06/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s