๐ฎ๐ฐ ๐ท๐ผ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฑ - Nitsidika ny firosoan'ny asa fanamboarana ny lalambe migodana teo amin'ny PK0 Ambodifasina ny Filohanโny Repoblika. Hiditra aminโny dingana stratejika ity tetikasa goavana ity satria hanomboka ny fandrakofana tara ny ampahany voalohany hatrany Ambohimanga. Ny fanamby dia ho vitaina mialohanโny fihaonana an-tamponโny SADC izany ampahan-dalana izany.
Alatsinainy 2 Martsa 2026