Actualités > LAHARANA FAHATELO AMIN'NY FAMPIDIRANA...

LAHARANA FAHATELO AMIN'NY FAMPIDIRANA VOLA VAHINY ETO MADAGASIKARA NY FIZAHANTANY

Laharana fahatelo amin'ny fampidirana vola vahiny eto Madagasikara ny fizahantany. Sehatra iray laharampahamehana izanyhoy ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina.Betsaka ny tetikasan'ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny fananganana fotodrafitrasa maro sy ny fampitomboana ny sidina an'habakabaka mankaty Madagasikara amin'ny alalan'ny fanamafisana ny fiaraha-miasa amin'ireo kaompaniam-pitaterana.Noho izany indrindra ny antom-pisian'ny  hetsika iraisam-pirenena natokana ho an'ny fizahantany ITM andiany  faha-11 sy ho an'ny asa tanana IHM  andiany faha-2 izay nisokatra tamin'ny fomba ofisialy omaly.Haharitra hatramin’ny 15 jona 2025 ny hetsika ahitana trano heva 500 ary ny Fanjakan'i Maroc no vahiny manokana amin'ity taona ity.Sary: - Fiadidiana ny Repoblika - ITM

LAHARANA FAHATELO AMIN'NY FAMPIDIRANA VOLA VAHINY ETO MADAGASIKARA NY FIZAHANTANY
LAHARANA FAHATELO AMIN'NY FAMPIDIRANA VOLA VAHINY ETO MADAGASIKARA NY FIZAHANTANY
LAHARANA FAHATELO AMIN'NY FAMPIDIRANA VOLA VAHINY ETO MADAGASIKARA NY FIZAHANTANY
LAHARANA FAHATELO AMIN'NY FAMPIDIRANA VOLA VAHINY ETO MADAGASIKARA NY FIZAHANTANY
LAHARANA FAHATELO AMIN'NY FAMPIDIRANA VOLA VAHINY ETO MADAGASIKARA NY FIZAHANTANY
LAHARANA FAHATELO AMIN'NY FAMPIDIRANA VOLA VAHINY ETO MADAGASIKARA NY FIZAHANTANY
LAHARANA FAHATELO AMIN'NY FAMPIDIRANA VOLA VAHINY ETO MADAGASIKARA NY FIZAHANTANY
LAHARANA FAHATELO AMIN'NY FAMPIDIRANA VOLA VAHINY ETO MADAGASIKARA NY FIZAHANTANY
Publie le 13/06/2025 Par 451512 Categorie: Actualités