Actualités > NOSOKAFANA OMALY TAMIN'NY 11 ORA NY F...

NOSOKAFANA OMALY TAMIN'NY 11 ORA NY FIVORIAMBE FIFANATREHANA MIVANTANA EO AMIN'NY GOVERNEMANTA MALAGASY SY IREO SOLOMBAVAMBAHOAKA

Nitarika ny fotoana sy nanokatra ny fivoriana ny Filohan'ny Antenimierampirenena TOKELY Justin notron'ireo mpikambana eo anivon'ny Birao maharitra.Nialoha ny fifanatrehana  teo amin'ireo andrim-panjakana roa tonta, dia nanatanteraka ny tatitr' ireo asa marobe vitan'ny Governemanta ny Praiministra NTSAY Christian. Novelabelarin'ny Lehiben'ny Governemanta nandritra ny 4 ora ny tatitry ny asa vitan'ireo Ministera tsirairay izay voarakitra tamina tahirinkevitra nahatratra 54 pejy.Taorian'izay dia nitohy avy hatrany tamin'ny tapam-potoana faharoa izay naompana manontolo ho an'ireo Solombavambahoaka  tsirairay avy ; fotoana izay nahafahan'izy ireo nametraka fanontaniana  miantefa mivantana amin'ireo mpikamban'ny Governemanta, sy nahafahan'izy ireo ihany koa nitatitra ny hetaheta avy amin'ny vahoaka any anivon'ireo Distrika tsirairay avy.Haharitra roa andro ny fifanatrehana mivantana eo amin'ny Antenimerampirenena sy ny Governemanta izay azon'ny olom-pirenena arahina mivantana ihany koa amin'ny TVM sy Radio Madagasikara  RNM 99.2 MHz

Publie le 13/06/2025 Par 451512 Categorie: Actualités