Actualités > FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA...

FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN' NY ZON' NY VEHIVAVY IZAY NATAO TANY MAHAJANGA NY ALAKAMISY 06 MARTSA 2025

Isan'ny nanamarika ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy any Mahajanga, izay tarihin-dralatoa Mialy Rajoelina, ny fanadiovana sy fanatsarana ny torapasika teny amin’ny « village touristique » omaly 6 marsa 2025.
Hoy indrindra Ramatoa Mialy R. Rajoelina nandritra ny fandraisam-pitenenany:
"Mahajanga, tanànan’ny voninkazo, toerana manintona olona maro noho ny fahatsaran’ny tora-pasika sy ny toetrandro mafana saika mandavan-taona. Androany dia miara-mientana isika amin’ny hetsika fanatsarana sy fanadiovana ny "village touristique".
Namboly voanio isika efa andro maromaro izay no nametrahantsika azy ireo. Ny voanio izay hazo manan-danja amin’ny fiarovana ny tontolo iainana. Nanome aina vaovao ho an’ity toerana ity isika ary indrindra mametraka lova maharitra ho an’ny taranaka."

FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN' NY ZON' NY VEHIVAVY IZAY NATAO TANY MAHAJANGA NY ALAKAMISY 06 MARTSA 2025
FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN' NY ZON' NY VEHIVAVY IZAY NATAO TANY MAHAJANGA NY ALAKAMISY 06 MARTSA 2025
FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN' NY ZON' NY VEHIVAVY IZAY NATAO TANY MAHAJANGA NY ALAKAMISY 06 MARTSA 2025
FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN' NY ZON' NY VEHIVAVY IZAY NATAO TANY MAHAJANGA NY ALAKAMISY 06 MARTSA 2025
FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN' NY ZON' NY VEHIVAVY IZAY NATAO TANY MAHAJANGA NY ALAKAMISY 06 MARTSA 2025
FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN' NY ZON' NY VEHIVAVY IZAY NATAO TANY MAHAJANGA NY ALAKAMISY 06 MARTSA 2025
FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN' NY ZON' NY VEHIVAVY IZAY NATAO TANY MAHAJANGA NY ALAKAMISY 06 MARTSA 2025
FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN' NY ZON' NY VEHIVAVY IZAY NATAO TANY MAHAJANGA NY ALAKAMISY 06 MARTSA 2025
Publie le 07/03/2025 Par 451512 Categorie: Actualités